obsession
1. xxx
(
08/09/2007 09:24)
o ry reto a! za reto rehefa mitia olona d lasa miv&adika obsession , tsy aiko intsony ny manavaka ny fitiavana sy obsession.Rehefa misy lhl ray tia ahy d @ voalohany za tsy miraika fa rehefa izy lay manomboka tsy tara @ko iny kosa eo vao tara za ,@zao moa za efa nisaraka @ za vao tiako izy , ka eo ilay fanontaniana we fitiavana sa obsession! satria mila tsy ahavita zavatra mihintsy za fa izy foana no antsaiko , matahotra za we sao d efa manao sipa, efa adinona za v, kestion tsy misy dikany hotran'izany no ao antsaiko , mba ampio reto anala anilay eritreritra b reto a! svp
novalian'i imaitsoanala ny 24/10/2007 23:07
3. kallie
(
08/09/2007 10:03)
taitra ny ol tsy taitra zany ko taitra rery vô mamaky takotra, ny am manaraka no soroana
9. karinah
(
09/09/2007 13:09)
xxx: lasa ohatran'ny hoe dadanao izy izany fa tsy olontsinao intsony!:-D:-D:-D, sahala @ le zaza tsy mahafoy ny R&R ny ireny, ol-debe ve dia hanao an'izany?:-D:-D:roll:
10. la
(
10/09/2007 05:28)
xxx> manaova activité fa aza mijanona fotsiny amizao fa olona efa tsy hita ve no eritreretina eo fona e?! lasa adala amizany an:)
Mba miaraha amin'ny namana de miezaha tsy mieritreritra azy
Mahereza e:arrow:
Mba miaraha amin'ny namana de miezaha tsy mieritreritra azy
Mahereza e:arrow:
13. imaitsoanala
(
24/10/2007 23:07)
za ary obsedé am njy koa
lol
d aona
ovina lol
sao kosa ary namelany tantara tsy mety vonona
sa nilay b le farany
lol
d aona
ovina lol
sao kosa ary namelany tantara tsy mety vonona
sa nilay b le farany