Roa taona izy no maty ny reniny,moa ve izy afaka hivavaka @?

1. niryna ( 28/08/2007 06:39)
Ahoana no fomba hiresahanao ity olona ity?
Vao roa taona fotsiny hono izy dia maty ny renininy.Nanontany izy hoe afaka mankany am-pasana ve aho miresaka aminy?Na hoetsy any aza fa fantatro fa mandehandeha eny ny fanahiny dia rehefa malahelo azy aho dia miresaka aminy,dia mitantara ny mahazo ahy hoy izy.
Raha manana olon-tiana toy izany isika,moa ve mbola afaka miresaka aminy?Mandeha eny amin'ny fasana manatitra voninkazo dia mivavaka eo am-pasana miresaka aminy? Maheno ve izy?Mandrehitra labozia dia mandohalika dia mivavaka miantso ilay reniny eo?
Ahoana no fomba hiresahana hilazana ny marina ka tsy handratra ity olona ity? Ny marina mantsy mandratra fo kanefa kosa ny marina no hanafaka antsika amin'ny fahalalana sy fahafahana.
Misaotra betsaka
(l)niryna
2. hery ( 28/08/2007 06:50)
Silamo ve izy sa katolika sa protestà sa sekta sa tsy mivavaka akory? Sa mpanompo sampy?

:-)

Arakarak'ireo ny valiny
3. ikaretsaka ( 28/08/2007 07:19)
Tsy hitako izay mahadiso io olona lazain\'i Niryna io ary zava-doza ho anao aza ny miezaka handiso izany:

za valo taona no maty ny renibeko nitaiza ahy... fa mbola mahatsapa aho hoe eo foana izy hatramin\'izao (20 taona aty afara) ary mifandray. zahay, efa betsaka ihany ny teolojianina nantoniko fa tsy hitandreo koa izay mahadiso izany.

2Makabeo 12:39-45 (ooooops kay moa nareo tsy mino an\'io)

2timoty 1:16-18 olona maty i Oseniforo lazain\'i Md paoly eto

Boky voalohan\'i Samoela28:14-15 sy ny Siraka
4. ikaretsaka ( 28/08/2007 07:21)
ooops.. marina ny an'i hery
inona ny finoany dia taritinao hankaiza izy?
sorry:oops:
5. kalina80 ( 28/08/2007 07:22)
bjr, ny zvt fantatro sy ny anpianarina ahy dia vovoka ny olona ary avy eo nasiana aina ka refa afaka ny aina dia lasa vovoka ka tsy afaka miresaka na ho eno intsony.Mety marina fa mis fanahy miresaka aminy rehefa any makany ampasana io olona io fa ny fanahy ratsy io amiko.ny fanahin'Atra dia mammpionona antsika fa indray andro any dia hifankahita any andanitra any aoriany fahafatesana fa tsy ety antany.Ento ambavaka izy ary mangataha fahendrena amin'Atra ianao mba hahazo ny teny hapa convaincu anazy fa tsy mora2 matsy izany.D bon courage!!!
6. ikaretsaka ( 28/08/2007 07:24)
raha tsy mahadiso inona ny finoan'i kalina?

Silamo ve izy sa katolika sa protestà sa sekta sa tsy mivavaka akory? Sa mpanompo sampy?



Arakarak'ireo ny valiny

7. kalina80 ( 28/08/2007 09:21)
ikaretsaka:

raha tsy mahadiso inona ny finoan'i kalina?

Silamo ve izy sa katolika sa protestà sa sekta sa tsy mivavaka akory? Sa mpanompo sampy?



Arakarak'ireo ny valiny



ny finoako ve , Kristianina e!!! protestanta fa aona kay?

8. bobone ( 28/08/2007 13:56)
Miombo-kevitra @ Kalina zaho @ ity fa amiko rehefa maty ny olona de tsy manana anjara intsony ety ambany masoandro na de kely aza!
kanefa misy sasany mino ny fisian'ny fifandraisan'ny maty sy ny velona ! arakaraky le olona io
fa zaho zao maty ny Papako de nisy zokiko milaza fa nisehoany de nolaviko hakitsirano ary nanariko mafy satria efa mahalala ny SM nefa minia tsy te hahalala!
Manome endrika maro ny devoly hamitahana ny olona fa ny olona izany no tsy mahalala fa noheveriny fa rehefa tia azy be le maty de tsy mahafoy fa miseho fona ka azony resakana nefa de tsia avy hatrany!
9. ikaretsaka ( 28/08/2007 16:27)
kalina.. dia izay no mahatonga anao hilaza an'io ko
10. niryna ( 28/08/2007 17:14)
hery:

Silamo ve izy sa katolika sa protestà sa sekta sa tsy mivavaka akory? Sa mpanompo sampy?

:-)

Arakarak'ireo ny valiny

ka na katolika na protesta na sekta ve tsy Atra iray ihany no hivavahana e.Ny silamo koa anie hono manaraka ny didy folo e ,ilay Atra tokana tsy hita maso no hinoany ary Atra saro-piaro tsy mizara amin'ny atra kely ny voninahiny.Izy koa tsy mino ny fivavahana na ny fiankohofana ny zavatra na sary vongana.(na mi worship io na izay endriny)Vakio ny hafatra nalefako ao amin'ilay silamo fa nanao fanadihadihana an'io aho.Afaka mijery ny dailynotion.com koa fa io no misy manazava ny silamo.

Mivavaka no fieritreretany ny tenany ary notaritiko nandeha nitady fiangonana teny akaikin'ny tranony izy.Niresaka izy omaly dia nilaza fa izany hono no nanabeazana azy,ary dia niresaka ny reniny foana izy hatramin'izay.

11. niryna ( 28/08/2007 17:17)
ikaretsaka:

Tsy hitako izay mahadiso io olona lazain'i Niryna io ary zava-doza ho anao aza ny miezaka handiso izany:
Hay ve ,dia ahoana no izaho angaha niteny hoe diso na marina fa mbola manontany ny hevitrareo?

za valo taona no maty ny renibeko nitaiza ahy... fa mbola mahatsapa aho hoe eo foana izy hatramin'izao (20 taona aty afara) ary mifandray. zahay, efa betsaka ihany ny teolojianina nantoniko fa tsy hitandreo koa izay mahadiso izany.

2Makabeo 12:39-45 (ooooops kay moa nareo tsy mino an'io)

Dia ahoana tokoa izany fa misy olona mitovy aminy ato,miresaka ianao dia mamaly izy sa ahoana ny connection-nao aminy.





12. niryna ( 28/08/2007 17:20)
ikaretsaka:

ooops.. marina ny an'i hery
inona ny finoany dia taritinao hankaiza izy?
sorry:oops:


Amiko izay mpanaradia an' i kristy dia tokony ho kristianina ka tsy tokony atao hoe kato sa protestanta sa sekta:arrow:kristiana daholo ireo amiko fa mety isika no tsy mandray azy ho kristiana rehefa tsy mifanaraka ny mitovy ny antsika:roll:
Kristiana izy.
13. ikaretsaka ( 28/08/2007 17:20)
andriamanitra 1 tokoa no hivavahana, fa ilay fomba fijery an'andriamanitra io mihitsy no maha samihafa azy.
ny propestà sy ny sekta dia ilay hoe "izay tiany sy mahafinaritra ny sainy ihany no noraisiny"

fa ny torohevitra atsipiko ho anao raha te hanampy azy ianao dia respecteo @ izay fanaony izay izy fa raha manao zavatra hafa dia mi brainwash azy.
dia tsy izy irery no potika @ izay fa ianao sy ny conscience anao... raha mandinin-tena ianao!
14. niryna ( 28/08/2007 17:22)
kalina80:

bjr, ny zvt fantatro sy ny anpianarina ahy dia vovoka ny olona ary avy eo nasiana aina ka refa afaka ny aina dia lasa vovoka ka tsy afaka miresaka na ho eno intsony.Mety marina fa mis fanahy miresaka aminy rehefa any makany ampasana io olona io fa ny fanahy ratsy io amiko.ny fanahin'Atra dia mammpionona antsika fa indray andro any dia hifankahita any andanitra any aoriany fahafatesana fa tsy ety antany.Ento ambavaka izy ary mangataha fahendrena amin'Atra ianao mba hahazo ny teny hapa convaincu anazy fa tsy mora2 matsy izany.D bon courage!!!

Izay koa no fahafantarako ny tenin'Atra fa ahoana no hiresahana azy ,atao direct toa io ve sa ny teny ao anaty baiboly no omeko azy(jereo ny lohahevitra nosoratako hoe inona no mitranga rehefa maty ny olona?):D

15. niryna ( 28/08/2007 17:23)
ikaretsaka:

raha tsy mahadiso inona ny finoan'i kalina?

Silamo ve izy sa katolika sa protestà sa sekta sa tsy mivavaka akory? Sa mpanompo sampy?



Arakarak'ireo ny valiny




:roll:
16. niryna ( 28/08/2007 17:24)
bobone:

Miombo-kevitra @ Kalina zaho @ ity fa amiko rehefa maty ny olona de tsy manana anjara intsony ety ambany masoandro na de kely aza!
kanefa misy sasany mino ny fisian'ny fifandraisan'ny maty sy ny velona ! arakaraky le olona io
fa zaho zao maty ny Papako de nisy zokiko milaza fa nisehoany de nolaviko hakitsirano ary nanariko mafy satria efa mahalala ny SM nefa minia tsy te hahalala!
Manome endrika maro ny devoly hamitahana ny olona fa ny olona izany no tsy mahalala fa noheveriny fa rehefa tia azy be le maty de tsy mahafoy fa miseho fona ka azony resakana nefa de tsia avy hatrany!


=D
17. ikaretsaka ( 28/08/2007 17:29)
dia maty izany ny olona dia matimaty foana ohatran'ny alika? any izy de any?
18. fijo ( 28/08/2007 22:15)
izao niryna an,raha mino enao fa tsy maty izay lasa any fa mbola hotsaraina sns ,dia avelao izy hiresaka aminy.fa raha toa ahy ianao ka mino fa rehefa maty dia vita ny aminy ,dia lazao azy fa izay lasa any dia tsy misy hiaonana aminy intsony.
19. ikaretsaka ( 28/08/2007 22:39)
marina ny an'i fijo
20. fijo ( 28/08/2007 22:48)
lojika be izany ka,raha mino enao fa mbola hiaona aminy any aoriana,dia mbola mirenireny eny izany izy=azo hiresahana;
si non,tsy hisy fihaonana intsony= vita
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1464