Fifidianana

1. Bita ( 09/09/2007 00:17)
Nisy Raim-pianakaviana nilatsaka hanao depute. Dia hoy ny zanany lahy kely: Papa a! aza milatsaka sao izahay tsy manana Papa intsony satria ho lanin'olona maro be anyianao:P:P:P:P
Ahoana hoy ianareo ny @ ilay hevitr'ilay zanany?
novalian'i tahiana ny 09/09/2007 13:59
2. kiadi ( 09/09/2007 01:48)
ary ahona ny hevitrao?
3. tahiana ( 09/09/2007 13:59)
Tsara ny lany fa amin'ny manaraka mba amelao sakafo fa noana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0616