Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
DJ
(
18/08/2007 14:29)
Fangatahana fanazavana sy hevitra
Manolotra ny arahaba!
Izao no resaka mba tiako atao kely, mahagaga fa rehefa manao recherche namana, tonga eo @ objet hoe namana tadiavina dia izao no matetika hita eo : mitady vady no atao eo fa n...
tohiny
novalian'i imeva ny 22/08/2007 14:39
SHOAN
(
18/08/2007 11:49)
Jimmy, attends-moi
izay mba afaka manomé an'io hira io ho an'i Shoan azafady ô ?
ny tonony sy raha manana en mp3 na youtube
merci mialoha ô:D:D8)...
tohiny
novalian'i rantylahy ny 04/09/2014 14:31
soanja
(
18/08/2007 06:04)
Poma Varimasaka
hono hoy aho sao mba misy mahalala ny anaran'ny Poma Varimasaka any amintsika ireny amin'ny anarany amin'ny teny Anglisy na farafaharatsiny anarana siantifika. Tena te hihinana be an'ireny aho nefa ts...
tohiny
novalian'i rinja ny 01/10/2007 15:57
Jeankely
(
18/08/2007 04:36)
Misy ny laharam-pahamehana ary tsy miara-vita ny rehetra
Ny filazana fa ankosombolamena ny zava-bita ary tsisy fiantraikany amin'ny vahoaka dia lainga sy fanatsatsoana. Manampahaizana ianao ary manaova fanadihadihana fa ilain'ny olona izay zava-bita na mbol...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 19/08/2007 04:56
bazylou
(
18/08/2007 01:33)
isa angaha
""Raha atao fijery tsy miandany ny zavatra hita niova dia misy tokoa ary hiaraha-mahalala izany .Tsy ilaina intsony angamba ny hitanisa izany eto fa iazy mana-maso dia mahita avokoa: zaridaina mahavel...
tohiny
novalian'i niainalynx ny 21/09/2007 10:56
xxx
(
17/08/2007 23:25)
Tena marary ve?
Ilay voalohany?
Resaka matotra fa tsy vazivazy!...
tohiny
novalian'i levany ny 31/10/2007 15:01
marsvao
(
17/08/2007 22:36)
methode
Misy tetika hay ny fianarana lesona (na litteraire na scientifique ), noho izany mba mandehana ihany bibliothèque ry zareo ôôôô.........
tohiny
novalian'i sarobidy ny 25/10/2007 14:55
xxx
(
17/08/2007 21:55)
Ho an'i Bazilou - Tsy tia gasy
Atletisma. Nanjakazaka ny Malagasy
16-08-2007 / 13:41
Nanjakan’ny atleta malagasy tanteraka ny andro voalohany amin’ny fifaninanana Lalaon’ny Nosy andiany faha-7, tetsy amin’ny kianjan’Ala...
tohiny
novalian'i niainalynx ny 21/09/2007 11:21
marsvao
(
17/08/2007 21:24)
serasera
Efa ela ve no nisy izao .toa taraika izaho!! zany ee!!! mba valio! lehilahy izaho.MERCI BIEN!!...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 19/08/2007 13:25
ronaldo09
(
17/08/2007 20:04)
Kitra :Mada vs La Rn -3 no 0 iza no hifanamby amiko?
Vitantsika 3-0 i La reunion ,hoy za ka iza no hifanamby amiko?...
tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 19/08/2007 19:04
ronaldo09
(
17/08/2007 19:47)
aretim-bavony
Rehefa marary vavony matetika hono ny sipa dia midika izany fa manao matetika izy!Marina ve izany raha bandy indray no marary vavony?...
tohiny
novalian'i kiadi ny 18/08/2007 09:13
ronaldo09
(
17/08/2007 19:06)
izy m'raL
Fa hono ho aho ry Jeankely sy bazylou fa ahoana raha tsy manangatsandry hoatrio ?Mba mpamaky ary mpandray anjara mahafatra-po ihany ny tenanay ka aleo ny marina no lazaina .
Miady mareo nefa le o...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/08/2007 04:22
salmo1
(
17/08/2007 15:02)
Fanantenana i Jesosy
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ny+ainga/video/x1zxry_ny-ainga-fanantenana_music
[img]http://www.biografiasyvidas.com/biografia/z/fotos/zeffirelli_jesus.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2007 22:55
LazaDaddy
(
17/08/2007 14:43)
ilaina fantarina sy fintinina ny teny ampiasaina
Mba lasa ny saiko amin'ny resaka mandeha sasany eto ka mba manipy teny kely ihany raha mety e!
- Misy ny filazana "fanandratana" an'i Maria. Asa izaho angamba no tsy mahazo ilay hoe "fanandratana" ...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/08/2007 22:08
kallie
(
17/08/2007 13:12)
fitia zistoara
http://www.fotosearch.fr/bigcomp.asp?path=IGS/IGS717/IS994-023.jpg...
tohiny
novalian'i konjara ny 20/09/2007 09:06
bosista
(
17/08/2007 12:57)
nampandova fahotana antsika marina ve i adama sy eva??
araka ny fampianarana misy amin'ny fivavahana ankehitriny de we nandova fahotana tamin'i adama sy eva isika ,((fahotana tamin'ny fototra no filaza azy))ary ny nahatonga antsika ho faty hono dia nohon...
tohiny
novalian'i prime ny 04/09/2007 12:01
mamzelkely
(
17/08/2007 12:39)
fampitandremana...
fa zao mba tiko ho lazaina aminareo indrindra mo ianareo lehilahy eto am serasera rehefa mba mampiresaka sipa indrindra mo zany ra vonona hikôty azy nareo de mitandrema ihany fa indraindray mpinamana...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/08/2007 21:09
Mandefitra
(
17/08/2007 12:23)
Vavaka ho an'ny namana...
Andriamanitra o
ny namana rehetra zay miserasera,
tsy mahalala Anao, na koa tsy te hahalala
Bitsiho ny fanahy, f'efa mandeha ny lera
Ampidiro anaty vala.
Ny tananao mahery, nivimbina azy hatran...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2007 22:24
Kwasi
(
17/08/2007 11:56)
Fa toa tsy hita ao anaty baiboly ny hoe Jesosy nanao...
... batisa ny mpianany e?
Dia ho hadinon'izy 4 mirahalahy ve ny nanoratra izany raha nisy, eny fa na dia ohatra aza hoe batisa natao t@ mpianatra anankiray fotsiny aza?
Sa iza no nanao baatisa a...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/08/2007 21:50
malalazo
(
17/08/2007 09:57)
Mangataka hira
slt! daholo mba mangataka ny hiran'i Benja Ralibera hoe saropiaro,misy hoe ny tiana no maha-saropiaro...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/08/2007 15:45
