Mba mitady adiresy Malagasy na vazaha any Perpignan France
1. Bita
(
09/09/2007 07:26)
Mba mangataka raha misy manana havana na olona fantatra any Perpignan adiresy re tompoko (vonjy aina) ity ny tel: 004916097075656 mba alefaso sms na antsoy aho. Misaotra anareo indrindra tompoko
novalian'i RyAnona ny 11/09/2007 17:24
2. Bita
(
09/09/2007 07:32)
Azafady fa diso ny Nr nomeko fa ity no marina: 004916097075676. Manantena ny fiaraha miasantsika rehetra.
3. lanto
(
09/09/2007 08:13)
Fa atao impiry izy tiy ry Bita ? Maika be tokoa angaha :-) Hitan'ny olona foana re io e! :D
5. lanto
(
09/09/2007 08:44)
Bita> azafady, hay moa vonjy aina, zah mbola manontany ihany. Andramo anoratana ireo namana any perpignan ato e
6. RyAnona
(
11/09/2007 17:24)
kA I lANTO tsy nanome an'i Bita akory ilay adiresy ka inona no ataony eo?
