rano sy vary
2. kokoni
(
31/08/2007 15:09)
Bold texttsy misy ohatry ny fitiavana aminy lafiny rehetra eto an-tanyBold text
5. tenagasy
(
31/08/2007 17:42)
Mankamamy! Na dia asain'i Mandrindra mandrindra rindran-kevitra "tsy voarindra indrindra" aza ny tena. (Rindrin'izany r'i Ndrina an!)
Ka ts'izany fa h@ ilay nivoahan'io CD Rano sy Vary io tato (Radio Vazo Gasy) ireny, moa misy koa le ao @ www.myspace.com/gasymusic de nihaino matetika izahay. Mety efa nisy nahamarika aza angamba fa izaho no anisan'ny mpangataka mafana fò Gasymusic.
Ka ato aminay moa izany misy boaikely anakiroa: ka tsy haiko izay fandehany fa @izao tsy mitsahatra ny mangataka ny handefasana azy ry zalahy, ary dia misy presk efa hain-dry zalahy h@ farany.
Indrisy moa fa izahay mbola ezaka goavana vao mety hahazo ny C.D. Moa asa angaha oviana vao mba ho afaka hanatrika ny Fampisehoan-dry zareo.
Sao lazain'ny sasany hoe manao dokam-barotra eto indray, fa raha ireo ihany aza, tsy fitorahana voninkazo, ny tena koa moa tsy dia havanana amin'io raharaha io ka hoe ho afaka hitsara. Afaka maneho izay mba ren'ny fò sy saina ary hany mba takatra kosa anefa hoe: M A H A F I N A R I T R A B E!
Izany no mba ventson'ny mpankafy mangina aty antsisitosy aty eh! Na dia tsy mahalala be tsy mahalala kely momba azy ireo aza izahay. " 'SÔTR'EEEE "
Mirary soa!

6. mandrindra
(
31/08/2007 17:50)
tsy hoe nampandrindra akory aho fa mba liana te ahalala ary dangitra te ahafantatra. koa andeha mba hanogilatsofina hilanton'izany zavabaovao izany fa sao dia mba fy. misaotra e.
7. tenagasy
(
31/08/2007 17:59)
:^):^):-D:-D
Namp'mé kely!
Mahazoa fahafinaretana ary eh! Dia efa omany tsara kalou ny sofina, ny fò sy saina amam-panahy, diovy sy tonéo tsara tsy hisy zavatra hafa sao manova ny tsirony!
Raha natao hoe sakafo de hoy aho hoe: asio rano (eau plat) kely kalou sao mbola misy tsiron-kanina hafa ny lela ka tsy ho ré tsara ny tiana handramana ny tsirony!