BACKBONE

1. fetrakens ( 31/08/2007 10:57)
Ahoana ny hevitrao amin'lé fibre optiqueBACKBONE: Tena milay kosa io an! Andrasantsika e!:?:
novalian'i kent ny 04/01/2008 05:33
2. menalamba ( 31/08/2007 15:00)
Ahoana moa no tena fandehany?
3. wooda ( 01/09/2007 20:07)
Aleo ihany aloha ny miandry satria mbola ho ela vao ho tena hita ny vokany.

Fa raha aty @ faritra misy ahy aloha dia matoky fa any @ 2020 any vao mety ahita an'izany ADSL izany, raha sanatria ka ho tanterahina na ho tanteraka. :(
4. frazy ( 06/09/2007 04:42)
fa mampalaelo fa efa misy mangady sahady le izy de rehefa tsy ilainy de tapahany!:!:
5. kent ( 04/01/2008 05:33)
..tapahany aona le mampanaelo tokotrany zan, ler backbone nger 'zany implanter eo @ faritra vitsivitsy ao Idago e,miainga ao Tana izany ka mifarana any Toliara,D ny ao no relier @ Afrique du sud,,tsy D ita ny différencen'io raha tsy efa relier @Afrique 'zay izy, fa raha mbola ler national D mbola iadana isika e!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3064