mety refusé ve ny visa raha izao no cas andehanana

1. xxx ( 22/08/2007 15:53)
manambady frantsay za de bevoka fa hiomana hanafatra ny reniko de mety possible ve hoe mivaly ny visany fa tsy refusé de raha mety de inona avy ny taratasy mety ilaina
novalian'i fijo ny 31/08/2007 21:21
2. fasaly ( 22/08/2007 15:58)
euh ! midy cousine ko izay bevohoka otranao izany fa izy aloha nanana complication be tam vohoka de nafarany ny mamany hoe hampifàna azy fa izy ireny no aty dia tsy manana mpikarakara de nahazo visa somanatsara.....raha feno aradalàna ny tts rehetra mety hahazo visa ihany izy....
3. tslem ( 24/08/2007 04:03)
mahazo kah, fa ataovy ara-dalàna tsara arak'io voalazan'i fasaly io daholo ny ttsy rehetra rehetra indrindra moa fa ny assurance voalohany indrindra
4. kalina80 ( 25/08/2007 12:49)
mahazo izy satria ianao ara_dalana no tsidihany.Asaivo mande any @ ambassade izy maka information rehetra.Tsar a raha ianareo mivady no manome attestation d'accueil azy
5. booboo ( 26/08/2007 07:39)
Tsy haiko...nisy nitovy tranga aminao mihitsy fa nolavin-dreo ny visan'ilay bebe ! namerina fanin-droany fa dia mbola refusé ihany....
6. Rafotsy ( 27/08/2007 06:28)
Ataovy daholo ny taratasy , izany akory tsy milaza hoe hahazo visa ny mamanao na ara-dalàna ny papiers nao na vaza an-taratasy aza ianao ! Tahaka ny loterie ny fanomezandreo visa ka aleo aloha tsy manantena fa mamapahelo ianao raha tsy mahazo izy !
7. hery ( 27/08/2007 07:18)
Ie, tahaka ny loterie ny fanomezan'ny frantsay visa... mangataha foana ihany na izany aza fa aza kivy.

Ary tsy azo ampanarahana miaraka amin'ny attestation d'accueil koa angaha ny certificat medical hoe tena bevohoka efa ho teraka sns?
8. mamzelkely ( 27/08/2007 08:14)
asakasaka i o ra olona ohatra hoe reglo tsara enao avant nanambady an'io vazah io zany hoe ts ni-cland na ko hoe mias atsara enao etc etc de mety ahazo enao

nefa kosa ra sendra ohatra hoe ni-cland enao na ko nianatra n visa de sortie anao ka zao enao nanalmbady vazah mety sarotrarotra ihany no ahazoany visa satri eriterretiny hoe regroupement familiale zany de mety sarotrarotra

cas efa hitako io tsinn le reniny mpakany andafy fôna fa zany hoe refuser aveo ny visa-ny nony hoe hande hampifana ny zanany izy ts nomeny akory le raison fa de refuser ftsn
9. xxx ( 28/08/2007 13:30)
T@ fomba ahoana no nahatongavan'i xxx teto Frantsa ?

Nisy namana mantsy niditra teto en tant que touriste dia nanambady vazaha avy eo, dia nony nanafatra ny mamany hampifàna izy dia tsy nahazo visa ilay mamany, ary niteny ny tao @ ambassade hoe , ny zanakao nitsoaka niala teto ka asa
10. fasaly ( 29/08/2007 05:43)
betsaka ny antony handavana ny visa....ohatra tsy coplet ny tts....jerena ny revenus raha afaka hampiatrano olona hafa ankoatra nareo mianakavy....satria mi renseigner mitsy zareo....
nisy namako izay mantsy nanafatra an'i mamany...izy efa manana tts sns...fa ny tsy fahampian'ny fidiram-bola isambolana no naha refuser azy, izany hoe tsy ampy tokony handraisana oul hafa...io no tena maha sarotiny azy aloha...ny situation n'lay mpanafatra...;
na koa efa any am liste noir ny anaranlay mpanafatra ohatra....de zay olona hafarany tsy tafa tsony....
miara miasa ny ambassade rehetra aty europe ka raha mainty enao tany am ambassade d'allemagne ohatra ka mandeha maka visa any am ambassade de france dia refuser avy hatrany
izaho manokana tsoriko fa efa anaty liste noir satria nisy olona nafarako de tsy niverina tsony tany madà de zay oul hafarako dia tonga de refuser avy hatrany dool:?
11. mamzelkely ( 29/08/2007 06:34)
io ko njainjay ts rarahindry zareo na de hoe enao zanany aza no manafatra an reninao fa ilan reo vann fôna ra vô ts hay ko ny fidirambolany mamanao :?
12. mignone ( 29/08/2007 10:24)
rehefa tiany ho lavina de laviny tsotrizao , na dia complet sy misy fidirambola tsara ianao ...
13. fijo ( 31/08/2007 21:21)
arakarany io,fa misy olona toa io tsy nahazo vao tamin'ny herinadro.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.275