finoana
1. fijo
(
22/08/2007 22:26)
ry gasy namako,tsara ny mino,saingy ny an'ny razanao hatsaraina fa tsy ny an'ny hafa izay tsy hay akory ny marina aminy.
novalian'i ikaretsaka ny 02/09/2007 22:09
3. gasynamana
(
22/08/2007 22:36)
Malagasy aho, nandalina ny fomba amam-panao malagasy, ary mbola eo am-pandalinana an'izany amin'izao fotoana izao.
Fa mba te hanontany anao àry hoe: Inona no tianao lazaina eto? Inona no fantatrao mikasika ny finoana malagasy sy ny finoana kristiana?

4. fijo
(
22/08/2007 22:40)
ny finoana kristianina an,dia finoana nanmpidirina handemena antsika .vao tonga ry zalahy dia ny nanafoan any finoantsika no tanjonysatri any olona very finoan amora arebireby,ary dia izao no vokany.ny azy indray no lazaina fa tena finoana.isika gasy nanana ary mbola manana ny fahendrentska izay efa somary very izao.io no tokony ezahana hoatao izay hiverenany fa tsy izay finoana nansesika avy aiza izao no lazain asy arovana,nefa izynampiditra azy aza tsy manaraka izany
5. gasynamana
(
22/08/2007 22:51)
Mba azonao hazavaina kely ve mikasika an'ireo finoana lazainao ireo? Raha ny fahitako azy mantsy dia tsy misy fanazavana mivantana omenao fa zavatra hafa no ambaranao.
7. gasynamana
(
22/08/2007 23:10)
ry gasy namako,tsara ny mino,saingy ny an'ny razanao hatsaraina fa tsy ny an'ny hafa izay tsy hay akory ny marina aminy.
Inona ilay hoe an'ny razanao?
Dia inona ilay an'ny hafa?
Mba omeo fanazavana tsara aloha. Io fanazavana omenao io ambony io mantsy dia tsy mahavaly ny fanontaniana mihitsy. Toa ohatra ny miteny hoe: tsy misy zavatra fantatrao akory mikasika an'ireo zavatra ambaranao ireo.
11. Belle
(
22/08/2007 23:35)
ny fahitako ny fomba firesak'io fijo io ny finoana kristianina amin'izay rehetra soratany dia mipetsopetsona fotsiny tsy misy fitombenany na fanamarinana akory!
12. ikaretsaka
(
22/08/2007 23:50)
tsara ny mino, na razana io sampy io na kristianisma io na boudista io na sekta io na occult io na inona na inona na inona, rehefa hainao sy fantatrao ny inoanao!
ny minomino foana no tsy azo atao
betsaka no tsy mahafantattra ny inoany akory fa dia be doika minomino fahatany fotsiny!
izay ilay ilazako foana ilay ilana ny mandini-tena sy remise en question...
tsy maninona mihitsy ny manontany ny tenanao hoe fa maninona moa izaho no athee, maninona moa izaho no katolika... maninona aho no efa haiko izao fa tsy mari-pototra, ts'isy tantara sy nindrakindramina t@ katolika ity finoako ity fa rebireben'i pasitera @ toriteny ao aho dia tsy tonga saina na dia rohitiny aza ny 1/10 mpananako.. maninona izaho no silamo nefa ny silamo lazain'ny sasany ho terorista? sns...

13. Kwasi
(
23/08/2007 00:27)
Dia inona zany no anjara biriky ndrafijo ny @ mba hanatsarana ny fombandrazana e.
siks
siks
14. LazaDaddy
(
23/08/2007 01:30)
Ratsy ny mino raha tsy marina sy ratsy ilay inoana, fa tsara kosa ny mino raha tsara sy marina ilay inoana.
Ny soso-kevitro dia tsy moe mino sa tsy mino, fa kosa hoe inona na Iza ilay inoako? Tsara sa ratsy? Marina sa tsia?

15. ikaretsaka
(
23/08/2007 02:02)
ka raha ao amin'ny sainao ilay izy ka lazainao ho tsara nefa sady tsy ampy no tsy marim-pototra ilay anao fa "nindramina" sy namboamboarina t@ ny an'ny hafa aza dia
naman'ny minomino foana koa izany! naman'ny tsy mahafantatra tsara ilay Inoany izany, tsy manana porofo ny mahatsara sy maharatsy azy na manana fa keeeeeeeely dia kely, sombiny keeely nindramina t@ ilay fototra naorin'ilay Tena nanorina,
ka rehefa asaina mamelabelatra ny antony dia mitanatana vava fotsiny dia pporofo iray no averimberina toa diska loaka eo satria iny no keeeely mba ananana, rehefa ahitsy avy eo dia tsy manaiky fa na tsy mamaly na mody fanina
vokany dia lasa be doika fotsiny fa tsy te hanaiky ny filahatry ny finoan'ilay manana finoana nangalana ilay "nindramina". nefa ilay olona efa maha fantatra be izao fa tsy ampy ny an'ny tenany

16. LazaDaddy
(
23/08/2007 03:09)
inona ny tian'ikaretsaka resahina? Ny finoana Katolika irery ihany no tena izy ve? :)
17. ikaretsaka
(
23/08/2007 03:35)
aleo hahatsapa tena ny nindrana.. raha izay ny tsapany hoe tiako resahina dia izay izany!
efa tsara rehefa mahatsapa tena
efa tsara rehefa mahatsapa tena
18. LazaDaddy
(
23/08/2007 03:42)
hafa kely indray izany ry ikaretsaka :) tsy mbola naheno an'izany aho raha tsy ianao no milaza amiko
19. ikaretsaka
(
23/08/2007 03:44)
Tsetsatsetra tsy aritra!
fa voamarika koa fa rehefa mivantambantana izay aho milaza ny zavatra mitranga sy ny hita ato ho'a dia tonga dia lasa miapangapanga tena indirect izany foana ireo olona mahatsapa ny tenany sy mpanao ilay "marina tsy filaza" sy ny "maso be tsy mahita" e!
satria ve fantatr'ilay olona concerned ve ilay ambarako mivantana hoe "toa tena izany tokoa" fa tsy maintsy manao be doika izy na tsy manana halaatra manaporofo ny heviny aza?:roll: