adama sy eva

21. fijo ( 17/08/2007 23:32)
kiiii aiza letsy le valiny fa toa miala bala indray nareo izany an.tsy ankiala piste anie ity e.
22. piste ( 17/08/2007 23:55)
Tsy misy miala eo fa fantampantatra ihany ny adva ka lasa hery very maina fotsiny. Sao ho lany fijo eo no hiafaranareo.
23. niryna ( 18/08/2007 00:26)
ikaretsaka:

ka izao ange letsy ry fijo e.
raha misy olona 10 ka ny 9 pelaka fa ialahy irery no tsy pelaka dia ataon'ny sisa fa ptsy normale ialahy
raha misy olona 10 ka ny 9 jamba dia ialahy irery no malemy dia ialahy tsy normal
dia raha misy olona 10 ka ny 9 mpino dia ialahy tsy mpino dia lazain'ny olona fa tsy normal ialahy


:roll:
24. ikaretsaka ( 18/08/2007 14:45)
ka tsy zany va?
25. fijo ( 22/08/2007 22:03)
piste an,ka nareo ania izao no tsy ampy fijo e.de manjary tsy maharesy lahatra anay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0507