adama sy eva

1. Papoose ( 14/08/2007 22:47)
Tsy haiko na efa resaka nandeha tato ity na tsia fa tsy azoko mihitsy dia anontaniako, dia tsy haiko koa na ato na tsia no tokony hametrahana azy!

T@ herinandro zah nahita documetaire mikasika an'i Adam sy Eve.Fotsy hoditra ve zareo?satria mantsy toa zany foana no hitako na t@ boky na le film reny.
Dia raha fotsy moa zany zareo dia fa maninona kay ny taranak'olombelona no mizarazara loko?
Mety ho resaka siantifika aloha le izy e!nefa na izany aza mba nahalasa saina ahy ihany.
novalian'i fijo ny 22/08/2007 22:03
2. fijo ( 14/08/2007 22:50)
efa nalefako tato efa ela be io.ary io mihintsy no manaporofo fa tsy andriamanitra no nanao ny olona fa fiovana no nahatonga antsika.
3. Papoose ( 14/08/2007 22:57)
fiovan'ny inona kay?
4. fijo ( 14/08/2007 22:58)
ny zavamananaina di anovae;le evolution io fa tsy hoe misia olona di aio lahy fotsy,de vavy mainty nikavona ,de ny sonoa izany avy aiza???,ny mena hoditra avy aiza????
5. Papoose ( 14/08/2007 23:01)
dia mbola tsy azoko hoe tsa mbo navotan'Andriamanitra zany zay manana kilema? sy le ny ankabeazan'ny hoe victims na racism ohatra?
6. fijo ( 14/08/2007 23:03)
ka andriamanitra ani eao antsana fotsiny no misy azy fa io tsy misy tena izy e.toa ny zaza mino ny dadabe noely io.zavatra tsy misyno inoany fa manome klalao azy.fandaniana andro io ry made an
7. ikaretsaka ( 14/08/2007 23:19)
za efa tratran'io fanontaniana io dia ny namaliako azy dia hoe "tsy haiko fa za tsy nahita"
fa mety possible hoe i Eva lasa "Blonde noire" dia i adama lasa "Brown na rasta fa fotsy be"
na ny tapany ambonin'i Eva fotsy dia ny tapany ambany mainty...
na miankina @ lokon'ny tany tany Edena sy ny lokon'ny taolan-tehezan'i Adama koa!
8. gasynamana ( 14/08/2007 23:43)
Mba afaka manome porofo mazava ve le fijo io ilazany fa tsy misy Andriamanitra sa dia miteniteny foana fotsiny? Raha avy amin'ny fihovana no nampisy ny olona dia inona ary no nisy voalohany, dia ahoana no nampisy azy? Raha voavalinao ireo fanontaniana ireo dia manaiky ny adalanao aho, fa raha tsy hainao valina kosa andrematoa dia mba alalino kely aloha ny fahalalana izay vao manao affirmation sahala amin'izao.
9. piste ( 14/08/2007 23:49)
Diso be aloha ny an`i Fijo fa tsy mba misy zava-boahary tonga tonga ho azy izany raha tsy eo ny mpamorona azy.
Faharoa : aza vakiana @ solomaso siantifika ny Baiboly fa vao mainka ianao ho jenjina, satria tsy mitovy ny tanjon`izy roa ireo.
Ny Baiboly dia mametraka fa Andriamanitra no Mpahary ny zavatra rehetra. Ary milaza ihany koa isika olombelona tsy an-kanavaka dia nohariana araky ny Endrik`Andriamanitra( na mitovy endrika Aminy). Ao Gn2 moa dia milaza ihany koa fa vovon-tany sy ny ain`Andriamanitra no nanamboarana antsika.
Marihiko fa tsy nisy olona nahita na nanao reportage t@ naharian`Andrimanitra an`izao tontolo izao fa Experience ny zanak`Israely t@ fiarahany t@ Andriamnitra no nahafantarany izany. Tadidio fa ny Bokin`ny Genezy dia nosoratana t@ andron`ny Salomona.

Ny sciantifique dia mametraka hypothese momba ny fiavian`ny olombelona. Hatr@ izao aloha dia ny teorian`ny Darwin momba ny Evolutionnisme no malaza. Fa mety ho voadingana io ao aloha ao satria une verite scientifique reste vraie jusqu`a la decouverte d`une autre preuve contraire.
Ka ny olombelona rehetra na fotsy na mainty na mavo dia Endrik`Andriamnitra avokoa.

10. gasynamana ( 14/08/2007 23:59)
De misaotra an'i piste amin'ny fanazavana. Mba ovay kely izany ry fijo ny fahalalanao fa tsy endriky ny rajako akory ny olona fa endrik'Andriamanitra.
11. Papoose ( 15/08/2007 03:27)
Misaotra t@ fanazavana fa tena manampy ny fahalalako.

Marihiko kely fa za tsy manda ny maha-endrik'Andriamanitra ny olombelona na inona volon-kodiny fa le origin'izay fizaram-bolon-koditra zay no mahatalanjona ahy satria mino aho fa issue tamina loko iray isika zany hoe nitovy loko i eva sy adama.(Nefa mety ho diso koa aloha za @ le orizin'izy mitsamy e)
12. fijo ( 15/08/2007 19:46)
fa ahoana moa no avy dia ilazana fa adalana ny ahy??????sa satria tsy mino izay inoanareo dia adala???? ary nareo minomino foana ny tsy mbola nisy nahita ve hendry be????????

koa ianareo ary mino fa andriamanitra no nanao ny olona;ok,dia inona no lokon'ireo olna ireo???????
voalaza koa fa adama sy eva no olona nataony doalohany.okkkk dia niterak aireo,dia i kaina sy abela,ao ihany isika.de novonoin'i kaina abela de nandositra nakany kanana isy.d nahazo taranaka tany.iza no nahazoany taranaka tany?????fa ngah atsy adama sy eva ndray no olona namboarina volohany???????sa nisy anabaviny nentiny nandositra tany??????de io no asa vadiny tany.....mba azavao ry zalahy fa fanontaniana adala ireo an
13. ikaretsaka ( 15/08/2007 19:53)
ka izao ange letsy ry fijo e.
raha misy olona 10 ka ny 9 pelaka fa ialahy irery no tsy pelaka dia ataon'ny sisa fa ptsy normale ialahy
raha misy olona 10 ka ny 9 jamba dia ialahy irery no malemy dia ialahy tsy normal
dia raha misy olona 10 ka ny 9 mpino dia ialahy tsy mpino dia lazain'ny olona fa tsy normal ialahy
14. fijo ( 15/08/2007 19:54)
ka tsy za irery no tsy mpino.aoka izay hazava.za no sahy maneho ny hevitro fa maro no tsy mpino
15. fijo ( 15/08/2007 19:58)
de asaivo valianireo hendry be ireo aloha le fanontaniana fa te ahalala be aho.
16. Papoose ( 15/08/2007 22:13)
ka lasa mino sy tsy mino v rangah le izy nefa mbola tsy azonay le resaka:(
17. piste ( 15/08/2007 23:26)
Sao tsy ho zakan`ny lohan`ny fijo raha azavaina aminy. Ny anao manko izay zavatra hita maso ihany na izay takatry ny sainao no inoanao. Dikany ianao no centre sy mampisy ny zavatra rehetra.
Ho an`ny mpino anefa dia tsy izay fa misy Hery hafa lehibe noho izy nefa tsy hostile fa kosa fototry ny zavatra rehetra.
Ka raha tsy mbola mitovy ny centre de gravite misy antsika dia ho sarotra aminao ny hanaraka ny dingana manaraka.
18. booboo ( 16/08/2007 08:38)
Hazavao ihany klou fa azy ny azy na ho zakan'ny lohany na tsia (sa akory le Fijo ?). Tsy ny kristiana na ny mitovy "centre de gravité" amin'ny be sy ny bobaka ihany no mamaky ny dinika sy liana @ ity raha ity manko....
19. fijo ( 16/08/2007 22:11)
izay mihintsy,milaza rehefa tsy hafaka manazava fa aza arirarira ny resaka.
iza no lasa vadiny tany????
tena adama sy ea ve no olona namboarina voalohany???raha izay,dia inona no loko mbolokoditr'izy ireo????de ahoana ny olon atsy mitovy loko amin'ireo???sa eto manaiky indray le resaka fivoarana arakaraky y fotoana sy ny toerana ary ny manodidina azy.toa ho lasa adala ahofa azavao haigana ry zalahy an
20. piste ( 16/08/2007 23:50)
Efa fantatra avy hatrany manko ny ao anatin`ny sain`ny le Fijo. Ka aleo angamba ianareo samy athee mba mifanohantohana tsy ho lavo fa rah ity dinika ity dia tsy ho takatry ny sainao velively. Trop materialiste loatra manko ianao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2236