Hianatra solfa ve nareo?
1. Bita
(
08/09/2007 11:44)
Nisy mpivady mba nianatra solfa. Dia efa nahay tsara ireto mpisipa ireto dia nampiantra ny zavatra niarana.
Dia hoy ilay bandy t@ ilay sipany: FA MI LA RE. Dia hoy ilay sipa namaly azy: RE FA MI DO DO. Dia mba anareo indray no manohy ny solfantsika e!
Dia hoy ilay bandy t@ ilay sipany: FA MI LA RE. Dia hoy ilay sipa namaly azy: RE FA MI DO DO. Dia mba anareo indray no manohy ny solfantsika e!
novalian'i Bita ny 15/09/2007 00:12
