Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i rasil, milahatra araka ny daty
rasil
(
04/09/2007 14:26)
mora ny miteny hoe areheto ny poteau
Tena mbola ela isika vao handroso, na atao hoe firenena mandroso.
Raha tsaroanareo vao haingana no nisy horohoron-tany tany Japon. Nitritra vokatr'izany ny reacteur nucleaire anakiray ka tsy maintsy ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/09/2007 04:55
rasil
(
06/08/2007 17:56)
klé lé
Matetika aho rehefa mamaky forum eto dia mahita an'ireo teny ireo.
Tahaka ny hoe: "Fa ahoana klé?" na "Tsy mety izany lé".
Amiko manokana dia tsy dia mendrika loatra ireo teny ireo.
klé = ...
tohiny
novalian'i Vazimbatia ny 24/11/2008 21:37
rasil
(
01/08/2007 14:55)
Te hitady ny vaovao momba an'i Madagasikara
Miarahaba anareo,
Inona kay no fomba ampiasainareo avy aty ivelany rehefa tia hikaroka vaovao momba an'i Madagasikara? Izaho mantsy mba manaraka forum, mamaky gazety, mijery dailymotion sy youtube fa...
tohiny
novalian'i rasil ny 02/08/2007 18:37
rasil
(
03/07/2007 22:56)
nahagaga ahy
Mba namonjy fety gasy izaho sy ny namako tamin'ny sabotsy. Tsy nisy fantatro mihitsy ny olona tany. Vao tonga izahay dia nampahafantariny ahy ny namany. Dia nahafinaritra ny lalao. Nisy olona iray koa...
tohiny
novalian'i rasil ny 09/07/2007 01:00
rasil
(
04/06/2007 22:13)
saika hitady hiran'ny tarika remi
Ilay misy hoe
arahabaina manokana ireo zokiolona ray aman-dreny niteraka
fa ianareo re no reraka nanorotoro anay tsy hiveraka
......
tohiny
