ny hatavy

1. xxx ( 28/08/2007 09:29)
hono ho aho ry reto ny hatavezana ve aretina sa tsia? tatoato mantsy dia mahery misakafo be ny tenananay.Ho aniko daholo na dia nisy aza taloha zvt tsy tiako @zao dia lasa tiako.Marary ve za?
novalian'i sarobidy ny 09/11/2007 11:46
2. diamondra27 ( 28/08/2007 09:43)
firy ny kantité

misy tavy @ aretina sy fesandou
misy tavy azo @ fanafody hanina (traitements)

misy tavy azo @ sakafo

3. xxx ( 29/08/2007 06:29)
tsy aiko mihitsy fesandou marina angamba.Na dia voky be aza ané de minana fona e .Tsy mety voky mitsy.Maalany vary 2 vilia ahoo avy eo dia mi grignote be fona .Nefa za taille fone talou:lol: 1m60 za teo aloha d 55 kg zao 70kg.Vonjeoeeeeeee
4. diamondra27 ( 29/08/2007 08:31)
xxx: ndana alou zany makany @ dokotera fa sao de tratran'ny boulimie zany tsy mety voky zany na misy kankana :lol: , fa hono wa , de tsy mandoa ve ndry @zany? le boulimie manko toa we misesika misesika na de tsy noana aza de avy eo mandoa

jereo ihany koa sao de nisy souci tampoka tsy zakanao de lasa mi-se venger @ sakafo toi.
5. sympa ( 29/08/2007 17:37)
diams >> Ko raha misy souci anie le oll de tsy mahalany anina izany eee.

xxx >> Fa le mankany @ radoko aloa izao no mety² kokoa @ nao
6. xxx ( 30/08/2007 14:23)
ZAY angamba no ataoko, ny tena marina anie maka plaisir mitsy za mihinana fa tsy hoe tereko na aona e .Mety tena tendakanina mitsy angamba no tena zo ambara e
7. sakaizakely ( 30/08/2007 20:17)
averimbereno injato isan'andro

[center]LE BONHEUR N'EST PAS DANS LE FRIGO[/center]
Devise Weight Watchers

De manaova activités fanalàna andro tsy hieritreretana fihinanankanina.

Ny mahavoa azy koa efa lasa mihitatra be ny vavoninao zatra double ration, de tsy mety afapo intsony raha tsy feno miziriziry.

Mila zatra tsikelikely ianao mampihena miandalana ny sakafo hanina. Avy eo dia ahena tsikelikely ireo sakafo fantatrao fa mampatavy.

:-*
8. xxx ( 31/08/2007 22:03)
xxx:

ZAY angamba no ataoko, ny tena marina anie maka plaisir mitsy za mihinana fa tsy hoe tereko na aona e .Mety tena tendakanina mitsy angamba no tena zo ambara e



ny hadalana rehefa lehibe nefa mbola misesika:?: ihany anie e!
9. xxx ( 01/09/2007 06:42)
xxx:

xxx:

ZAY angamba no ataoko, ny tena marina anie maka plaisir mitsy za mihinana fa tsy hoe tereko na aona e .Mety tena tendakanina mitsy angamba no tena zo ambara e



ny hadalana rehefa lehibe nefa mbola misesika:?: ihany anie e!


ANDRAY ZANY MBA VALINTENINAO.fa sahy milaza ianao io zany fa tsy mba manana péché migono eo @ fiainanaan? Mba maka conseil ny eto fa tsy tebatebaina otranizany


10. mirana5 ( 02/09/2007 21:40)
Jereo, ataovy eo anatrahanao lalandava ny sary t@nao manifnify tsaratsara dia manentana Anao hihezaka tsy ho tenda-kanina sy hamonjy :miam::miam::miam: eo @frigo foana Mazotoa!
11. ikaretsaka ( 02/09/2007 22:13)
sakaiza>le bonheur n'est pa dans le frigo? ca depend de c ky a dans le frigo io ka!
12. nemours ( 05/09/2007 13:45)
Aretina sa tsy aretina, izay no fanontaniana?, izany hoe araky ny amin'ny fahasalamana: changement du comportement", tsy izay anefa ny nahazatra anao tany aloha, ka inon'ary no nahazo anao, miasa loha hoy ianao; ny dépression dia zavatra mahakamo satria ny manifestation dia maro karazany, alahelo, mahery mihinana (grignotage), izany hoe mila mitsako foana, na koa tsy te hihinana mihintsy, na tsy te hanao zavatra mihintsy(perte de plaisir).
Ka tsy fantako tsara ny mahazo anao, misy fanafody hoanina ve ianao amin'izao (effet secondaire).
Miasa
13. arialy ( 24/09/2007 10:50)
:D
aza atao oe hiziriziry kosa le vavony vo avela e!!
ahenao ny kaly andrahoina de mitadiava zavtr atao bdb , na manaova dité na infusion de fenoy ny kibo am zay voky rano tsy misy bedy toy izay hiangoda eo !!
za manko bota² koa de zay no hevitra itako hihihihi
14. sarobidy ( 09/11/2007 11:46)
loza ko zany an! de nanao aôna nefa ry xxx ny tany am le dokotera, aôna hoy izy:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0808