mangataka hira mariazy vonjy

1. mimifadi ( 28/08/2007 11:43)
Miarahaba anao de mba mangataka tonokira mariazy vonjy
novalian'i kalina80 ny 29/08/2007 08:19
2. SHOAN ( 28/08/2007 19:41)
`Zao no andro hafa indrindra
eo amin’ny fiainantsika
fa hiaraka hamindra
ho doria ny fontsika


Ref: Mariazy adro tokana aman-tany
Hoy ny akon’ny fo tafatambatra
Andro iray tsy ho adinoina tena mamy
No hiarahana ho doria
Ho sambatra


Saotra dera ho an’ilay Nahary
Nanambatra an-tsika ho mandrakizay
Faly isika izao fa tafaray
Ary hamerin’indray irony dina hatrizay


Sambatra ny fo mifankatia
Saro-bahana mafy fatorana
Hiventy sy hikalo hanako satria
Nandresy ilay fitia nifanolorana
3. kalina80 ( 29/08/2007 08:19)
titre daolo no aiko: "Hasambaran-olondroa ny andro anio....."
"l'hymne à l'amour" Edith piaff d Johnny izy zao
"tonga izao ilay ora"Poopy s Johary
ireo ihany aki no haiko an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0344