klé lé

61. princesseN ( 08/08/2007 08:57)
:-/:-/amiko alou tsy itako ze maha tsy mandrika an'izany eh!za zao tsy niheritreritra mintsiny hoe zany ny fanalavana an'izany!"klé"sy"lé" zany!
62. Fiffi ( 08/08/2007 09:14)
zany angé akia hoa eh ! misy mandefa tena lavitra be mintss zany sainy zany an !:roll:
63. princesseN ( 08/08/2007 09:26)
ita mintsiny ouah ry Fiffi...!samy hafa mintsy alou ny olona eh!:P
64. Fiffi ( 08/08/2007 09:56)
princesseN: le izy koh akia de raha ohatra ve ka raisina teny ratsy daholo isakin'miteny an'io heu....hisy vanona ve ny dinika ? :roll:
65. fasaly ( 08/08/2007 10:24)
samia manao zé tiny e! zà aloha tsy de mampiasa anizy io ho ahy irery izany ....fa anefa tsy manleingelina ahy ny fampiasan'ny hafa azzy:-P
66. Fiffi ( 08/08/2007 10:47)
67. sitlo ( 08/08/2007 17:10)
:-D

za aloha raha teny tsy mampaninona ahy fa raha mikasikasika :x, mitsangam-bolo mihitsy.
68. simplex ( 08/08/2007 17:19)

manin tsara i sitlo sy fijo :?:

:roll:
69. Fiffi ( 08/08/2007 19:53)
:-D:-D
70. wooda ( 08/08/2007 21:37)
:lol: oah lalahy eh!

Matetika mampiasa ireo teny ireo ny tenanay, indrindra rehefa misy zavatra tsy tanty izay de miteny foana hoe "Legona" (mba hialana amin'ilay fiteny hoe le*nina), fa sambako vao nahita an'izany dikany iray zany teto! :-D

Fa zao kosa eh! Tena tsara mihintsiny, indrindra amin'ny fiheverako azy, ny misy mananatra ihany amin'ilay fomba fanoratana ilay teny gasy (indraindray)ato amin'ny Forum ato. Fa noho ilay fomba maikamaika efa hananana dia efa zatra manafohy ilay teny gasy matetika! :°)

rasil->:-D:-D tena marina fa raha miroky ao Antananarivo ao dia matetika mivilana amin'ny sofin-dry zareo ao ilay tiana ho hambara; ohatra:

"zafady fa tsy ra haiko zegny! = azafady fa tsy fantatro izany!"

:-D noheverin'ilay joba fa nisongo toerany teo ampiandrasana cabine telefonina tao Analamhitsy tao za kle. :wink:
71. Fiffi ( 09/08/2007 14:26)
wooda:

fa sambako vao nahita an'izany dikany iray zany teto! :-D
ka zay hoa.....misy mandray azy ratsy.....:roll:


72. ikaretsaka ( 09/08/2007 15:45)
marina mihitsy io lazain'i wooda io
dia ny hitako olan'ny ankizy lehibe tao antananarivo matetika dia ilay tsy misahirana miezaka mamantatra ny tian'ilay olona any @ faritra sasany lazaina fa vao miteny kely dia tsy henoina hatramin'ny farany akory ilay olona dia :
"Ahoana hono?" "maninona honooo?"
73. Fiffi ( 09/08/2007 15:50)
ka sao de liana loatra kosa no nahatonga an'zany ? de nanjary noraisina zavatra ratsy ?
74. johnnyandri ( 09/08/2007 17:55)
Tounde tampina koa ny domy ato amin\'ity dinika ity zany kle. Tairo njay zany ny dinika karazana tenin-jatovo kle. an? an? an? sa aon hozy ra-rasil kle an? an? an? de aon/ de aon? fomba firesaka ihany no eto rasil fa tsy fiainana manontolo akory a. Reveo manja fotsiny de tafiditra nareo o... sa aooooonn? an? an? an?:wink::^) kozy kozy doly doly e, zaaaayyy...ieh.
F\'innna Njaay...:D
75. fasaly ( 09/08/2007 17:57)
:-D:-D:-D:-D
76. princesseN ( 10/08/2007 08:10)
:roll::roll:rasil mintsy no tena hafahafa @zao eh!
77. Vazimbatia ( 24/11/2008 21:37)
[
Ny fahalalako azy indray izay inoako fa tsy dia diso loatra dia fanatsorana fitenenana ireo:
- ilay ity e --> letie --> lé (oh: henjana indray iny ilay ity e! = ... lé!)
- koa ilay ity e --> ko letie --> klé (oh: tsy mety kosa iny ko ilay ity e! = ... k'lé) ((ny koa angamba eto fanatsarana na fanamafisana na tahana izany))
Ny amin'ireto farany indray izay ialana tsiny fa dia tsy maintsy averina moa hazava: fa dia teny ratsy tanteraka ny hoe: lélé sy ny hoe ts'lélé satria dia fanatsorana ilay ralenina!
ity nolazainao ity ranamana no hitako fa mahalaza an'ilay izy klé. Misaotra anao!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0898