Mino an'i Kristy.Inona no tena dikan'izany?
1. niryna
(
01/09/2007 06:06)
Ahoana no fanazavana azonao omena ny fitenanana hoe mino an'i Kristy ? Believe in Christ?
Misaotra antsika rehetra
Ny fahasoavan'ny Tompo anie no hirotsaka ao amintsika tsirairay avy.:*
(l)niryna

répondu par niryna le 08/09/2007 04:10
2. kalina80
(
01/09/2007 06:20)
Manaona ndray niryna, ny mino an'i Kristy ve? Mino fa zanak'Andriamanitra Ray Izy.Mino koa fa Atra izy satria Atra dia telo izay iray.Izany hoe ny Ray sy ny zanaka ary ny Fanahy masina.
Mino fa tonga tety an-tany Izy nampijaliana, nohelohina,..... mba hamonjy antsika olombelona @ ota.
Zava_dehibe ny finoana an'iJesosy Kristy sy ny fanekena azy ho Tompo sy Mpanjaka ny fiainana satria avy @ alalany irery ihany ny famonjena.

3. ikaretsaka
(
01/09/2007 06:26)
mino ireo nolazain'i kalina ireo, miampy ilay fitadiavana azy lalandava!
ao aminao izy tia anao, fa retitrereto hoe tsy ao izyfa mbola tadiavina, mba hitiavanao azy koa

4. Papoose
(
01/09/2007 14:24)
dia ahoana zany Ika le hoe:
"Everybody's lookin 4 the hero, when the hero is in everyone"
Io v tsy hoe efa ao izy fa tiavina sisa fa tsy mila tadiavina tsony?
Paps(l):D

6. niryna
(
01/09/2007 14:33)
kalina80:
Manaona ndray niryna, ny mino an'i Kristy ve? Mino fa zanak'Andriamanitra Ray Izy.Mino koa fa Atra izy satria Atra dia telo izay iray.Izany hoe ny Ray sy ny zanaka ary ny Fanahy masina.
Mino fa tonga tety an-tany Izy nampijaliana, nohelohina,..... mba hamonjy antsika olombelona @ ota.
Zava_dehibe ny finoana an'iJesosy Kristy sy ny fanekena azy ho Tompo sy Mpanjaka ny fiainana satria avy @ alalany irery ihany ny famonjena.
kalina80>misaotra betsaka tamin'ny fanazavanao.:*
7. niryna
(
01/09/2007 14:44)
ikaretsaka:
mino ireo nolazain'i kalina ireo, miampy ilay fitadiavana azy lalandava!
ao aminao izy tia anao, fa retitrereto hoe tsy ao izyfa mbola tadiavina, mba hitiavanao azy koa
marina izany,tsy tadiavina izany tokoa izy fa miaraka amintsika lalandava
Misy fifaly isika:arrow:derao ny anarany
Mijaly isika:arrow:antsoy izy
Mafy ny ziogam-piainana:arrow:aza mitahatra mitady azy
Mahazo fahasoavana:arrow:misaora azy
Nahazo valimb-bavaka:arrow:mijoro vavolombelona
Omeny hery ho tonga zanak'Atra:arrow:zarao izany fahalalana izany ho an'ny namana rehetra.:D
Dia mitohy hatrany ka tsy ho tapitra mihitsy fa anjaran-tsika no manohy azy:D
Andriamanitra o ,tsy mitsahatra midera ny anaranao tokoa izahay na amin'ny fifaliana izany ary indrindra fa amin'ny fahoriana.
Misaotra anao izahay Tompo o fa nasehonao taminay mandrakariva izany voninahitrao izany.
Misaotra anao tamin'ireo ankizy maro dia maro nanankina ny fianarany ka nahafahan'izy ireo ny fanadinana izay nokelezan'izy ireo ny ainy.
Misaotra Tompo fa tsy mba nahafoy na nahasaraka anay tokoa hianao.
Ho deraina hatrany ny Asanao avy amin'ny alalan'i Kristy Malalanao. Amena
8. niryna
(
01/09/2007 14:49)
Papoose:
dia ahoana zany Ika le hoe:
"Everybody's lookin 4 the hero, when the hero is in everyone"
Io v tsy hoe efa ao izy fa tiavina sisa fa tsy mila tadiavina tsony?
Paps(l):D
=D=D ie efa miaraka amintsika foana izy.Isika tsirairay anie dia efa fantany ny lalan-tsika e,mahagaga tokoa ilay izy e.Na mandeha na matory,dia efa fantany izay tokony ho ataontsika.Izaho mahita izany amin'ny fiainako manontolo.Izany no mahatonga ahy hampahery ny namana izay mbola tsy mahalala ny miaraka aminy ary dia mampiantra izany amin'ny fiainana .Misaotra papoose a
9. ikaretsaka
(
01/09/2007 15:40)
papoose> ka izay... misy tohiny io hira manao hoe
Say a prayer for me. Don't know where I'm gonna be, as I go on
this journey
Say a prayer me, uh, I'll say a prayer U
Don't know where I'll end up. As I empty out my cup. So please
say a prayer for me
Say a prayer for me and I'll say a prayer for U
niryna.. de heo nahita ianao dia mionona?:roll: sambatra ianao

11. niryna
(
03/09/2007 02:10)
ikaretsaka:
niryna.. de heo nahita ianao dia mionona?:roll: sambatra ianao
Tsy mihonona aho fa mbola mizara hatrany ary tsy menatra ny mizara izay fantatro sy omeny ahy.:D(l)(l)
Mazotoa manolotra ny tenanao amin'Atra ho olona voazaha toetra,dia mpiasa tsy mahazo henatra,mizara tsara ny teny fahamarinana.
Fa halaviro ny fibedibedena foana;fa mbola handroso amin'ny haratsiam-panahy ihany izy ireny.2 Tim 2:15-16
Io no fampaherezana fantatro ary ho hikirizako hatramin'ny farany.:*
12. ikaretsaka
(
03/09/2007 02:15)
dia mizara ve fa tsy mitady intsony? kay leee!
Raha mitantara manko lasa legend izany God izany, fa tadiavina isan'andri io

13. niryna
(
03/09/2007 03:22)
Inona izany no tadiavin'i Kristy ataontsika?
Vakio ny 2 Pet 1
**Ny Tompo tsy mahela ny teny fikasany ,araka izay ataon'ny sasany ho fahelana,fa maharimpo aminareo Izy,ka tsy tiany hisy ho very fa mba ho tonga amin'ny fibebahana izy rehetra 2 Pet 3:9
** Hoy Jesoa taminy:Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana;tsy misy olona mankany amin'ny Ray,afa-tsy amin'ny anarako Jao 14:6
** nefa hamarinina maimaimpoana amin'ny fahasoavana izay ao amin'ny Kristy ....mba ho marina izay manana finoana an'i Jesoa. Rom 3:24,26
**Raha miaiky ny fahotantsika isika dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsy fahamarinana rehetra.1 Jaona 9
** Fa fahasoavana no namonjena anareo amin'ny finoana,ary tsy avy aminareo izany fa fanomezana avy amin'Atra;tsy avy amin'ny asa ,fandrao hisy hirehareha Efe 2:9
For it is by grace you have being saved through faith -and it is not from yourselves, it is the gift of God - not by works so no one can boast Eph 2:9
We are saved by faith not by works or efforts to keep commandments.We must be saved by the grace of God.we must receive Christ in order to be saved ,be forgiven of sin (Rom 4:7-8.No amount of self-effort can accomplish the above.

14. ikaretsaka
(
03/09/2007 03:53)
ah sady mizara no sady mitady.. ok.. raha izay dia mety! nnahy aho manko hoe "manana ny ampy ianao " dia saika gagagaga ihany sy tena hoe :^) sambatra izy!~
16. niryna
(
08/09/2007 02:04)
ikaretsaka:
ah sady mizara no sady mitady.. ok.. raha izay dia mety! nnahy aho manko hoe "manana ny ampy ianao " dia saika gagagaga ihany sy tena hoe :^) sambatra izy!~
ny manana ny ampy dia tsy misy izany fa ny mahay mionona amin'izay nomena azy no fahasambarana.
Jereo ireny Donald Trump,mpanefohefo,impiry no nisara-bady? ahoana no fitenin'ireny manan-karena ireny? Tsy misy ohatra ny vady voalohany ihany.Nanantena hitady fahasambarana ary mihevitra fa ho voavidin'ny vola daholo ny fifaliana kanjo diso paika dia mitady sy mikatsaka dia lany ny harena dia mitady ,mitady manambady mitovy ny zanany vavy.Dia toy izany koa izay tsy mahay mihonona sy mifaly izay fahasoavana nomen'Atra ho azy.Hoy ianao hoe mijery fotsiny dia avy eo mikonfesy,no,no,no. Efa nahafantatra izany ianao fa lust ilay izy koa maninona no mbola manao.
17. niryna
(
08/09/2007 04:10)
Tsy afaka mamaly ny hafatra ao amin'ny Marie therese intsony aho fa nisy nanakana indray.
Too bad,ny tenin'Atra dia tsy maitsy voafafy foana na tsy eto aza no hamafy azy.