Fanantenana i Jesosy

41. fijo ( 23/08/2007 21:48)
cutie ka ndry sipa de mora mahazo kil.

ika ,izay mihintsy.maro ny milaza fa kristianina nefa tsy hainy akory ny manazava izay finoany fa toa mno afotsiny no betsaka
42. cutie ( 24/08/2007 03:00)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 23-08-2007 23:48:03
Lohateny : Re : Fanantenana i Jesosy
cutie ka ndry sipa de mora mahazo kil.

za tsy mahay manentana koa :-D
43. ikaretsaka ( 24/08/2007 03:07)
fijo:
ka ,izay mihintsy.maro ny milaza fa kristianina nefa tsy hainy akory ny manazava izay finoany fa toa minoafotsiny no betsaka

Marina izany.. ary tena gaga aho hoe avy amin'ny olona any ivelany (tsy Kristianina intsony) tahaka an'ialahy no nahatsapa izany!
44. cutie ( 24/08/2007 03:10)
efa nandinin-tena i fijo zany :-D
45. ikaretsaka ( 24/08/2007 03:39)
sady "nanetry tena "be sahy nilaza an'izany zavatra tsapany sy hitany izany..
46. cutie ( 24/08/2007 03:41)
nitsotra we :lol:
47. cutie ( 24/08/2007 03:42)
lalina loatra le teny we nanetry tena :lol:
48. ikaretsaka ( 24/08/2007 03:48)
izay indrindra... lalina sady henjana, ilana velabelarina sy fakafakaina tsara
49. cutie ( 24/08/2007 03:48)
ento matory e
bn :lol:
50. fijo ( 24/08/2007 22:55)
hi hi i nareo aza manapatsinay.io toetra asehon'ny "kristianian "io letsy no tena nahatonga ahy hiala tao an;nanomboka tamin drapasy io ka hatramin'ny dekonina maro.
misy hilaza indray ho tsy ireono jerena fa andriamanitra.amiko "tamin'izany aho 15 taona,"olona fakatahaka ireny,nefa dia tena loza ny tahaka nasehony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3267