Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna ( 15/08/2007 00:44)
"Catholic charismatic",mitovy @kato rom.sy kato orto ve io?
Miala tsiny fa tsy fantatro ny fiantso azy amin'ny teny gasy.Ny "Catholic charismatic" inona no dikan'izany? Miaraka amin'ny kato. rom. sy ny kato. orto. ve io? Inona no tanjony na tsy mampitovy azy... tohiny
gasynamana ( 15/08/2007 00:05)
Ny manan-kery ny teny
Ny teny no naharian'Andriamanitra ny zava-boaary rehetra. Ny teny dia mahatsangana amin'ny maty Ny teny dia mampitony ny onjan-dranomasina sy ny rivo-mahery .... Ahoana ny hevitrao?... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2007 23:02
Papoose ( 14/08/2007 22:47)
adama sy eva
Tsy haiko na efa resaka nandeha tato ity na tsia fa tsy azoko mihitsy dia anontaniako, dia tsy haiko koa na ato na tsia no tokony hametrahana azy! T@ herinandro zah nahita documetaire mikasika an'i... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2007 22:03
sakaizakely ( 14/08/2007 21:08)
Drépanocytose
Misy lahatsoratra mikasika ity aretina iray ity izay mety mahafaty tanora na mbola zaza raha toa ka tsy fantatra (diagnostiqué à temps) Ny olona mainty (afrikana, antillais, malagasy ...) no mito... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/08/2007 15:00
rurik ( 14/08/2007 18:10)
zavatra mahalasa saina
Manahoana daholo saika mba hanotany aho ry namana fa misy zavatra mampieritreritra ahy Misy mail tonga fona @ mail ko dia milaza fa za hono nahazo t@ LOTERIE AMERICAINE DE MICROSOFT dia misy v... tohiny
novalian'i rurik ny 17/08/2007 12:20
beloha2 ( 14/08/2007 16:02)
Fa nakaiza Niryna!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Nanjavona teo i Niryna tsy namaly hvtr tsony.Asa ngah na efa nahazo torohevitra na........:roll:8O... tohiny
novalian'i beloha2 ny 15/08/2007 11:26
ikaretsaka ( 14/08/2007 15:14)
ahoana tokoa
hoy i P Mananto J. sj tao @ Lakroa [i]Ny tsy fitovian-jo manoloana ny lalàna izay natao ho fampiharana fahamarinana dia tsy fahamarinana.[/i] dia ahoana? betsaka nefa no tsapa amin'io tsy fitov... tohiny
novalian'i fijo ny 28/09/2007 22:16
ari.malala ( 14/08/2007 14:54)
Refa misasa
Ialako tsiny aloha raha tsy tokony ho ato ity, fa heveriko misy ifandraisany @ fahasalamana ka dia alefako iany. (Miangavy mba hafindra raha manohintohina azafady) Misy miteny hoe tsy mety ny misik... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 04:23
mim ( 14/08/2007 13:36)
okay d bye daoly
zao zareo a!miala tsiny t@ l dinika nataoko é!d miala tsiny ko t@ rehetra é!d misaotra andrazoky hery é! f d manao veloma mandrakizay anareo é!tsy nety lé kozy iny d basta f d miala tsiny é!ts ... tohiny
novalian'i sitlo ny 06/09/2007 14:55
ari.malala ( 14/08/2007 13:36)
mbola fanontaniana manitikitika iany
hono hoa, inona no mahasamy hafa ny Katolika Romana sy ny Katolika Ortodoksa? Mitovy ve ny conception ny Eokaristia @ ireo? Ary ny Anglikana ve Katolika iany koa? misaotra mialoha!... tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2007 23:33
ftma ( 14/08/2007 11:30)
toro-hevitra sakafo avy any Dago
Ho antsika izay mahazo vary, na voamaina (voanjobory, tsaramaso, sns) avy any Madagascar, raha anjanona ela ireny lasa misy bibikely, fa raha tianareo tehirizina dia ataovy ao anaty congelatera dia ts... tohiny
SHOAN ( 14/08/2007 09:43)
Momban'ny BIZOURK * hita tamin'ny tranonkala ARF
:*Momban'ny "[u][i][b]BIZOURK[/b][/i][/u]" Ho an'ny namana serasera Tsara angamba raha haveriko amin'ny tény malagasy eto ilay soratra voatery nofafàn'ny webmasitera . momban'ny édito n° 102 ao... tohiny
novalian'i sympa ny 22/08/2007 20:15
Fiffi ( 14/08/2007 08:18)
Ndeha atao « bilagy »
Resaka lalaon'ny nosy no malaza, ka maro no azo atao hatsikana momba azy eo am-pihainoana sy am-pijerena ny lalao. Ny vokatra azo dia azo ho tanisaina izay hita fa tsy mety, dia andeha atao ny mihaino... tohiny
novalian'i apache ny 03/09/2007 11:44
mabloo ( 14/08/2007 07:28)
Jeux des îles
Mande amin'ny France ô ny jeux des îles any amin'ny tanana ny sabotsy sy ny alahady amin'ny 8 ora alina raha liana e!... tohiny
novalian'i mabloo ny 18/08/2007 08:44
piste ( 13/08/2007 23:34)
SAO DIA MAHASOA ANAREO
Tsy haiko na eto no tokony hametrahana an`ity fa alefako ihany. Efa azontsika atao ny mamaky ny gazety Lakroan`i Madagascar on-line. Ity ny site : (www.lakroa.org). Izay fa dia mazotoa.... tohiny
botita ( 13/08/2007 23:31)
Maywen
Inona lty n fika fa mbo te ahaz bizo @ iny sipa iny za alohan hiverenan an Frantsa a!... tohiny
bazylou ( 13/08/2007 22:03)
ity
""Vao avy any Madagasikara ny tenako ka ny vaovao dia mampalahelo ny zava-mitranga ao Madagasikara ao: - ny arema indray izao no omen-dRavalomanana laka,tsy lazaina intsony ry Ranjeva sy ry rakoto... tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/09/2007 13:58
fasaly ( 13/08/2007 20:21)
vacance à Mahajanga
Nilay be ry zareo ny tany mahajanga a! tsy nisy otrzany e!:-P:-P:-P ho avy eo daholo ny namana rehetra nandeha hanao tatitra eto fa zà aloha afa-po e! am eritaona ndray zany e! alefa eo ny sary rehe... tohiny
novalian'i fijo ny 30/08/2007 21:12
rickers ( 13/08/2007 17:02)
mitady olona mira gasy (acoustic) eto bas-rhin
Manahona daholo!!! Amateurs mitendry guitare izahay,ary mitady olana hoe mihira gasy è! ... tohiny
novalian'i rickers ny 26/08/2007 14:09
sitlo ( 13/08/2007 16:52)
Madagasikara ao amin'ny wikipedia
http://en.wikipedia.org/wiki/Madagascar Jereo ange eo amin'ilay coat of arms, ilay sary eo ankaikin'ny sainam-pirenena. Jereo ange fa diso tsipelina eh. [img]http://upload.wikimedia.org/wikipedi... tohiny
novalian'i Angolaina ny 14/08/2007 08:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.3804