specialiste fistule anale 
tsy mandeha ilay telephone mr roger so mba misy mahalala adresse na tel hafa azfd?
Merci |
Valio |
Miverina eny ambony
Salama isika, izaho @ zao 2019 zao dia mbola miaina io fistule anale io, raha mba misy afaka manome torolalana @ mety hitsaboana azy na médicine scientifique izany na traditionnelle. Efa tapakevitra ihany aho ny anao opération fa toa miverina ihany ilay izy, ka te hi tenté ilay médicine traditionnelle ihany aho.
Mankasitra
|
Valio |
Miverina eny ambony
Miarahaba antsika,
Tena tratra anio fistule anale io ko n tenako ka mba mila fanampiana. Efa ho 6 taona izao tsy mety sitrana mihitsy. Operation chirurgicale ihany ono no fanafodiny, nefa ts intervention indray f mety ho 3 h@ 4 mandalo fandidiana. Kivy amboalohany maheno izany. Mba mangataka sao mba misy fitsaboana hafa azo atao. Ts mandeha ny num Mr Robert Ambohitrimanjaka ilay nahasitrana ilay namana teo aloha.
Mila fanampiana!!!
|
Valio |
Miverina eny ambony
Efa ela koa io Mr Robert io fa mijere an'ireny fitsaboana nentim-paharazana ireny ihany aloha raha tsy te hodidiana ianao .Mirary fahasalamana tompoko |
Valio |
Miverina eny ambony
Efa ela koa io Mr Robert io fa mijere an'ireny fitsaboana nentim-paharazana ireny ihany aloha raha tsy te hodidiana ianao .Mirary fahasalamana tompoko |
Valio |
Miverina eny ambony