klé lé
21. nanoukely
(
06/08/2007 19:50)
sitlo: ka ny an'i rasil nge zany refa hoe lé ... na inona eritreretinao tao aorinany de nenazy teny ratsy foana eh io efa soratany io klé; tsy haiko aloha klé nena tsiky de ampy klé :p aminy manokana tsy mendrika le teny klé :-D
22. rasil
(
06/08/2007 19:59)
sitlo, fiffi> Izaho mitovy hevitra ka, tsy tena hoe teny ratsy be ilay izy satria miafina. Fa na dia izany aza manambany klasy sosialy.
ainga> izaho mahataty vazivazy ka.
ikaretsaka> ohatra an'io sitlo io, na ny fitenim-paritra sasany aza ange rehefa tonga ao Antananarivo dia lasa teny ratsy e. Avy any Morondava ohatra: "Sanina bavy", tsy maninona mihitsy. Fa raha izany no teneninao amin'ny olona ao Antananarivo dia miharatsy ny fahitany anao.
Ka io tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka. (Nyeja :)). Dia mba raiso fotsiny izany hoe misy fomba fijery hafa amin'ireo teny ireo.

23. fasaly
(
06/08/2007 20:07)
zà kosa alou tsoriko ny marina fa nanano-sarotra be ahy ny ampiasa an'io klé klé io tam vlou! na amzao aza! satria otran'ny ny bandy ihany no mendrika miteny na manoratra an'io fa raha ba te haka tahaka ndraindray de manao tsindraindray :-Dfa tsy vokatry ny fo sy ny saina fa ny sitraky ny tanana hanoratra:-D:-D:-D
24. lancia
(
06/08/2007 20:14)
hihihi, fa in dôly dôly ary reto klé
le izy aloha hoatrany hoe amiko teninjatovo e,
misy mety ts mahazaka
sa ts zany klé:-D:-D:-D:-D
le izy aloha hoatrany hoe amiko teninjatovo e,
misy mety ts mahazaka
sa ts zany klé:-D:-D:-D:-D
25. lancia
(
06/08/2007 20:16)
za zao vao manandrana mteny anle klé lo e, fa ts de fantatro loatra ny antony,hihihi:-D:-D:-D
fa teto daholo ny ol no nandalo de mba teto kou za,klé
fa teto daholo ny ol no nandalo de mba teto kou za,klé
27. Fiffi
(
06/08/2007 20:22)
zah kalou de teto no nianarako an'io klé ! :-D:-D:-D de mba manao ohatran'rehetra klé ! :-D:-D:-D fa tena loin de ma pensée hoe teny ratsy sy tsy mendrika le izy an ! :roll:
28. ainga
(
06/08/2007 20:39)
OAY KLE ! Hay le hoe kle de karetsaka nno namany fa isika rehetra no à côté de la serrure, kle:-D:-D:-D:-D
29. fasaly
(
06/08/2007 20:41)
:-D:-D:-D:-D ny trano kosa aloha raha tsy misy klé sy karetsaka de manjary baranahiny be e!:-D:-D:-D
30. lancia
(
06/08/2007 20:43)
Samy manana ny fombany ny rehetra fa aleo fantarina ny tsy zakan'ny hafa de tsy atao aminy raha izay angamba no vahaolana hitako,
tsiky de ampy e:D
tsiky de ampy e:D
33. fasaly
(
06/08/2007 20:53)
zà kalou afaka mahatoky i rasil fa tsy mampiasa an'io fa refa mba te ho à la hauteur eto am forum ono zany de mody mampiasa kely fotsiny sefa anona iny:-D:-D:-D:-D:-D fa tsy am aingampanhiko mitsy lay mampiasa klé fa manjary otran'ny bandy be zany zà:wink::-P:-D:-D:-D:-Dzà nefa tsy te ho bandy sao lasa lesbo eo:{
34. fasaly
(
06/08/2007 20:54)
ny fandraisako azy manokana io ry zareo an! ahy samy irery ! tsy mendrika ahy ny ampiasa azy ! hevitro ahy izany fa ny anareo no tsy haiko ....lasa izao dool:-P
35. menalamba
(
06/08/2007 21:52)
Oh Ràklé ah! very lé laklé lé,tsisy klé 'zany ny hidirana ato am-serasera lé:°):°):-D
36. tenagasy
(
06/08/2007 22:57)
Mankamamy eh!
Raha ny dikan-teny: mba nandalo t@ iny faritra afovoany atsimo iny aho fa misy faritra any, ohatra: atody = testicule; lengo (laingo) = fitaovam-pananahana. No comment!
Ny fahalalako azy indray izay inoako fa tsy dia diso loatra dia fanatsorana fitenenana ireo:
- ilay ity e --> letie --> lé (oh: henjana indray iny ilay ity e! = ... lé!)
- koa ilay ity e --> ko letie --> klé (oh: tsy mety kosa iny ko ilay ity e! = ... k'lé) ((ny koa angamba eto fanatsarana na fanamafisana na tahana izany))
Ny amin'ireto farany indray izay ialana tsiny fa dia tsy maintsy averina moa hazava: fa dia teny ratsy tanteraka ny hoe: lélé sy ny hoe ts'lélé satria dia fanatsorana ilay ralenina!
Mirary soa!

37. lapino
(
06/08/2007 23:36)
rasil:Tsy laviko io ! fa mbola azo raisina koa ilay hoe "lety e" na "legona a" izay tsy teny ratsy aloha.
klé = koa lelika eh, koa lelenina, ...
lé = lelika eh, lelenina a, ...
Ary ataoko anefa fa tsy teny nolovaina avy tamin'ny teny aziana io, fa fialan-tsiny fotsiny izany.
Ilay izy anefa efa lasa fiteny, ary tsy misy saina ratsy matetika mahatonga an'io ho voateny fa efa noho ny fahazarana. Sady mampisy aina kokoa ny resaka ilay izy indraindray.
Ka raha tsisy sain-dratsy ilay izy dia tsy afaka raisina ho fanafohezana ilay teny ratsy kosa, fa mba azo raisina hoe fanafohezana ilay tsy teny ratsy.
Rehefa tsy te hiteny ratsy aza ange no mampiasa an'ireny e. Te hampiaina an'ilay resaka kanefa tsy te hiteny ratsy. Fa rehefa te hiteny ratsy, dia tenenina mihitsy ilay teny ratsy.
rasil:Fa io kosa tena tsy ekeko kle!! :wink:
Vao mamaky an'ireo fotsiny dia hitanao ny klasy ara-tsosialy. Dia azo taritina avy amin'izay avy hatrany ny mety ho lanjan'ilay dinika.
38. Herimiafina
(
07/08/2007 01:10)
Ny klé aloha no mba haiko hoe mety misy dikany maromaro mety azo atao ratsy mety azo atao tsara mety azo atao ratsy na tsara, arakarak'izay ao antsainao sy izay kilasy ara-tsosialy misy anao, araka ny voalazanao ihany.
Raha ny kilasy ara-tsosialiko aloha dia kléaza no handikako azy na "ah zalahy e!". :@
Raha ny kilasy ara-tsosialiko aloha dia kléaza no handikako azy na "ah zalahy e!". :@
39. Fiffi
(
07/08/2007 05:41)
"rasil":
Vao mamaky an'ireo fotsiny dia hitanao ny klasy ara-tsosialy. Dia azo taritina avy amin'izay avy hatrany ny mety ho lanjan'ilay dinika.
"lapino":f'ita hoa akia an !
Fa io kosa tena tsy ekeko kle!!
40. fasaly
(
07/08/2007 05:46)
ny ahy aloha tsy sokajiko hoe kilasy ara tsosialy lay izy....fa raisiko otran'ny hoe fitenina bandy bandy.....ozany ka izay no ataoko hoe tsy mifanaraka am personnalité ny miteny bandy bandy na dimbadimbaka satria aho tsy de sarindahy loatra....:-Pizay no handraisako azy.....hafahafa be aho vao mampiasa io eto fa mbo te haka tahaka ny hafa hahahaha ny tanako no te hi geste hanoratra:-D:-D:-D