Mba mitady adiresy Malagasy na vazaha any Perpignan France

1. Bita ( 09/09/2007 07:38)
Mba mila vonjy raha misy manana adiresin'olona (tel) any Perpigna fa tena vonjy maika: 004916097075676 na dia SMS aza dia misaotra anareo indrindra
novalian'i Bita ny 15/09/2007 01:28
2. lanto ( 09/09/2007 08:07)
Misy namana vitsivitsy any perpignan ato fa jereo ao am "hitady namana"
3. tywa68 ( 09/09/2007 08:37)
Bita : raha tsy azavainao hoe inona tsara no tena ilaina vonjy, dia tsy hisy hanome numéro anao eto.:wink:
4. ftma ( 09/09/2007 09:04)
inona tokony ny antony aloha e andefaso hafatra raha tsy tianao lazaina eto fa misy namako maromaro any
5. fasaly ( 09/09/2007 09:24)
vao nisy namana gasy nivahiny tato amiko vao tsy ela namana mahafinaritra...dokotera ihany koa izy..ka miakina amin'ny izay vonjy maika ilainao marina sinon afaka manome ny momba zy raha hi kontact azy....:-P
6. Bita ( 15/09/2007 01:28)
Misaotra anareo izay namaly antso fa efa voavaha ny olana fa raha mba misy namana tena mila vonjy tahaka io dia marina ny anareo fa ilaina hoe inona marina no hilana azy fa saingy matoa aho nametraka ny numeroko na dia lafo aza ny sms dia mba tena maika be tokoa fa efa vita ihany fa misaotra anareo e! Marina fa managhirana ny manome adiresy na numerao olona fotsiny @ izao olona tsy fantatra fa angamba kosa isika Gasy anie ka fianakaviana iray ary raha tena urgent ve dia tsy afaka hifamonjy. Ny Vazaha aza mifanampy ihany rehefa hoe tena tra-doza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1305