Jesosy mahery fihetsika????!!!!!
1. vavahady
(
23/08/2007 12:33)
Hoy i Jeso-kristy ao amin'ny lioka toko faha-19 and27 manao hoe:
Fa ireo fahavaloko ka tsy nanaiky ny hanjakako ireo dia,ento aty ka vonoy eto anatrehako"
izany ary no tenin'ny tompo!!
Ahoana izany hozy ianareo?
Fa ireo fahavaloko ka tsy nanaiky ny hanjakako ireo dia,ento aty ka vonoy eto anatrehako"
izany ary no tenin'ny tompo!!
Ahoana izany hozy ianareo?
novalian'i fijo ny 30/08/2007 23:17
2. ikaretsaka
(
23/08/2007 12:38)
vavahady> toa ilay olona nataony example tary @ fanoharana no niteny an'io ko!
3. ikaretsaka
(
23/08/2007 12:40)
io indray ilay ankitsimpona.. jereo ny passages alohan'io fa tantaran'ilay talenta raha tsy diso aho..
(ety an-dalana aho ka tsy nahatondra baiboly )
(ety an-dalana aho ka tsy nahatondra baiboly )
4. vavahady
(
23/08/2007 12:49)
i Jeso-kristy en personne niteny an'io, tsy mila mankany an-trano ianao maka baiboly,fa ato amin'ny serasera koa efa misy baiboly katolika en ligne,
http://baiboly.katolika.org/boky/Lioka
dia mazotoa mamaky !
http://baiboly.katolika.org/boky/Lioka
dia mazotoa mamaky !
5. ikaretsaka
(
23/08/2007 13:03)
raha zohina tsara dia toa tohin'ilay fanoharana io raha izao koa:
Nisy mpanjaka lasa nandeha nametraka Talenta (andininy 13)
dia io mpanjaka io ihany no niverina avy eo sy ny condamner ilay mpanompo (andininy 27)
fa eto moa mizara be ny opinions raha vao ankitsimpona fotsiny: ilay hoe misy relation amin'ilay fanoharana ve ilay tantara sa tsia!
raha miteny koe i jesoa hoe Izy no foto-boaloboka... dia lasa voaloboka ve izany izy???

8. ramanant
(
23/08/2007 13:21)
Raha ny fahitako azy dia ilay manana mina iray no tena naman'i Jesosy. Satria tamin'izany fotoana dia mina iray dia efa vola be. Satria koa Jesosy, dia tsy kapitalista, mpaka tombony.
9. namanao
(
23/08/2007 13:55)
ikaretsaka:
raha zohina tsara dia toa tohin'ilay fanoharana io raha izao koa:
Nisy mpanjaka lasa nandeha nametraka Talenta (andininy 13)
dia io mpanjaka io ihany no niverina avy eo sy ny condamner ilay mpanompo (andininy 27)
fa eto moa mizara be ny opinions raha vao ankitsimpona fotsiny: ilay hoe misy relation amin'ilay fanoharana ve ilay tantara sa tsia!
raha miteny koe i jesoa hoe Izy no foto-boaloboka... dia lasa voaloboka ve izany izy???
Tsy lavina io lazain'ikaretsaka io fa na dia izany aza, azo raisina ihany koa io toy ny filazana ireo olona tsy mety mampanjaka ny fanjak'Andriamanitra izay ho verezina mandrakizay rehefa tonga indray i Kristy.
Jesosy mamindra fo mandrampiavian'ny fotoana iverenany fa rehefa tonga io fotoana io (izay tsy misy mahalala) dia tapitra ny indrafo ka hijinja ny nataony(vonoina??) ireo tsy nampitoetra ny fanjakan'Andriamanitra.
Katsaho aloha ny fanjakan'Andriamanitra ....
10. mimich
(
23/08/2007 14:32)
Jesosy mahery fihetsika????!!!!!Mbola tsy nahavoajery ilay toko sy and aho fa raha ilay lohateny fotsiny no jerena dia izao , tsy mahery fihetsika i Jesoa izy fa "hentitra ary mahitsy fiteny" ary io fomba fanehoan-kevitra iray io (hentitra , mahitsy , marina , mazava) dia tsy zakan'ny maro h@ izay ka hatramin'izao .
11. xxx
(
23/08/2007 20:15)
Mbola andron'ny famindram-po izao dia miantso Andriamanitra hiverina aminy sy hanaiky an'i Jesoa. Fa rehefa tapitra ny fotoana famindram-po dia haringana izay nandà an'i Jesoa.
12. fijo
(
23/08/2007 20:37)
izao ve vao tsapanareo fa olona tia herisetra lery e.efa nandrava tsena anie io e
17. fijo
(
23/08/2007 20:48)
kay le,raha miditra ao analakely elahy de ravan'ialahy ny mpivarotra rehetra nefa eahy tsy mpiasan'y fivondronana,avy dia voasambotra ialahy noho ny herisetra.ka mahery fihetsika izany she akory??
20. sonwin
(
23/08/2007 21:07)
raha ao an-tranonay kosa ve no misy mibodo toerana mivarotra tsy ataoko mamay daholo? tsy midika izany hoe mahery fihetsika za fa zoko tanteraka ny mandroaka izay mivarobarotra ao an-tranonay ka
Sa ny tranon zoky azo ivarobarotana fahatany?
Sa ny tranon zoky azo ivarobarotana fahatany?