mitady mozika " freddy ranarison "
1. nororavel
(
23/08/2007 22:04)
raha mba misy mahita mozika n'i freddy ranarison "razafindrahety, diavolana sns..." possible ve ny mahazo azy format mp3 azafady misaotra diany mialoha
Noro
Noro
novalian'i nororavel ny 24/08/2007 19:08
2. lembelo
(
23/08/2007 22:29)
Tsaroako tokoa ireny fa tsy ananako. Site iray izay no nangalako an'i "Saint-Pierre". (Efa fahenoko matetika ilay feon-kira sega fahiny fa izao vao fantatro hoe izay no lohateniny).
3. imeva
(
24/08/2007 04:33)
razafindrahety http://minorcrisis.net/files/razafindrahety.mp3
diavolana http://minorcrisis.net/files/diavolana.mp3
diavolana http://minorcrisis.net/files/diavolana.mp3
4. SHOAN
(
24/08/2007 08:13)
dia shoan mbola miandry an'ilay "Jimmyn attends-moi" foana koa é ! :D sa, zao zany lé hoé miandry any pôly ? hihiihii=))=))=))=))=))
5. tenagasy
(
24/08/2007 09:57)
Ô l'ty SHOAN àààààààà, Andraso eo i Paoly! :(He eh! Hay moa Andraso i Jimmyyyyyyyy!:-P
6. SHOAN
(
24/08/2007 13:01)
Jimmy aloha no mbola andràsako é ! i Paoly efa miandry baiko atsy ambàdika atsy fotsiny hihiihhihi
7. tenagasy
(
24/08/2007 16:06)
Jimmy an'i SHOAN!
Freddy RanariSHOAN
Papa SHOAN Paoly X
:evil::evil: :-* :evil::evil: :twisted: :^) :-*
Tsy maharaka re izaho r'i nororavel de mandasitra ah!
Freddy RanariSHOAN
Papa SHOAN Paoly X
:evil::evil: :-* :evil::evil: :twisted: :^) :-*
Tsy maharaka re izaho r'i nororavel de mandasitra ah!
8. nororavel
(
24/08/2007 19:08)
imeva:
razafindrahety http://minorcrisis.net/files/razafindrahety.mp3
diavolana http://minorcrisis.net/files/diavolana.mp3
Merci beaucoup bisounoro be pour imeva c'est très sympa a+ freddy ranarison un artiste de légende de Mada
merci imeva an
