XX v?

1. boubounezy ( 22/08/2007 23:39)
tsy aiko nareo fa ra ny fandraisako reo mpanao XX reo na izy namanao iany fa t amély mafy anao ato @ forum, na oull tena tsy t ho fantatroull eto izy fa mamely anao :?: na menatra kou izy fa mety faztany fa miteny2 fona izy betsaka ny antoy mais ; je trouve tout ça très3 chelou b alou é! ra za mintsy alou aleoko miassume ny ataoko ka! (délicat ndray lé resaka) fa mialatsiny @nareo tsy matanty ty resaka ty d aza matsiaro visé avy atrany fa hevitriny maro tatakadavitra.:lol::lol::lol: sô misy mila ady ndray. resaka ny atao.
novalian'i xxx ny 24/08/2007 13:29
2. boubounezy ( 22/08/2007 23:40)
TANDREMO eritreritra mandalo dôly zao!:-P:roll:
3. ikaretsaka ( 23/08/2007 02:09)
ny ahy ny fandraisako ny x dia le ohatran'ny zazakely miafina ao anatin'ilay zipo lavan-dreniny iny dia manao hoe .. ataoko%$#%$@ itena!

tsy hazo ngamba ny ao amin'ny lamosin'ireny fa spaghetti na fingotra??:roll:
4. fasaly ( 23/08/2007 05:58)
izy dool zany lazainareo izany:-P:-D
5. ari.malala ( 23/08/2007 07:29)
za aloha, franchement et sincèrement, manao xxx, fa tsy entiko amelezana olona ilay izy, fa ohatra hoe misy problema personnel tiko entina vahana d ts tiko fantatra hoe za le manokatra sujet! ekeko hoe virtuel ity, tsy mifankahita tava, fa misy ny olona efa tena akaiky be ana ato efa nifankahita sns, d mba menatra iany ny tena e!
6. Angolaina ( 23/08/2007 07:48)
Samy manana ny antony anaovany xxx ny tsirairay ary matetika dia io antony voalazan'i ari.malala io no tena mahatonga ny maro hanao an'io, ny eo @ le oe te hamely be fahatany koa aloha dia tsy mety loatra e! namanao ve de enjehinao? inona koa no antony hinamanana raha zany ? tsy efa naman'ny manomboka antsy ivoho koa ve izany ? tsara kokoa aloha ilay manao basy antifi-kavana e! toy izay le mpamely ambadika ireny !
7. sasa ( 23/08/2007 10:53)
matoa ny olona manao xxx d misy antony manokana ho azy, tsy voatery nefa hoe ho ratsy foana ny ao ambadiky ny xxx
8. ikaretsaka ( 23/08/2007 13:07)
le izy hamelezana olona ange no ratsy e
boubounezy:
tsy aiko nareo fa ra ny fandraisako reo mpanao XX reo na izy namanao iany fa t amély mafy anao ato @ forum, na oull tena tsy t ho fantatroull eto izy fa mamely anao
9. xxx ( 23/08/2007 15:09)
ka misy koa anie re oull ka misy ny tsy mahatanty basy atifi-kavana é!
marina ny an'i Angolaina oe namana ve no tifirina ambadiky ny xxx, fa maro ny antony anaovana xxx.

sa tsy izany ry record am xxx?:idea::lol:
10. boubounezy ( 23/08/2007 18:16)
karetsaka manaiky ny teninao mintsy za @ zany! misy ny mampiasa azy io @ ratsy (fanaovana règlement de compte) ngamba ny ilazako azy ; misy kou @ tsara ka zay ny matonga anah manao io resaka io. nefa mou xx dôly reo d tsy mazava @ko:?
11. fasaly ( 23/08/2007 18:21)
boubounezy moa tsy mba manao xxx izany fa toundé paw paw paw ôh! aleoko toa ny andry retsy ah!:-D:-D:-D
androky sy skaizakely alou toundé direkta be mitsy e! zé mahazo de tena voan'ny sangodipanina kely klou vao mitsangana ndray:-D:-D:-D:-D:-D
aleoko lavitra izay toa izay mody :D nefa :evil::-D
12. boubounezy ( 23/08/2007 18:38)
ita kia ry fasaly fa androky ngah efa vôany?:cry: fann v androkyyyyy aleo fa tsotsofiko kely ny andrina ndroky d afaka vety2 anga zanyyy:-*:-*
13. karinah ( 23/08/2007 20:21)
ka harary fo amzany eo nareo ry zareo an, valina ftsn izy de zay koh! na mahay mamaly na tsy mahay lotra zah de ny marina ihany no avaliko anazy de basta!:D
14. fasaly ( 23/08/2007 20:49)
tsy mamaly ny fahendrena...
zé mangina volamena....

:-P
:P
8)
:°)
:wink:
15. karinah ( 23/08/2007 21:02)
fasaly:
:-D
:-D
:-D...marina oe?:lol:
16. xxx ( 23/08/2007 21:08)
tiako ny zipon'ny neny fa mafàna sady i neny e!
bisous pour neny!:D
17. ikaretsaka ( 24/08/2007 01:32)
fasaly> tonga de paw paw iany rehefa avantana ihany ko!
zipon'i neny tsy misy antiballle
18. rariri ( 24/08/2007 01:54)
iksa iksa
19. sasa ( 24/08/2007 04:37)
za zao tsy tadidiko tsony hoe oviana no nanao xxx farany :-D:-D:-D
20. fasaly ( 24/08/2007 04:54)
ika: aleo zay mitsy....tonga de miaro tena am atni balle refa otrzay hiihih....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6881