isa angaha
1. bazylou
(
18/08/2007 01:33)
""Raha atao fijery tsy miandany ny zavatra hita niova dia misy tokoa ary hiaraha-mahalala izany .Tsy ilaina intsony angamba ny hitanisa izany eto fa iazy mana-maso dia mahita avokoa: zaridaina mahavelombolo,lalana vita asphalt vaoavao be, ny toerana fanaovana fanatanjahatena ........Ny fanontaniana mipetraka anefa dia izao nitondra inona ho antsika moa ireo fiovana ireo? Samy hanana ny fijeriny koa angamba eto . Ho an'ny sarababembahoaka dia akoso-bolamena ihany ireo fiovana ireo .Ny tena nandrasana tamin'ny mpitondra ary anisan'ny antony nifidianan'ny vahoaka azy dia ny hanatsara ny fari-piainany.Ohatra tsotra no omena amin'izany: Ny jiro sy rano dia mbola tsy tafiditra ao an-toknatranon'ny maro ,indrindra fa ho an'ireo izay miaina any ambanivohitra sy ny any amin'ny faritra manerana ny nosy. Na ny tetik'asa aza dia tsy misy akory: inona no angovo hampiasantsika ao antin'ny dimy taona sy mihoatra ?
Nahoana no misy rano sy renirano maro eto amintsika kanefa ny vahoaka mijaly sy lany andro matsaka rano ? Tsy ilaina intsony no milaza fa loharanon'ny fahasalamana ny rano sy ny fahadiovana.
Raha mba tena mihevitra ny hanao zavatra ny mpitondra dia mba tokony hiezaka hanao izay mety amin'ny jiro sy rano: vola be ange izay nosamborina tamin'ny mpamatsy vola izay ka mba tiana ho hita ny vokany satria ny vahoak no hamerina ny trosa rehefa avy eo.""
hoy malagasycool

répondu par niainalynx le 21/09/2007 10:56
2. tenagasy
(
18/08/2007 16:49)
Mankamamy!
Dia efa fandresena goavana aloha ny fanekena hoe kay mbô misy zava-bita ihany?
Saingy ny fanontaniana manaraka dia ny hoe: raha vita soa amantsara indray koa ny jiro sy ny rano dia inona indray no ho singanina sy ho takiana manaraka?
Ekena na izany aza fa lanja miakatra ny fiainana. Na izany aza ...tadidio fa vonjy rano vaky izy ity, ary tsy ho indray tratra daholo i Babay sy Lohavohitra!
Mirary soa!

3. kanota
(
19/08/2007 05:03)
Any @ GIDRO bazylou ianao sa ny iray fa toa manao mandroso mihemotra Ra-tenagasy
4. madera2
(
20/08/2007 18:04)
sarotra ny fiainana aty dago noho ny olana tsy fampian'zavatra voalazanao ireo
5. Jeankely
(
21/08/2007 06:22)
Izaho manokana aloha dia tsy mbola nilaza fa mora ny fiainana ary anisany miady mafy aho vao mahita fa tsy sahala ny toloram-potsiny. Ny olana misy foana io ary tsy mbola nisy nilaza koa fa ao Madagasikara no misy ny fitantanana tsara indrindra (perfect). Ny lesoka iarahana mahita ka raha mahavaha ny olana isan-karazany ianao dia averiko fa tsy misy olona iray tsy hanaraka anao. Maro izay fampiresahana izay fa ny lesona mipetraka dia resaka fitiavan-tena sy fitiavana akama miampy ny mpiaray antoko sy ny sisa no tena himatimatesana. Ny taona mandeha fa tsy mijanona ary ny ezaky ny firenena dia ampitahana hatrany amin'ny vitan'ny hafa. Raha mahita ny lalana mora omeo tsy misalasala ny vahoaka. Raha toa tsy mahita fa be resaka hipitsio, aleo hiasa izay miasa.
6. tenagasy
(
21/08/2007 11:16)
Mankamamy!
Kanota:
1 - ny fahalalanao ny biby aloha dia efa diso (miala tsiny): satria raha marina ny fitsaranao ahy hoe mandroso mihemotra dia tanalahy aho izany fa tsy ... araka ny itsaranao an'i Bazilou! (Vazivazy iray andalana!) :lol:
2 - tsy azonao angamba ny tiako hambara, sa inona amin'io voalazako etsy ambony io no ilazanao fa mandroso mihemotra aho?
Raha naharaka tsara aho dia anisan'ny mpitsikera mafana fo hatrany eto i Bazilou, ka izany no ilazako hoe efa fandresena satria dia efa niova kabary izy eto. Nalatsaka ambany loatra anefa isika Gasy ka izany no ilazako hoe vonjy ranovaky, tsy ho indray tratra daholo i Babay sy Lohavohitra.
Amiko ny tokony ho fiteny "miabo" dia ny hoe: vita iretsy, ireto indray ny manaraka; fa tsy ho diso mïïba loatra toy izao foana! (Raha resaka fotoana ohatra no notsikerainy dia mba no azo ihoriranana ihany)
Tsy misy mandà fa zava-dehibe daholo izay tanisaina eto, saingy inoako marimarina fa raha ny jiro sy rano no vita mialoha dia ho nitaky iretsy hafa (@ fomba mïïba toy ny fanao) indray ny sasany. Averiko fa tsy ho tratra indray maka daholo ny zava-drehetra.
Madera2 sy Jeankely: ombako manana koa ny hevitrareo!

7. lamie
(
21/08/2007 13:02)
marina fa nisy vola nindramina ary tsy maintsy averina fa ny fanjakana tsy maha-vita raha jerena,ny tanjona mantsy dia ny teo aloha simba no tokony amboarina dia ireo no tokony mamatsy ny jiro sy rano,reo moa natao zaoridira nefa azo natsangana tsara,lafo be ny manamboatra an'io,ary isika tsy manana teknisiana!
8. niainalynx
(
21/09/2007 10:56)
lamie:
marina fa nisy vola nindramina ary tsy maintsy averina fa ny fanjakana tsy maha-vita raha jerena,ny tanjona mantsy dia ny teo aloha simba no tokony amboarina dia ireo no tokony mamatsy ny jiro sy rano,reo moa natao zaoridira nefa azo natsangana tsara,lafo be ny manamboatra an'io,ary isika tsy manana teknisiana!
manana teknisiana isika fa aza ambaniana hoatr'izany kosa e ! Fa ny olana dia zao : efa nilaozan'ny toetr'andro zany le machine e. Ny fanjakana koa mba te hanao investissement vaovao e Sa ahoana mitsy?