Refa misasa

21. ni81 ( 23/11/2007 11:07)
Tsy mampasiso izany ny tsy misikotra ny ao anaty taovam-pananahana rehefa misasa. Ny antony mampasiso ohatra dia mety misy olana ara-pahasalamana ao @ taovanao io. Sasana tsara fotsiny ety ivelany dia izay, ny natiora no manao ny sisa fa efa manana ny asany avy izy reo.
22. miraymel ( 26/11/2007 04:23)
ny fisasana tsara indrindra de ny misasa amin'ny rano tsotra tsisy savony, de tsy misikotsikotra izany fa tsy mahasalama sady mampisy perte
ny ao anatiny ao ihany otran'ny voalaza ery ambony no mifandamina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0837