Fanantenana i Jesosy
3. salmo1
(
17/08/2007 15:17)
cutie: ratsy ity tany ity ary tsy hitondra ho aiza, nofo isika, rehefa maty dia ho vovoka ka ho maimbo na ho lasa lavenina.
Ao ambadikiny fafatesana dia mbola misy fiainana, MANANTENA ve i cutie fa hiditra amin'izany Paradisa?
Ny dikany dia oe: mila manantena any Jesosy i cutie manomboka izao.

4. cutie
(
17/08/2007 15:20)
hay ve mitovy le hiran'i Hantatiana e :lol:
i salmo nga manantena :roll:
Ao ambadikiny fafatesana dia mbola misy fiainana, MANANTENA ve i cutie fa hiditra amin'izany Paradisa?
i salmo nga manantena :roll:
6. niryna
(
17/08/2007 20:03)
salmo1:
cutie: ratsy ity tany ity ary tsy hitondra ho aiza, nofo isika, rehefa maty dia ho vovoka ka ho maimbo na ho lasa lavenina.
Ao ambadikiny fafatesana dia mbola misy fiainana, MANANTENA ve i cutie fa hiditra amin'izany Paradisa?
Ny dikany dia oe: mila manantena any Jesosy i cutie manomboka izao.
Misaotra anao nanazava anay,marina tokoa izany fa tany fandalovana ity,ary any amin'i kristy irery ihany no misy ny fanantenana,fiainana ho mandrakizay raha manankina ny ho avintsika aminy isika:D
12. fijo
(
17/08/2007 22:00)
salmo an,ay jesoa ngaha tsy lasa vovoka no mbola hoantenaina????sa lery io tsy efa maty sy rava.sa hanantena tsy misy
13. felampaiso
(
18/08/2007 13:25)
jesoa no anaran'ilay Fanantenana ho an'i salmo1 fa tsy lery izany ka ,valio ireo fanontaniana nataon'i fijo ireo fa hitako tena liana hahalala ny fanantenan'ny mpino kristiana izy...
14. piste
(
19/08/2007 03:07)
Felampaiso : sarotra ho an`ny olon`ny tany( materialy) ny hahatakatra ny zavatry ny lanitra. Ka raha resaka finoana dia tsy ilaina ny mamaly an`i Fijo.
15. rakaroka
(
19/08/2007 09:13)
8O8O8O8O8O:roll::?::?::?:
Tsy mba misy zava-baovao mahaliana hafa intsony 'ngaha any, toa ny tonta ihany no miverimberina :?:, marina ny voalazan'i Cutie fa toa ny "stylen'ny hafa foana no miverina" ny omaly tsy miova tsy mahagaga raha tsy manan-kolazaina intsony ny mpisera e!8O8O8O8O8O8O8O

16. ikaretsaka
(
19/08/2007 12:17)
ka izay. ny an'ny sasany efa demontre efa eeeeeela be fa boribory ohatra ny tany
dia mbola iny foana no haverimberiny.
ohatra hoe efa fantatra fa fanantenana i Jesosy.. (ho an'izay mino)
dia izay foooooona no averina
tsy aleoko manao saplet!

17. cutie
(
19/08/2007 17:57)
ka le oul efa manantena daholo ny mamaky ato de lasa we miverimberina le izy :-D:-D:-D
18. niryna
(
20/08/2007 04:01)
rakaroka:
8O8O8O8O8O:roll::?::?::?:
Tsy mba misy zava-baovao mahaliana hafa intsony 'ngaha any, toa ny tonta ihany no miverimberina :?:, marina ny voalazan'i Cutie fa toa ny "stylen'ny hafa foana no miverina" ny omaly tsy miova tsy mahagaga raha tsy manan-kolazaina intsony ny mpisera e!8O8O8O8O8O8O8O
Ny teniko tsy ho levona hoy Izy,fa izao rehetra izao ho levona,isika izany no ho faty fa ny tenin'Atra dia miverimberina eo foana,dia ato izany isika no mamerimberina azy :@ ary mampiasa azy amin'ny fiainana tokoa fa tena mahita tombotsoa tanteraka fa tsy ho raraka an-tany fotsiny.Na hoe henoy izany ry hazon-damosina(angaha ny lamosina misy hazo?o^o)
19. ikaretsaka
(
20/08/2007 23:01)
dia izay mihinana ny vatako sy misotro ny rako koa hozizy tsy ho levona
20. Kwasi
(
21/08/2007 02:43)
Raha mbola hoe kristiana, tsy hoe mpanaraka an'i Kristy ve zany? Iza no olona hanaraka olona tsy ho antenaina intsony?
Ho an'ny tsy kristiana indray dia lozika fa tsy midika inona aminy izany hoe Kristy, ka tsy dia atao mahagaga.