Jesosy mahery fihetsika????!!!!!
21. fijo
(
23/08/2007 21:11)
onwin an,aty europa ialahy??ok,efa henon'ialahy ve le valin'ny fitsarana ilay rangahy nitifitra ka nahafaty ilay mpangalatra tao aminy tany lille?????tao antranony io mpangalatra io no tratrany ary notifiriny ka maty?izao le rangahy migatr 10 taona .satria mahery fihetsika.
22. sonwin
(
23/08/2007 21:15)
ny tranon'i fijo ve azo ivarobarotana fahatany? azo angalarina? azo anaovana izay tiana atao rehetra? hijery fotsiny izany i fijo satria raha mi-réagir sao ataoan'ny olona hoe mahery fihetsika?
23. fijo
(
23/08/2007 21:18)
hafaka manda sy miaro tokoa elahy ,saingy tsy atao ain'ny fomba misy herisetra.ohatra mandalo le mpivarotra any antrano irny dia te hiditra,azon'ialahy atao ny manda tsotra.fa tsy mamelaka tehamaina azy
24. sonwin
(
23/08/2007 21:21)
i fijo nandeha niasa. Niverina nody, io fa mpivarotra sy mpividy no manerana ny trano sy ny tokotany, hatramin'ny fandriana sy ny sezan'i fijo no voahosihosy, dia ahoana? hiteny malefaka be ve hoe mba miala ianareo fa tranoko ito? nefa ilay olona aza bdb?
25. cutie
(
23/08/2007 21:25)
misy marina ihany ny voalazan'i fijo :)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 23-08-2007 23:18:28
Lohateny : Re : Jesosy mahery fihetsika????!!!!!
hafaka manda sy miaro tokoa elahy ,saingy tsy atao ain'ny fomba misy herisetra.ohatra mandalo le mpivarotra any antrano irny dia te hiditra,azon'ialahy atao ny manda tsotra.fa tsy mamelaka tehamaina azy
26. sonwin
(
23/08/2007 21:28)
cutie> ilay izy tsy olona vao hande hiditra, fa efa ao an-tranonao izao nefa ianao avy miasa. En plus olona bdb fa tsy iray
28. fijo
(
23/08/2007 21:31)
eto ialahy hafaka miteny hentitra fa tsy mandaroka.tandremo......ary miantso pra fa tsy manao zorro.
zavatra efa nataoko tamin'ny le mpitory teny mitety trano ireny io
zavatra efa nataoko tamin'ny le mpitory teny mitety trano ireny io
29. sonwin
(
23/08/2007 21:33)
ka ny fiaraha-monina nisy tamin'izany ange tsy azo ampitoviana ny amin'zao e
30. fijo
(
23/08/2007 21:34)
misy itovizany ka.nisy miaramila ny tanana tamin'izany.ireo no nisambotra an'i lery anie e
31. ikaretsaka
(
23/08/2007 22:16)
mimich:
Jesosy mahery fihetsika????!!!]Mbola tsy nahavoajery ilay toko sy and aho fa raha ilay lohateny fotsiny no jerena dia izao , tsy mahery fihetsika i Jesoa izy fa "hentitra ary mahitsy fiteny" ary io fomba fanehoan-kevitra iray io (hentitra , mahitsy , marina , mazava) dia tsy zakan'ny maro h@ izay ka hatramin'izao .
izay koa dia tena marina mihitsy!, dia vokan'io tsy fahazakana io amin'ny sasany lasa "altere-vana" sy tapatapahana ilay finoana ho eo @ ilay tiana sy azoazon'ny tena ihany, dia lasa tsy Izy intsony no inoana fa ny tenan'ilay mi alterer azy!
32. vavahady
(
24/08/2007 17:09)
fomba ahoana ahoana no andikanareo azy we fanoharana?
mba misy endrika, na hevitra fanoharana ve amin'io andininy io??? le mot hoe :"ento aty ,ka vonoy eto anatrehako" ve midika fanoharana??? sa baikona dictator??
ento aty= verbe imperatifa zany, toy izany koa le hoe vonoy,mbola baiko izany, didy ,
tsy misy fofona fanoharana mihintsiny ny amin'io na dia iray aza!
ary efa lasa mi-force olona indray koa ve jesosy hanaraka azy?
efa lasa mpi-menace indray izy zany!!!

33. Kwasi
(
24/08/2007 17:50)
mimich:
Jesosy mahery fihetsika????!!!!!Mbola tsy nahavoajery ilay toko sy and aho fa raha ilay lohateny fotsiny no jerena dia izao , tsy mahery fihetsika i Jesoa izy fa "hentitra ary mahitsy fiteny" ary io fomba fanehoan-kevitra iray io (hentitra , mahitsy , marina , mazava) dia tsy zakan'ny maro h@ izay ka hatramin'izao .
Mitovy hevitra sady manohana
34. Kwasi
(
24/08/2007 18:15)
Io ilay hoe aleo vakina hatrany @ voalohany ilay fanoharana, fa aza tsaingotsaingohana, fa manjary misy adino. Raha atao indray mijery ilay izy dia hoatr'izao:
-Nandeha niala ny taniny ilay razoky fa hosorana ho mpanjaka
-Talohan'ny niaingany dia nanmpiantso ny mpiasany 10 izy ka nomeny fonds tsirairay avy ireo mba hihetsehany
-Nisy olona tao @ tanana anefa nankahala azy ka nandefa message hoe tsy mila an'io ho mpanjaka izahay.
-KANJO lasa mpanjaka ihany izy
-Nony niverina izy dia nanontany ny mpiasany aloha ny @ ny fandehan'ny asa.
-Nahafa-po azy ny sasany, ny sasany kosa nandiso fanantenana azy.
-Ary raha mbola tezitra t@ ito farany izy dia notohizany koa @ fanampaha-kevitra horaisiny ho an'iretsy fahavalony (ireo izay tsy nankasitraka azy ho mpanjaka sy nankahala azy). Ka any @ireo no iantefan'ilay teny ao @ io and27 io.
--->Io and27 io izany dia mbola ao anatin'ilay fanoharana.
Io fanoharana io dia entin'i JK ilazana fa any am-parany ange ka hofongorina ny ratsy e. Ary ny olon a dia hotsaraina araky ny asany avy.

35. lapino
(
24/08/2007 18:45)
Fa ireo fahavaloko ka tsy nanaiky ny hanjakako ireo dia,ento aty ka vonoy eto anatrehako
Tsy ilay fahafatesana voalohany no resaka eo an ...
Dia manetre tena eo anatrehany ary, ka meteza hanjakany! ;-)
36. fijo
(
24/08/2007 20:53)
raha io fitateran'i kwasi azy io,dia fnoharana le resaka,fa raha iry voalaza ery ambony dia didijadona be ilay izy.
izay eo ihany fa na jesoa na ny mpitondra fivavahana hafa dia samy manana io toetra mahery io,ary tsapa koa izany amin'ny mpino sasany eto
izay eo ihany fa na jesoa na ny mpitondra fivavahana hafa dia samy manana io toetra mahery io,ary tsapa koa izany amin'ny mpino sasany eto
40. gasynamana
(
24/08/2007 21:11)
Ny zavatra manahirana eto dia izao: Misy ny milaza zavatra tsy misy fandinihana fa lazaina fotsiny any. Rehefa hadihadiana anefa izay tena tiany ambara dia valin-teny tsy mitohaka mihitsy no omeny. Afangaro daholo ny resaka rehetra, mba hamamarinana be fahatany ny zavatra lazaina. Ohatra mivantana moa ireo ambony ireo, na ilay nametraka ny lohahevitra izany na i fijo.