klé lé

41. xxx ( 07/08/2007 08:12)
rasil:


klé = koa lelika eh, koa lelenina, ...
lé = lelika eh, lelenina a, ...



Marina tanteraka io voalaza io fa ny dika ataon'ny namana hafa dia fanadiovan-tena, na fiezahana manazava nohon'ny tsy fahalalana, na nohon'ny fahaizana diso toerana.

Ho an'ireo mahay teny gasy> Niainga tamin'ny tenin-jatovo ireo fanafohezana ireo fa tsy nianga tamin'ny teny Malagasy madio. Sahala amin'ilay hoe : kiiii (fanafohezan-tena koa io, kind....)
42. Fiffi ( 07/08/2007 08:38)
xxx:

Sahala amin'ilay hoe : kiiii (fanafohezan-tena koa io, kind....)
:roll::roll::roll: aiza kosa ? de raha hilaza zany zah hoe "kiiiii !! mi-lagy be ny pc-ko" de teny ratsy ve no ao an-do am io ? :roll:


43. simplex ( 07/08/2007 08:48)

Ny ankamaroan'ny teny rehetra afaka asiana metaphore kely doly e. Miankina @ sain'ny mpanoratra sy mpamaky ihany io. Ohatra:
* minana
* minana

refa ny sainao no tonga d ratsy no tonga voalohany d izay le hoe le fitaizana no mety nahatonga izay. Tsy voatery ilay kilasy sosialy loatra na d hoe izay ary ilay izy matetika. Queen Elisabeth II, ve zao tsy miteny ratsy mintsy??

* ady kle
* ady kle

le izy kou miankina @ ilay interlocuteur-nao. Izany hoe tokony mifanja ny mpiresaka roa tonta. Ka ra samy jiolamboto ohatra, na hoe olona efa hifanaovana le izy, tsy dia misy olana loatra. Fa ra ingahy minisitra ohatra no iresahana, d tsy mety, vulgaire mintsy ary ngambany...

K ra eto @ forum alou, izay marihina fa cool be doly na lahy na vavy na antitra na tanora, tsy d misy tafitohina @ hoe "le" sy "kle" ny ankabeazany e. Zany hoe, tsy tokony atao be loatra le izy fa misy ol tahaka an'i rasil, mety tsy mety aminy ilay izy mou kou, tanana efa zatra nivokona mety sarotra be ny hanatsotra azy... sao manao folaitra any @ tsy tokony hanaovana izany...

lava be izy zany kle :P:°):-P
44. Fiffi ( 07/08/2007 08:50)
fa le "kiiii" kosa aloha toa mi-exazy xxx an ! :roll:
45. rhina ( 07/08/2007 09:41)
tsy azoko mints oe maina an'i rasil le klé
fita klé lé

sa aona oz nareo lé
lé aza
46. Fiffi ( 07/08/2007 10:20)
:) de ampy kah !
47. fasaly ( 07/08/2007 10:35)
ilay kiiiii! koa aloha de tena choké zà nanita an'io tam vlou e! nisy namako efa taloha elabe zay bandy ato nanoratra dia nanisy an'io fa tolagaga be aho ka velompanotaniana hoe inona no dikan'ilay kiii kay???de hoy izy hoe fahagagàna hono:roll::-D:-Deny ary kou! hoy aho hihihi..

fa ilay fanabeazana natao taminay tam bola kely mitsy no enjana be! raha vao mitondra teny hafahafa avy any ivelany ao antrano dia mahazo ny daka mandrivorivo! tena daka mitsy fa tsy fomba fiteny fotsiny an! na teninjatovo io na tsia refa teny hafahafa tsy hay dikany loatra ka manelingelina andry zareo lehibe de tsy entina ao antrano...
na ny anadahy niaraha notezaina taminay aza tsy miteny ratsy sy manopa zany mitsy....fa io miakina am fitaizàna nanabeazana ny tsirairay...
tsy miteny aho akory hoe ratsy taiza ny mpiteny anreny fa samy nananna ny nanazarana azy:-P
48. Fiffi ( 07/08/2007 16:56)
xxx:
Sahala amin'ilay hoe : kiiii (fanafohezan-tena koa io, kind....)
:-w:-w:-w mba manana heritreritra bizara koh nareo zany an !:roll:


49. ikaretsaka ( 07/08/2007 17:41)
arakarak'ilay olona io ko..
za izao izany atao'ny bandy hoe hoe "isé" izany no tsy voako mihitsy!
ohatran'ny pelaka manao cheri!
50. mbaliana ( 07/08/2007 19:05)
zany ve ry ise? :-D:-D:-D:-D =))=))=))
51. ikaretsaka ( 07/08/2007 19:12)
Raha ianao tsy maninona ka! fa raha bandy beeerk be
52. Fiffi ( 07/08/2007 19:23)
koh hoe tsy tia an'io koh ! nga misy fihovana raha lahy na vavy no milaza azy ?
53. ikaretsaka ( 07/08/2007 19:45)
Samy tsy tiako satria tonga de Cheri no ao an-tsaina
raha vavy hoe ohatran'ny hoe azo leferina kely ihaaany... fa raha lehilahy! Asaivo ataon'i Sitlo Cheri ange i fijo ohatra raha tsy guerre be e!:wink:
54. Fiffi ( 07/08/2007 19:52)
ikaretsaka:
Asaivo ataon'i Sitlo Cheri ange i fijo ohatra raha tsy guerre be e!:wink:
:-D:-D:-D fa maninn raha anjamana an'toi fa nahoana no fijo ? :-D:-D:-D:-D


55. fasaly ( 07/08/2007 19:52)
:-D:-D:-D:-D:-D fa manin no tonga dia i sitlo sy ifijo:-D:-D:-D:-D:-D njenestooooo ka raha raikitra tampoka lay isé isé lasa cheri be! :-D:-D
56. Fiffi ( 07/08/2007 19:53)
zah akia mba gaga an ! :-D:-D:-D:-D
57. menalamba ( 07/08/2007 20:55)
Misy misitery eto izany:-/:^)
58. Fiffi ( 07/08/2007 21:04)
:-/
59. ikaretsaka ( 07/08/2007 23:04)
fasaly sy fiffi> ka angaha ny mpanao fikarohana sy mpilaza ny heviny amin'ireny thesis ireny atao example?
60. Fiffi ( 08/08/2007 05:51)
Ika: ka naninn raha toundé toi no atao ex ?:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079