klé lé
1. rasil
(
06/08/2007 17:56)
Matetika aho rehefa mamaky forum eto dia mahita an'ireo teny ireo.
Tahaka ny hoe: "Fa ahoana klé?" na "Tsy mety izany lé".
Amiko manokana dia tsy dia mendrika loatra ireo teny ireo.
klé = koa lelika eh, koa lelenina, ...
lé = lelika eh, lelenina a, ...
Atsipy ny tady eny an-tandroky ny omby.

novalian'i Vazimbatia ny 24/11/2008 21:37
2. booboo
(
06/08/2007 18:08)
fa ahoana no tsy mendrika lé ? :°)
amiko indray nefa dia fanafohezako ny hoe " lay gaona" no hitenanako "lé".
Amiko manokana dia tsy dia mendrika loatra ireo teny ireo.
klé = koa lelika eh, koa lelenina, ...
lé = lelika eh, lelenina a,
amiko indray nefa dia fanafohezako ny hoe " lay gaona" no hitenanako "lé".
3. rasil
(
06/08/2007 18:14)
Ny fahalalako ny dikan'ny "gaona" dia sipa efa malalaka be. Sa diso aho.
Fa na izany na tsy izany dia toa hafahafa amiko mpamaky foana ilay teny.

4. booboo
(
06/08/2007 18:23)
:^):^)ie, diso tanteraka mihitsy enao @ dikan'ny hoe "gaona".
Teny malagasy io = ankizilahy/lhl. cf Rakibolana kounkou fa ao ny famaritana io voambolana io.
Tsy tadidiko hoe inona lay hiran'ny Mahaleo mitsy io voambolana io, tonon-kiran-dRossy kounkou ahitana an'io (lay misy hoe " ohatra tany tsy misy olona aty eeeeee (...)" iny ...

5. rasil
(
06/08/2007 18:37)
Izaho aloha tsy manana rakibolana, fa ilay hiran-dRossy ohatra ny "ry akama" no teneniny fa tsy "lay gaona" izany. http://www.dailymotion.com/relevance/search/gasy+rossy/video/xs1di_rossy-madagasikara-madagascar-hira_music
6. ikaretsaka
(
06/08/2007 18:41)
rasil:
Matetika aho rehefa mamaky forum eto dia mahita an'ireo teny ireo.
Tahaka ny hoe: "Fa ahoana klé?" na "Tsy mety izany lé".
Amiko manokana dia tsy dia mendrika loatra ireo teny ireo.
klé = koa lelika eh, koa lelenina, ...
lé = lelika eh, lelenina a, ...
Atsipy ny tady eny an-tandroky ny omby.
Ianao no efa ratsy saina any amboalohany
fanomezana emphasis sy lanja kokoa ilay zavatra tenenina io
t@ ny Ntaolo io dia manao hoe tsy tiako, lahy. ilay vehivavy iny
mitovy @ ilay version ankehitriny hoe tsy revesako le sipa iny le
dia ny angalisy manao ilay .. man isaky ny mihetsika (hey man, look man)
ary amin'ny teny malay sy singaporianina ny leh sy ny lah dia manampy "emphasis" be amin'ilay teny
ary raisiny rehefa manafangaro azy @ teny Angalisy aza
"Eh, today you dress very Auntie leh..."
Chin chye lah! tsisy problemako izany!
7. rasil
(
06/08/2007 18:56)
Aleo ary raisina hoe ratsy saina amboalohany aho.
Fa saingy isika tsy singapour na Azia afovoany.
Mino aho fa raha misy dinika mandeha amin'ny tele na radio dia tsy hisy hiteny mihitsy hoe "tsy mety izany lé" na "tsy mety izany klé". Kidaona maraina ihany angamba.
tsy tiako, lahy. ilay vehivavy iny
tsy revesako le sipa iny le
Vao mamaky an'ireo fotsiny dia hitanao ny klasy ara-tsosialy. Dia azo taritina avy amin'izay avy hatrany ny mety ho lanjan'ilay dinika.

8. ainga
(
06/08/2007 19:01)
Ô ! ô ry lahy e, zovy no tsy ... hihomehy !
Io "le" dia mitovy @ le ao @ hoe lesabotsy, lezoma, lendrema, ka ilay nosoratan'i rasil momba an'i Mama lenina dia aleo ho azy any... sa ahoana lerasil ?

9. rasil
(
06/08/2007 19:18)
ainga> tsy maninona fa mihomeheza
"le = ilay" mpanolotra no tianao tenenina. Fa saingy izany dia mipetraka eo alohan'ny anarana.
lerasil izao tsy mety fa misy mpanolotra roa: ilay sy ra lasa hoe: ilay ra-silvain.
Fa tsy izany mihitsy ny fahalalako ny dikan'ireo.

10. Fiffi
(
06/08/2007 19:20)
rasil:1-ny zavatra tsy fantatrao angamba de forum ny eto.....enao nga tsy mba anisan'manatsotra fiteny ? inona no maharatsy ny "klé , sy ny lé" ?
klé = koa lelika eh, koa lelenina, ...
lé = lelika eh, lelenina a, ...
-ny fisainanao no ratsy am fandraisanao azy......de aza alefa lavitra ny saina fa :) de ampy eh !
11. ikaretsaka
(
06/08/2007 19:30)
rasil:
Aleo ary raisina hoe ratsy saina amboalohany aho.
Fa saingy isika tsy singapour na Azia afovoany.
Mino aho fa raha misy dinika mandeha amin'ny tele na radio dia tsy hisy hiteny mihitsy hoe "tsy mety izany lé" na "tsy mety izany klé". Kidaona maraina ihany angamba.
tsy tiako, lahy. ilay vehivavy iny
tsy revesako le sipa iny le
Vao mamaky an'ireo fotsiny dia hitanao ny klasy ara-tsosialy. Dia azo taritina avy amin'izay avy hatrany ny mety ho lanjan'ilay dinika.
Mitovitovy sy avy any @ iny faritra iny ange hono ny fiandohan'ny fitenintsika e
13. nanoukely
(
06/08/2007 19:32)
klé sy lé kosa ve de hidika teny ratsy avy hatrany klé , za aloha raha hiteny hoe leity ehhh tsy hanalava soratra fa tonde ataoko : de ahoana lé na iza zany klé :roll: tsiky de ampy klé :p
14. ainga
(
06/08/2007 19:35)
mbà vazi2 re ny ahy rasil fa nareo koa !:):) Ilay resaka mama lenina fotsiny ni tiana nampidirina teo fa fantatro fa hors sujet.:P
Aleo àry maotina sy matotra e! Tsy mety ve izany le ?
Sa ahoana tokoa, lahy ?
Misy koa manao hoe oahy lele ! na koa "tsilele" . Io indray dia mifanakaiky be an'ilay mamalenina !:oops:
AOKY IZAY fa sao lasa teny ratsy kle !:P

15. Fiffi
(
06/08/2007 19:38)
nanoukely:f'ita hoa klé ! :-D:-D:-D:-D zany kosa ve de teny ratsy klé hehehehehe :) de ampy klé ! :-D:-D
klé sy lé kosa ve de hidika teny ratsy avy hatrany klé , za aloha raha hiteny hoe leity ehhh tsy hanalava soratra fa tonde ataoko : de ahoana lé na iza zany klé :roll: tsiky de ampy klé :p
16. sitlo
(
06/08/2007 19:38)
Mitovitovy fa tsy tena. Ary mino aho fa raha misy miteny avy any eo dia tsy misy hahazo akory.
Teny indonezianina: "ako" = izaho, fa raha teny gasy "akoho" tsy izaho izany.
---------------------------
Fiffi> ok, mba hevitra atsipiko ny ahy fa izaho tsy afaka hanery an'iza na iza.
Ratsy ny fandraisako azy. Marina izany, ary izay no lazaiko eto. Fa somary nahagaga ahy, toa tsy misy miombon-kevitra amiko ny olona.
Mety izaho ve no diso klé? :?

17. sitlo
(
06/08/2007 19:42)
valiteny ho an'ikaretsaka ilay teo ambony teo fa lasa taty ambany be tampoka.
nanoukely> leity = ilay ity, tsy olana izany

18. Fiffi
(
06/08/2007 19:43)
sitlo:sitlo: heu....tsy misy manery klé ! :-D:-D:-D fa de aleo samy mandray zay hitiavany azy zany klé !
Fiffi> ok, mba hevitra atsipiko ny ahy fa izaho tsy afaka hanery an'iza na iza.
heu....fa aleo zany mitandrina rehefa mamaly dinika am i rasil klé...satria teny ratsy io aminy klé ! :) de ampy !