Kitra :Mada vs La Rn -3 no 0 iza no hifanamby amiko?

1. ronaldo09 ( 17/08/2007 20:04)
Vitantsika 3-0 i La reunion ,hoy za ka iza no hifanamby amiko?
novalian'i ronaldo09 ny 19/08/2007 19:04
2. menalamba ( 17/08/2007 21:17)
Anontanio i bazyl dé kôka fa izy mahasaky anao...f'izany eo ihany fa défa alefaso ary ny plisy dieny izao hirevena fa aza laniana @ fanambinamby eo:^):-D:-D
3. wooda ( 17/08/2007 21:33)
:roll: raha misy ny jiro de mijery baolina kitra!
4. menalamba ( 18/08/2007 10:59)
wooda:

:roll: raha misy ny jiro de mijery baolina kitra!

F'angaha tsy mety atao @ antoandro no hilana jiro?:-/

5. tenagasy ( 18/08/2007 14:06)
Mankamamy!
Tsy haiko fa raha azoko tsara ny tiana hambara eto dia mifandray kokoa amin'ny delestage!
Hainao inany eh............!
Mirary soa!
6. menalamba ( 18/08/2007 15:17)
Resy tsika saka dia mihintsiny !!!'Zany ianao no niloka teo tsy pofotra ry ronaldo09 !Ilay penalty tsy maty t@ voalohany no tena nahasorena ahy 8-):-/:evil:
7. akama2006 ( 18/08/2007 15:24)
resy indray ny gasy efa manao abonnement aminy faha resena !asa na i malabary na ny minisitra no nifidy ilay nadaka penalty nandritra ny jeux iny fa hita hoe vontsa!le dimby moa mba nahay ihany taminy demi finale fa tsy nampanaovina raha tsy farany amin'izay ny coatching vendrana abe efa hita fa kely balitika fohy ohatrany vazimba mbola manao bolina ambony hatraminy 1 ka hatraminy farany!mila fianarana anie ny manager fa tsy hoe nanao bolina tany lens dia tokony ho manager!
8. menalamba ( 18/08/2007 15:40)
Eny é,mora aloha ny manakihana ,anefa raha ny fijeriko manokana dia nanindry hatrany isika teo @ lalao ,ary tokony ho roa sy bota ireny amiko ,satria dia nolavin'ilay mpitsara ilay baolina maty t@ voalohany anefa tena maty ara-dalana iny ,ary ilay penalty moa sendra ny badraodra dia tsy maty...:-/dia vita kabary....
Boda be ny lohako izany:-/
9. akama2006 ( 18/08/2007 15:47)
tena marina mihintsy aloha ilay avantage nolaviny ilay arbitre fa ilay penalty tsy maty no hita fa fahadisoany coach satria raha hoe tsy mahay peno ny gasy dia tys nisy nahafaty au moins ny 1/3 taminy tir au but!donc ny olana dia any aminy choix ny mpifidy!

na taminy match reu sy mada taminy teoa aloha ireny aza ve dia tsy tokony ho efa kopy hoe sterile le jeux satria manaraka ny jeux an'olona!le izy efa misy tranga teo aloha tsy nareniny no mandreraka be aminy malababakoto sy ny ministra divo coatch!cretin
10. miou ( 18/08/2007 16:42)
tena resy ndray ranga ny antsika ah
11. zama91 ( 18/08/2007 16:49)
f 'angaha naharesy ny barea dia iza sy iza no nahafaty ny but
12. tenagasy ( 18/08/2007 17:04)
Hi hi hi!
Aleo itsikiana eh! Izany ny Sport ka inona indray ary? Raha tsy hoe angaha heverintsika hoe vomanga be mihainohaino sy miandry fotsiny koa ny ankilany! Mba mikajy mafy ny handresy koa izy ireo.
Izay valiny teo dia efa ekena fa nahomby ny tetik'izay nandresy tamin'iny fotoana iny. Raha averina na rahampitso ihany anie ny lalao tsy hay na hivadika indray ny rasa eh! Na koa hoe: nihemotra na dia 5mn ihany aza ny lalao! Ka tsy izay vokany teo akory dia ho voizina tahak'izao na tahak'izaroa. (Tsy mandrara fa mandanjalanja)
Aleo tarafina ny vita "omaly" ary andrasana ny "rahampitso" dia afaka miteny amin'izay isika hoe: IZAO! Satria marina fa anisan'ny sedra tsongaina ho antsika ny JIOI nefa araky ny lalan'ny Sport koa: tsy azo itsarana loatra ny mpilalao ny lalao indray mitoraka!
Mirary soa!
13. xxx ( 18/08/2007 17:11)
ndinalika
14. bazylou ( 18/08/2007 19:15)
raha nifanamby tamin'i ronaldo aho dia nahazo saosy izany,, indrisy fa resy lava e!!
15. ronaldo09 ( 19/08/2007 19:04)
Ka nahasahy ahy hifanamby anie le izy naharesy 4-0 T@ 1/2 finale!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0918