akamo tohiny, poerre d'alum

1. diamondra27 ( 23/08/2007 17:55)
eto zany raha misy liana ny momba azy sy we aiza no mety ahitàna azy

de mahafaka acné koa zany io hono

http://forum.doctissimo.fr/sante/acne-psoriasis/pierre-remede-boutons-sujet_155607_1.htm
novalian'i dibbah ny 16/09/2007 12:52
2. diamondra27 ( 23/08/2007 17:58)
de tsy hay na pierre d'alun na pierre d'alum no tena izy fa anontanio any @ farmasia zany hono e
de mety atao déo koa io zany raha ny resaka mandeha
3. fasaly ( 23/08/2007 18:29)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 23-08-2007 19:55:52
Lohateny : akamo tohiny, poerre d'alum

in aky zany akamo ry diamondra....:roll:.....:-D
4. diamondra27 ( 23/08/2007 18:35)
fasaly:iny ndray no tsy hitako ozy le jamba

alamo tohiny,pierre d'alun???

io akia

sao lasa we mahakamo hihih:-D
5. sakaizakely ( 23/08/2007 19:39)
diamondra

ary inn zany poerra ? :-D
6. fasaly ( 23/08/2007 20:51)
:-D:-D:-D
7. xxx ( 23/08/2007 21:22)
=))=))=))
8. diamondra27 ( 24/08/2007 06:37)
xxx: =))=))=))=))=))=))=))
=))=))=))=))=))
tena toran'ny hehy za

akamo ,
poerra tsy hay tsony hihihi :oops:

sakaizakely: efa nahitsiko io akia le izy a!
ALAMO TOHINY, PIERRE D'ALUN ====> zay sa va ve?

9. fahamarinana ( 24/08/2007 07:22)
:arrow::-D:-D=))=))=D Merci e,iny ndray no tsy hitako aky Diam's,ao fa tsy hihomehy intsony aho an fa tena efficace hono e,zay no vao reko dia ho andramana ndray zany aloha,ny vidiny no asa e!(l)
10. diamondra27 ( 24/08/2007 11:13)
toa we 8€ we
11. fahamarinana ( 24/08/2007 12:23)
:arrow:toa lafo ndray par rapport am déo tsotra,non? Dinihana ndray zany aloha e.Merci pour l'info!(l)
12. ikaretsaka ( 24/08/2007 12:48)
mananoo poera poera.. malamolamo aby toy ampela toy ty ndate hoy ry zalahy tandrimo
13. betty ( 24/08/2007 13:15)
misy ny haiko ngeza ohatran'ny tanana mivokona 15 euros fa maharitra 1 an .
14. betty ( 24/08/2007 13:16)
misy ny haiko ngeza ohatran'ny tanana mivokona 15 euros fa maharitra 1 an .
15. diamondra27 ( 24/08/2007 17:03)
ika: ndry an! iza ndray zao no mipoera poera eo
:-D:-D
lol an

16. Kwasi ( 25/08/2007 04:24)
Dia mazotoa mi poera poera @ zay ary e, miaraka @ akamo, akama mantsy e.
=))=))=))=))=))=))
17. diamondra27 ( 27/08/2007 10:28)
kwasi: :-D:-D

efa nahita le dinika ve toi e
18. Kwasi ( 27/08/2007 14:54)
Diam's> Dinika inn kay?
19. diamondra27 ( 27/08/2007 15:29)
ke forum momban'ny pierre d'alun e! le nomeko etsy ambony io
20. Kwasi ( 27/08/2007 23:32)
raha ny marina dia tsy nanaraka aho e:{:{
nikatso tampoka le ordi teo ampanokafana de tsy notohizako tsotry
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0583