MALAHELO aho!

61. sarobidy ( 23/10/2007 06:51)
Fantatro fa mety mbola tsy mahita an'ity dinika ity mihitsy enao zao satri mbola sahirana @ fikarakarana isan-karazany fa d mirary fiononana feno ho anao.
Mahereza, mitraka fa làlana tsy maintsy lalovan'ny rehetra izao mahazo azy izao fa tombon-dalana aza ny azy.
Mahereza i Hanta!
62. ari.malala ( 23/10/2007 07:12)
Mamerina ny firariana fiononana feno hoana sy ny fianakaviana ny tenako ry Rakaroka. Tombon-dalana ny azy,koa mahereza, fa izay izany no sitrak'Andriamanitra e!
63. ratonga ( 23/10/2007 07:24)
mirary fihononana ho an'i rakaroka sy ny fianakaviany rehetra, dia aza misosoka alahelo, mahereza!!!
64. mihanta ( 23/10/2007 08:21)
aza misosoka alahelo dia mahereza hatrany.
d mitrotro am bavaka anao sy ny fianakavianao
65. diamondra27 ( 23/10/2007 09:04)
rakaroka: aza misosoka alahelo intsony akia rakaroka a!
de mahaiza mionona. Efa nanao izay nety ianao fa tsy isika no tompon'ny aina fa mpindrana fotsiny ka dia mahereza akia a! Izay no lahatra.
Mivavaka ho anao sy ny fianakavianao aho.
66. booboo ( 23/10/2007 09:56)
Rakaroka > :(. Mirary fionona feno sy tanteraka ho anao ary ho an'ny fianakavianao. :-*:-*
67. radjery ( 23/10/2007 10:03)
Rakaroka: miara-ory sy mirary fionona feno ho anao. Mahereza hatrany!!!
68. ikalamako ( 23/10/2007 15:13)
maneho fiaraha-miory aminareo mianakavy. Mahereza fa tsy maintsy aleha izay. Ny tena zava-dehibe ny nahatsapany ny fitiavanareo zanany azy nikolokolo sy nanamaivana ny fijaliany hatramin'ny ora farany. Efa niala nenina ianareo, izy henim-pitiavana sy afaka fijaliana, ianareo nahavita adidy ka mahaiza mionona daholo.
69. rakaroka ( 07/11/2007 22:00)
Misaotra eram-po, eran-tsaina eram-panahy antsika rehetra: "Tiako Bbbe avokoa ianareo rehetra!":-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*.
Ranombavaka no hamaranako ity "size" ity. Jereo
http://as.vie.free.fr
70. miraymel ( 26/11/2007 03:24)
ataovy sambatra izy izy amin'ny andro sisa iainany, ,y tiako tenenina hoe izay tratran'ny herinao,:( de amboary ny saina
71. tsikih ( 26/11/2007 22:05)
mahereza hatrany, aza manary finoana.Izay no lalana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.173