Jesosy mahery fihetsika????!!!!!
41. fijo
(
24/08/2007 21:20)
ka izay aloha no tsapanay,fa lazao koa izay tsapanareo.
raha misy olona roa miady anie ,ka ny iray resy amin'ny ko,fomba ro ano mety ahitana ny tranga e.
_misy ahita hoe mahery ilay nandresy
_misy ahita hoe mampijaly olona ilay nandresy

42. gasynamana
(
24/08/2007 21:29)
Ka mba te hanontany anao ary aho ry fijo hoe: Tena tsena toy ny eny Analakely ve no noravain'i Jesoa? Sa toy ny ahoana?
43. fijo
(
24/08/2007 21:40)
tsena aloha ilay izy,asa na toa an'analakely na toa an'andravoahangy na toa ny tsena teo andoharanofotsy,fa tsena,nisy varotra tao
44. gasynamana
(
24/08/2007 22:05)
Ka rehefa misy varotra rehetra ve dia mitovy daholo? Izay no nolazaiko hoe: mandiniha aloha, mahaiza manavaka.
Na samy tsena aza dia samy manana ny lalana mifehy azy fa tsy mitovy daholo akory. Dia mba fantatrao ve inona no lalana mifehy io tsena noravan'i Jesoa io? Dia inona no antony nandravany an'ilay izy?

45. fijo
(
24/08/2007 22:09)
ny voalaza fa antony nandravany azy dia satria tao ampiangonana ilay izy.ny toerana iray anie maro no azo ampiasana azy e.
ny lalanan'ny tsena dia ny fifanakalozana.

46. gasynamana
(
24/08/2007 22:24)
Raha izay ihany no fantatrao dia mahantra be. Tsy ny fifanakalozana ihany no lalana mifehy ny tsena fa maro. Ohatra misy faritra azo ivarotana izay tiana amidy rehetra, nefa koa misy ny tsena tsy azo ivarotana akoatran'izay zavatra voafaritra mazava: ohatra: misy ny tsenam-boakazo, na tsena ho an'ny kojakoja isan-karazany, ny tsena ny fiarakodia sns...
Fa tsenan'inona io noravain'i Jesoa io, dia inona no tena antony nandravany azy?

47. fijo
(
24/08/2007 22:28)
fantatra fa misy faritra voatokanana sasany ny tsena.
fa amiko dia tsena aloha rehefa misy vrotra.na tena n'omby io ,na tsenan'bokatra dia tsena.
tsy tokony horavana io rehefa eken'ny lalana fa tsena.ampy izay amiko ary izy mandrava an'io da olona meloka satria mandika lalana

48. gasynamana
(
24/08/2007 22:43)
Ary manao toton'omby bory fotsiny anie ianareo izany e! Tsy te handalina ve sa tsy te hanaiky fa diso hevitra? Mitombena tsara aloha dia ivereno vakina izay voasoratrao dia diniho tsara avy eo hoe: mba ao tsara ve izany fomba fijeriko izany?
49. fijo
(
24/08/2007 22:47)
amiko mazava fa tsena no noravany.io tsy hiadiana hevitra.ary herisetra no nandravany azy?io koa tsy hiadiana hevitra.ny ankoatra izay fanamarinana ny avatra nataony hoan'ny mpino azy
50. gasynamana
(
24/08/2007 22:56)
Averiko kely:
Ka manontany anao anie aho hoe: Inona no lalana mifehy io tsena io? Dia inona no tena antony nandravany azy, fantatrao ve? Raha tsy fantatrao ny antony sy ny lalana mifehy ilay tsena dia tsy tokony hitsara be fahatany fotsiny ianao.
Ary manao toton'omby bory fotsiny anie ianareo izany e! Tsy te handalina ve sa tsy te hanaiky fa diso hevitra? Mitombena tsara aloha dia ivereno vakina izay voasoratrao dia diniho tsara avy eo hoe: mba ao tsara ve izany fomba fijeriko izany?
Ka manontany anao anie aho hoe: Inona no lalana mifehy io tsena io? Dia inona no tena antony nandravany azy, fantatrao ve? Raha tsy fantatrao ny antony sy ny lalana mifehy ilay tsena dia tsy tokony hitsara be fahatany fotsiny ianao.
51. fijo
(
24/08/2007 23:00)
ny fantako fa nandravany azy dia hoesatria nivarotra tao apiangonanary zareo.raha tsy izay dia mba atory ahy ny antony hafa.
ary nandrava ve izy sa tsia,???
ary nandrava ve izy sa tsia,???
52. gasynamana
(
24/08/2007 23:14)
Efa nisy fanazavana maro be nomen'i Piste tary aloha be tary. Ary averiny foana rehefa milaza an'io hevitra tsy mari-pototra io ianao. Saingy sarotra aminao moa ny manaiky izany fa lazainao ho fiarovan-tenan'ny kristiana foana.
Hanampiako izay efa voalazany dia izao: ny lalana mifehy ny tsena tao amin'ny tempoly dia izao: toerana natokana ho an'Andriamanitra ny tempoly, ary izay momba azy ihany no tokony hatao ao. anisan'izany ny fivarotana ny biby atao sorona. Nisy anefa ny nanao nihoatra an'izany, ka lasa toerana fanangonan-karena sns ilay toerana. Io no antony nandravan'i Jesoa azy. Dia mba vakio tsara ny tantara izay voasotra amin'ny manaraka. Mba diniho koa izay valin-tenin'ny hafa fa aza atao hoe: satria izany tsy ekeko dia tsy rarahiko na dia marina aza.

53. fijo
(
28/08/2007 23:05)
ny parking andavanandro koa ,dia lasa tsena indroa isan kerinandro.izany hoe ny toerana iray dia mty azo hanaovana zavatra maro amin'ny fotoana voafetra.ka raha fiangonana izy androany,azo avadika tsena raampitso na fialokalofana raha tondradrano.
raha nandritra ny fotoanan'ny vavak ano nisy nivarotra tao dia diso.
ary azny natao koa raha olona tsy tia hery izy no niresaka tamin'ireo olon aireo mba tsy hanao izany."ilaina ny adihevitra mba tsy hampiasana hery"lery nefa avy dia daka be y fanaripahana.ka amiko herisetra izany.fa tsy hoe satria lery dia mivadika ho zavatra tsotra na dia efa hita fa loza aza,izay le fanatika ratsy be

54. bosista
(
30/08/2007 08:18)
nentin'ny hatezerana kosa angambany izy ry fijo dia hadinany ny fifanazavana sy fifampiraharahana!fa tonga de daroka sy fampiasana hery avy hatrany!
55. fijo
(
30/08/2007 23:17)
ka lery koa efa tezidava fa tsy mahita sipa ka.any amin'ny dezaka any foana ve ko sady bandy be aby no namana any.....mba tsy hilazako zavatra hafa eto