Fanantenana i Jesosy

21. cutie ( 21/08/2007 15:27)
Mpandefa : Kwasi [ Valio ] 21-08-2007 04:43:15
Lohateny : Re : Fanantenana i Jesosy
Raha mbola hoe kristiana, tsy hoe mpanaraka an'i Kristy ve zany? Iza no olona hanaraka olona tsy ho antenaina intsony?

za mba gaga :roll:
22. rakaroka ( 21/08/2007 18:09)
Fa ny marina dia "Manantena antsika" koa Izy
23. cutie ( 21/08/2007 18:26)
de miandry antsika koa :lol:
24. fijo ( 21/08/2007 21:55)
ary ahoana ary ireto mpino sasany tsy sahy manazava ireto????
25. cutie ( 21/08/2007 21:57)
mistery :lol:
26. fijo ( 21/08/2007 22:01)
ireny le min tsy te ahalala na marina natsia fa dia minoa fotsiny eeeeee
27. cutie ( 21/08/2007 22:04)
zay no mampa mistery azy :lol:
28. fijo ( 21/08/2007 22:10)
tsy hainy koa ny manazava azy ny tena marina e;fa tsy sahy mitsotra ry zalahy
29. cutie ( 21/08/2007 22:14)
de ahoan isika zany :lol:
30. fijo ( 21/08/2007 22:18)
raharahantsika inona fa matoa tsy mahay manazava dia zavatra fosika izany no hinoana
31. cutie ( 21/08/2007 22:20)
de very sika tsy misy inoana koa:roll:
32. fijo ( 22/08/2007 21:44)
sika mino ny tenantsika ka
33. cutie ( 22/08/2007 22:34)
very good fijo :)
34. fijo ( 22/08/2007 22:45)
aza mino hafa tsy ny tenanao dia handroso ianao.ary rehefa tsapanao ny tsy nety nataonao,dia efa marina ianao.
tsy mpamonany no nilaza an'io fa fijo
35. cutie ( 22/08/2007 22:48)
hihihihi :wink:
36. fijo ( 22/08/2007 23:06)
sa andeha atao hoe mpamonany koa aho kle.sekta vaovao ity an.
37. cutie ( 22/08/2007 23:09)
ie :)
38. fijo ( 22/08/2007 23:20)
vola izany ndry mpitady kil
39. cutie ( 22/08/2007 23:33)
andray :wink:
40. ikaretsaka ( 23/08/2007 00:23)
fijo:

raharahantsika inona fa matoa tsy mahay manazava dia zavatra fosika izany no hinoana


marina mihitsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3611