Refa misasa

1. ari.malala ( 14/08/2007 14:54)
Ialako tsiny aloha raha tsy tokony ho ato ity, fa heveriko misy ifandraisany @ fahasalamana ka dia alefako iany. (Miangavy mba hafindra raha manohintohina azafady)

Misy miteny hoe tsy mety ny misikotra refa misasa, nefa za manana fahazarana an'izay, marina v izany? ary inona ny fiantraikany? misaotra mialoha!
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 04:23
2. ikaretsaka ( 14/08/2007 15:10)
misasa ahoana dia misasa inona?:roll:
3. soanja ( 14/08/2007 15:20)
ari.malala:

Ialako tsiny aloha raha tsy tokony ho ato ity, fa heveriko misy ifandraisany @ fahasalamana ka dia alefako iany. (Miangavy mba hafindra raha manohintohina azafady)

Misy miteny hoe tsy mety ny misikotra refa misasa, nefa za manana fahazarana an'izay, marina v izany? ary inona ny fiantraikany? misaotra mialoha!


Rehefa misasa dia tsy mila mi-douche na misikotra araka io volazanao io fa aleo ny ao ihany no mandio sy mandamina ny ao. Ny rano dia natao handio tsara fotsiny ny ety ivelany na eo amin'ny vavany eo. Na savony aza tsy tsara tafiditra any fa manjary manakorontana ny balance efa misy ny ao anatintsika vehivavy. Na ny hoho mantsy dia efa mety hitondra germe manimba ny tontolo ao anaty, ka zary mety hanome fikorontanana ao. Ny ao ihany no mandamina ny tenany ao; na avy manao firaisana izany na tsia koa.

Saro-pady io toerana anaty io ka tsy tsara kitihana matetika, ny dokotera ihany anefa no afaka manome hevitra momba izany raha toa ka ilaina ny fikitihana ny any.




4. booboo ( 14/08/2007 15:32)
Efa misy "savony natoraly" anatin'ny fivaviana dia raha sokirina na asiana savony sao hoe tsy madio tsara dia simba ilay flore vaginale ! Rehefa simba ilay flore vaginale dia lasa maina beeee ny ao anaty ao dia afaka miditra tsisy olana sy manao ny danin'ny kibony @ zay ny krôba kely isa-karazany...

Na misy ireny "gel intime" sns ireny aza aleo manatona gynéco klou vao mampiasa an'ireny. Ankoatra izay, rano tsotra sy ny ety ivelany ihany no sasana fa tsy mila asitrika any anatin'ny vagin ny tanana sy ny savony hanadio ny any...
5. ikaretsaka ( 14/08/2007 16:21)
hay ve vagin e.. ooops azafady:oops:
tsy afaka miteny fa tsy manana!:(
6. sakaizakely ( 14/08/2007 19:30)
ika zany ange ka tia resa behivavy e :)

tandremo sao lasa double pont eo, hoatrizao ny fiandohany :-D:-D
7. sakaizakely ( 14/08/2007 19:37)
marina mihintsy ny voalazan'i soanja sy booboo io.

ny any anaty any dia éliminé naturellement (pertes) ka tsy mila sokirina, na dia avy nanao RS aza ohatra. Avoakan'ny taova miandalana eny ihany izay tokony hivoaka rehetra.

Misy bactéries betsaka mi-composer ny flores vaginales izay mitapisaka ao anaty ao. Raha vao sokirinao ny sasany dia izay no mampisy ilay déséquilibre dia mitarika irritations na infections isankarazany.

Avelao ny natiora hanao ny asany fa aza korontanina.

Io fisokirana io tokoa dia hevidiso diso miparitaka loatra any amintsika any. Tsy ampy informations "marina" sy mitombina ny olona. Tokony mba manana magazines mikasika ny fahasalamana isika any. Ho an'ireo izay manana tetikasa any antoerana, hevitra iray tsara velabelarina io
8. ari.malala ( 16/08/2007 06:29)
Dia misaotra anareo rehetra nitondra fanazavana fa dia ezahina ialana ndray zany ilay fahazaran-dratsy :)

9. xxx ( 16/08/2007 08:00)
araraotiko kely koa fa ny sofina koa dia saro-pady : manana système mitovy @ fitaovam-pananahana : manana service de voiries interne isika dia ireny no manao ny asa , araka io voalaza io hoe raha ampidiranao rano dia maty ireo mpiasan'ny voirie ireo

tsy tokony misasa matetika loatra koa (ho an'ireo maniaque), in-1 isan'andro dia ampy
10. xxx ( 16/08/2007 20:52)
fa tsy mampasiso ve zany? :oops:
Ao fa ezahana ndray zany io toro hevitra io eh! d misaotra betsaka.
11. xxx ( 24/08/2007 13:34)
Ny ahy aza efa tena mahazatra ahy mihitsy isaky ny avy mipipy dia misasa fona , tena tsy alezy mihitsy zaho raha tsy sasako fona le izy, zaho aza moa rehefa miasa na mivoayge dia tena mahazatra ahy ny mitondra rano amn'ny tavohangin'ovive ireny, mety hisy fiatraikany ve zao izany hoe misasa matetika izany, zaho izany tena tsy mahazo aina mihitsy raha vao hoe tsy misasa avy mikakà sy mipipy, voakitikitiko matetika fona izany izy , amin'izaho le isasako azy fona isaky ny avy mipipy io, tsisy fiatraikany ve izany zany?
12. sakaizakely ( 27/08/2007 21:38)
xxx:

araraotiko kely koa fa ny sofina koa dia saro-pady : manana système mitovy @ fitaovam-pananahana : manana service de voiries interne isika dia ireny no manao ny asa , araka io voalaza io hoe raha ampidiranao rano dia maty ireo mpiasan'ny voirie ireo

tsy tokony misasa matetika loatra koa (ho an'ireo maniaque), in-1 isan'andro dia ampy


nenay manasa loha isan'andro ve de ahoana ny tsy ahalena ny sofina @ zany ? maty doly zany ny mpiasan'ny voiries-nay kty :-D:-D:-D

ny hoe mampiasa coton tige no reko hoe tsy ilaina, fa tsy mbola naheno hoe tsy azo sasana klou :roll::roll::roll:
13. sakaizakely ( 27/08/2007 21:42)
xxx:

Ny ahy aza efa tena mahazatra ahy mihitsy isaky ny avy mipipy dia misasa fona , tena tsy alezy mihitsy zaho raha tsy sasako fona le izy, zaho aza moa rehefa miasa na mivoayge dia tena mahazatra ahy ny mitondra rano amn'ny tavohangin'ovive ireny, mety hisy fiatraikany ve zao izany hoe misasa matetika izany, zaho izany tena tsy mahazo aina mihitsy raha vao hoe tsy misasa avy mikakà sy mipipy, voakitikitiko matetika fona izany izy , amin'izaho le isasako azy fona isaky ny avy mipipy io, tsisy fiatraikany ve izany zany?


raha toa ka hoe rano fotsiny tsy misy savony dia tsy maninn fa maika aza tsara. Tsy misy fiatraikany izany
Ny savony no tsy azo ampiasaina matetika fa indroa isanandro ihany, de le misikotra tena fadina :°)

14. xxx ( 28/08/2007 10:03)
sakaizakely:


nenay manasa loha isan'andro ve de ahoana ny tsy ahalena ny sofina @ zany ? maty doly zany ny mpiasan'ny voiries-nay kty :-D:-D:-D

ny hoe mampiasa coton tige no reko hoe tsy ilaina, fa tsy mbola naheno hoe tsy azo sasana klou :roll::roll::roll:



fa angaha tsy ilay hoe "misikotra" no resahina moa ?
15. rush ( 29/08/2007 06:29)
mila fitandremana ny fisasan-tsika vhv,misasa matetika(isaky ny mahatsiaro indrindra ny mafana andro)ny eto aloha no sasana voalohany,sasana ny "vody" zany refa vita ny aloha,tsy ampiarahina ireo satria ny "caca" mitondra mikraoba,mifafa maina tsara vao manao slipy,tsy misikotra fa mivoaka ho azy ny anaty vagin,fa manjary manena ny "flore" na avy manao firaisana aza, aza matahotra isika fa misy mivoaka refa avy eo fa iny no natioraly dia misasa indray , tsy dia tsara koa ny manao ireny "protege slip" ireny fa manakana ny "evacuation naturelle" avy ao anaty ao ireny,ary tokony "coton" ny slipy hanaovana,pasohina avy sasàna.
16. arialy ( 24/09/2007 11:02)
rush
bedebe zany tsy azo atao zany an!!
ny protège slip sy ny serviette preiodique ve tsy mitovy iany ny asany e? de aona ny mapatonga le ize oe manakana ny évacuation naturelle satria le ize ety ivelany? sa le oe le ize absorbant? misaotra.
17. Darlin ( 22/10/2007 11:31)
rush> izany v!

misaotra t@ le toro-hevitra fa tsara ho fantatra daholo izany an!!!

saropady toakoa marina raha izany .

Dia ahoana marian io fanontaniana an'i ariary io raha izany. TSy mitovy marian v znay ny protège sy ny serviette? hihihi
18. booboo ( 22/10/2007 11:49)
Ny tsy mahatsara ny fanaovana protège-slip isan'andro dia ilay raha anatin'ilay protège-slip matetika lasa manamaina ny anaty fivaviana rehefa hanaovana foana foana. Rehefa maina nefa ny any dia tsy ao intsony reo microbes kely isa-karazany mpanadio ny any.

Tandremo kounkou no mampiasa lé protège-slip na serviettes hygiénique misy parfum ireny fa tsy dia tsara loatra ...







19. Darlin ( 23/10/2007 06:39)
Misaotra nizara an'izany fa misy mihintsy ny serviette misy parfum hhihihihi

Toy ny always zany!
20. imaitsoanala ( 31/10/2007 23:51)
reny pd reny koa v ref misasa d tsara ra misikotra sa tsy tsara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4152