MALAHELO aho!

1. rakaroka ( 27/08/2007 20:16)
"Marary mmmmmaaaaaffffy ny reniko am ora anoratako izao : voan'ny "metastase cerebrale"-cancer du sein/
fracture de fémur izy: mi-"surf" mandalina ny aretiny
aho : :cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:
:cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:
Tena "ory" "irery"(au sens propre), VERY HEVITRA...:cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:

novalian'i tsikih ny 26/11/2007 22:05
2. Fiffi ( 27/08/2007 20:32)
mivavaka ho azy....de mahereza akia rakaroka an ! :-*:-*:-*:-*
3. xxx ( 27/08/2007 20:37)
Dia aza mety ory fa herezo ny saina ! Tsy sanatria manamaivana ny adin-tsainao aho, fa toerana vao avy nandalovako ny andalovanao ! enfin izaho aloha mba nisy an'izay cousin milay zay e ! Fa na zany aza nangidy ny maheno hoe tsy afa-miteny tsony izy tam'phone, tsy afaka miala eo ampandrina, tsy afaka manao inona, etc. Ny hany teniko dia vavaka, vavaka, ary vavaka hatrany. Na inona na inona mitranga eo amin'ny fiainana, dia fahasambarana hatrany no omanin'Andriamanitra ho an'ny zanany.

Mahereza ! fa raha ianao no kivy toy izao, hisy herin-tsaina azonao zaraina aminy ve ka hankahery azy amin'ny aretina mikiky ? :-*:-*:-*
4. sakaizakely ( 27/08/2007 20:46)
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
5. rakaroka ( 27/08/2007 20:56)
'Ndriiiiiiiiyyyyyyyyyyyyy misaotra anareo namana mankahery , 'nareo no mba tapako aty ilavitra aty!
:cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:
6. booboo ( 27/08/2007 21:18)
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
7. fasaly ( 28/08/2007 04:55)
rakaroka mahereza aky a! andriamanitra ihany ny mandahatra ny zava-drehetra....izahay eto hi soutenir an'i rakaroko:-*:-*:-*
8. ari.malala ( 28/08/2007 05:43)
Mankahery an'i rakaroka, dia mitondra am-bavaka ny reninao. I Jesoa ilay nanamaivana nyaretina sy ny rofy fony tety an-tany no angatahantsika hanamaivana azy sy hanasitrana azy. Mahereza aky a! :-*:-*:-*:-*
9. diamondra27 ( 28/08/2007 05:49)
tsy misy azoko atao afa-tsy ny mampahery anao
atanjaho ny saina. Ya du moment on se sent forte et y a du moment on est impuissante, alors prie pour elle et pour toi aussi , mba tsy ho fardeau ho anao izao zava-miseho izao.
Omeo teny mamy izy, lazao zavatra mahafinaritra, avereno aminy reny souvenir-nareo nahafinaritra reny.
Parle-lui de truc de beauté zany hoe: mba kolokoloinjy eo izy makié-na , bangoina volo(raha mbola misy) ampianarina mitia ny tenany e! etc etc...
na de malahelo aza ianao de misentoa mafy alohan'ny hidirana ny efitranony de fenoy tsiky ny endrikao.
=====>misy fiatraikany be dia be @ olona marary ireo zavatra tanisaiko ireo raha vitanao
zay vita ihany atao. Courage de sois forte

de bisous be njy:-*
10. diamondra27 ( 28/08/2007 05:51)
teny farany anampiako anao: araraoty zao andro ahitanao azy izao hanaporofoanao azy ny fitiavanao azy fa raha tsy eo intsony izy de c'est trop tard.
Raha mifanalavitra ny toeranareo moa de lazao an-tél fotsiny zany retra retra zany

11. kalina80 ( 28/08/2007 06:17)
Mampahery anao aho, teto @ity furum ity no anisan'ny nampahery ahy ka dia nahery tokoa aho.Tsisy azo hatao afatsy ny mivavaka ihany, ny Tompo no tompon'ny aina izy afaka manasitrana h@ farany ary @ fotoanany.Mivavaha mafy , mitoloma mihitsy ary na inona na inona zvt mitranga dia isaory ny Tompo fa mahasoa izany.Mahereza
12. Rafotsy ( 28/08/2007 06:26)
Salut !
Zah koa dia mampahery anao ary mivavaka ho anao sy ny mamanao !:-*:-*:-*:-*
13. bobone ( 28/08/2007 06:38)
Rakaroka: eny akia an! mafy tokoa izany hoe: marary reny izay nefa hatao ahoana akia fa de ny fametrahana azy @ Tompo no hatao e! ary enao aza ketraka be an! satria enao tokony haneho fitiavana ! fifaliana ! fampaherezana ho azy indray no kivy de vao maika loza fa tokony hiezaka ianao hanatajaka saina , hampitony fo,de hampifalio izy an! ! haneho fitiavana ! omeo izay zavatra mba tiany sy iriny! izay tadiaviny!araraoty ny andro kely sisa hiainany

tena marina ny voalazan'i Diamondra rah lavitra de tél- no hataovy matetika !fa manova zavatra ny fandrenesany ny feon'ny zanany lavitra.:-*courage an!
Bisous ++++ njy:-*:-*
14. mamzelkely ( 28/08/2007 06:41)
mivavaka ho azy zahay ary mivavaka ho anao ko mba hanan hery hiatrehana izao zavatra izao ka de mahereza akia de atajaho ny saina aa:-*:-*:-*:-*
15. marajah ( 28/08/2007 07:31)
Atanjaho ny saindry ary mahereza fa manovazavatra ny vavaka ary mbola manao fahagagana Andiamanitra, Mivavaka ho an'ny Reninao aho,Ny zavatra rehetra ain'ny mino atao,ka aza kivy
Marajah namanao
16. Samoana ( 28/08/2007 07:38)
Mifandraisa am-bavaka hatrany aminy fa tsy hamela anao ho irery Atra :-*
17. bobone ( 28/08/2007 08:21)
mamzelkely: eny akia an! hivavaka ho azy isika e! mba hananany fahatokiana sy fiatrehana @ fo feno fahatoniana tanteraka;
Rakaroka : mahereza an!:-*(l):-*:*
18. dadie ( 28/08/2007 10:46)
maereza :-*
19. mandy ( 28/08/2007 11:14)
Ankino @ Andriamanitra lalandava ny fiainana e ! Izy hanasitrana ny mamanao sy hampahery anao koa.
20. kosety ( 28/08/2007 11:28)
Ny ahy moa ry namana dia tsy misy miotran'ny mivavaka foana eto @ ity fianana ity koa mahereza mivavaka, dia manatona ireny manampahaizana ireny eh !Dia ampetraka eo @ TOMPO JESOA foana ny fiainana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.146