akamo tohiny, poerre d'alum

21. diamondra27 ( 28/08/2007 06:12)
kwasi: hihih sao kosa de ilaozanao mijery ranomasaina e! lol (jereo ny sary)

de inon no ampiasain'ny olona any ghana any ny alamo hono , mba renseigner-o kely we raha azo atao:-*
22. Kwasi ( 28/08/2007 12:34)
Toa tsy mampiasa ry zareo ko, le izy aza toa tsy misy eny antsena akory.
23. kallie ( 28/08/2007 14:19)
in ndray zany ranomasaina ry Diamondra? :-D:-D:-D:wink:
24. diamondra27 ( 28/08/2007 16:40)
kallie:=))=))=))eiiiisssssy aho' e!
inona tokoa aza zany ranomasaina?:-D:-D:-D

tena tsy haiko akia a!:oops: sao de rano mampiasa saina?:oops:, morse vaovao ,:lol::lol:
25. Kwasi ( 29/08/2007 17:03)
sopapa: rano masaitsaika!!!:-D:-D:-D
26. diamondra27 ( 03/09/2007 06:09)
kwasi: :-D:-D
mahita fitenenana koa :rano masay , rano mafaitra
mijery ranomasina akia ny tena tiako lazaina an!:oops:
fa ohatran'ny hafahafa tokoa wa le tsiron'ny le alamo e!


27. dibbah ( 16/09/2007 12:52)
ra atao déo d le mivaingana no tsara sy mateza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0503