ahoana tokoa
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
1. ikaretsaka
(
14/08/2007 15:14)
hoy i P Mananto J. sj tao @ Lakroa
Ny tsy fitovian-jo manoloana ny lalàna izay natao ho fampiharana fahamarinana dia tsy fahamarinana.
dia ahoana? betsaka nefa no tsapa amin'io tsy fitovian-jo io, indrindra ny any am-pitsarana sy resaka polisy polisy sy filaminana , nefa hoe ny fitsarana no hitadiavana ny marina!

novalian'i fijo ny 28/09/2007 22:16
![](https://avatar.serasera.org/3d805f6342f4418d8fe16c327113b779.jpg)
2. menalamba
(
14/08/2007 19:29)
Ataoko fa na dia any @ firenena maro efa mandroso aza dia mbola ahitana an'io toe-javatra io.Ohatra fotsiny ny famoahana an!iParis Hilton ,telo andro taorian'ny nidirany am-ponja.Mbola ho ela angamnba vao hisy izany fitovian-jo sy fitsarana marina izany satria angamba izay ilay hoe"fitsaran'olombelona",tsy tonga lafatra .:roll:
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
3. fijo
(
11/09/2007 22:06)
fototra ny fitoviana voalaza,fa ny fampiharana azy arabakiteny mbola nofinofy.izay no eto an tany aloha hatramin'izao