Jeux des iles, Medailles d'or, faly sa tsy faly?
1. salopard
(
21/08/2007 18:01)
na dia gisitra t@ jeux africains de voalohany t@ jeux des iles:
-satria aleo ngeza miaraka @ kely toy izay kely miaraka @ ngeza
-voalohany any @ kilasy garabola, fa gisitra any @ kilasy 6è
-
-satria aleo ngeza miaraka @ kely toy izay kely miaraka @ ngeza
-voalohany any @ kilasy garabola, fa gisitra any @ kilasy 6è
-
novalian'i Jeankely ny 22/08/2007 04:15
2. menalamba
(
21/08/2007 21:05)
Eny ry manamboninahitra ôôôôô!!!Eny ry tapi-tr'ohatra ôôô.....iiiFa ny adinonao kely dia ity ;ny firenena roa nandray anjara tao dia i la Frantsa ! izay tsy firenena kely azafady ,ary ny hiram-pireneny no notsofina raha mahazo medaily ny atiletany:^):-D
3. Jeankely
(
22/08/2007 04:15)
Ny an'ireo fanatsatsoana foana. Misy zaza alefa mianatra any US lazaina fa fianarana tsy misy mpitia ary tsisy ilana azy no nandefasana ny zaza Malagasy. Vao roa andro angamba nisy hoe nahazo vatsimpianarana any China lazaina any @ fiangonana ambanin'ny tany. Ny medaly azo tsisy dikany. F'angaha moa azo azo mora ity medaly. Fa nanomboka t@ taona firy ireo tany matanjaka ireo no efa niofana ary mafy @ sehatra isan-karazany? Raha mba nanao sy nandray anjara izy dia mahafantatra fa sarotra vao hitovy. Ny mpijery baolina mahita fa dakana dia miditra io fa tsy matinao io raha ianao koa no ambony kianja. Mampalahelo mihintsy fa ireo lasa andafy dia mihevitra ho vazaha ary ny zavatra vitan'ny vazaha heveriny fa ny vitany. Mpijapy machine tsy mahagaga. Izahay mahafantatra fa tsy ampy io noho izany miezaka hatrany. Ny fihainona ireo tapitrohatra arka ny tenin'i Menalamba tsy dia ilana fa ny lalanao zory ary na zafiafy aza vao hisy tompodaka erantany miezaka hatrany.
