"Catholic charismatic",mitovy @kato rom.sy kato orto ve io?
1. niryna
(
15/08/2007 00:44)
Miala tsiny fa tsy fantatro ny fiantso azy amin'ny teny gasy.Ny "Catholic charismatic" inona no dikan'izany?
Miaraka amin'ny kato. rom. sy ny kato. orto. ve io?
Inona no tanjony na tsy mampitovy azy ireo raha misy?
Misaotra anareo manazava.Raha mba azo atao dia hiangaviana tsy hivoana na ho H.S ny hafatra fa manjary lany fotoana dia tsy mandeha any amin'izay mba tian'ny tena ho fantatra ilay hafatra.
(l)niryna

répondu par ikaretsaka le 01/09/2007 05:33
2. ikaretsaka
(
15/08/2007 04:01)
Arakarak'ilay fomba fanaovany ilay charisma sy ny firehan-keviny io, raha tsy manda ny dodme an'ilay lehibe sy ny finoana katolika!
Fa ny position an'ny Kat Rom @ io efa voafaritry ny Lumen Genitum:
"It is not necessarily through the sacraments and the ministrations of the Church that the Holy Spirit makes holy the people, leads them and enriches them with his virtues.... He also distributes special graces among the faithful of every rank. By these gifts he makes them fit and ready to undertake various tasks and offices for the renewal and building up of the Church."
March 1992, Pope John Paul II stated
"At this moment in the Church's history, the Charismatic Renewal can play a significant role in promoting the much-needed defense of Christian life in societies where secularism and materialism have weakened many people's ability to respond to the Spirit and to discern God's loving call. Your contribution to the re-evangelization of society will be made in the first place by personal witness to the indwelling Spirit and by showing forth His presence through works of holiness and solidarity

3. hery
(
15/08/2007 10:04)
Tsy fantatro ny any amin'ny ortodoksa fa ny amin'ny katolika romana no fantatro. Ny ortodoksa mantsy dia manaraka fombafomba (traditionnel) kokoa noho ny katolika.
Ny Catholic Charismatic aloha dia tsy hoe Fiangonana hafa fa fivondronana ao anatin'ny Fiangonana Katolika ihany. Izany hoe karazana firehan-kevitra hitondrana ny fombam-pivavahana hafa kokoa. Ny foto-pinoana dia iray ihany fa noho ny aingam-panahy tsy mitovy - misy ny mafana fo kokoa ary misy ny te hitahiry ny fomba-ndrazana kokoa - dia nisy ireo vondron'olona ireo (izay tanora ny ankamaroany) nanangana ity hevitra iray ity.
Ny tanjona izany, ho azy ireo, dia ny mba hahafahany mivavaka be be kokoa araka ny filàny... sy araka izay heveriny hitondran'ny Fanahy Masina azy.

4. niryna
(
15/08/2007 11:27)
ikaretsaka:
Arakarak'ilay fomba fanaovany ilay charisma sy ny firehan-keviny io, raha tsy manda ny dodme an'ilay lehibe sy ny finoana katolika!
Fa ny position an'ny Kat Rom @ io efa voafaritry ny Lumen Genitum:
"It is not necessarily through the sacraments and the ministrations of the Church that the Holy Spirit makes holy the people, leads them and enriches them with his virtues....
Misaotra ika a,dia ahoana izany tenenina io ambony io izany?
March 1992, Pope John Paul II stated
"At this moment in the Church's history, the Charismatic Renewal can play a significant role in promoting the much-needed defense of Christian life in societies where secularism and materialism have weakened many people's ability to respond to the Spirit and to discern God's loving call. Your contribution to the re-evangelization of society will be made in the first place by personal witness to the indwelling Spirit and by showing forth His presence through works of holiness and solidarity
Ary ity faharoa ity no finoan'ireo charismatic
e! sa ny rehetra manaraka an'ireo?
5. ikaretsaka
(
15/08/2007 11:29)
raha manam-potoana i niryna dia Jereo ny Teen Rock mass ataon'ny any @ St John's U, na any Long Island na rehefa mba sendra any Madagasikara dia jereo any @ Centre Akamasoa.
Katolika ireny!
Katolika ireny!
6. niryna
(
15/08/2007 11:33)
hery:
Tsy fantatro ny any amin'ny ortodoksa fa ny amin'ny katolika romana no fantatro. Ny ortodoksa mantsy dia manaraka fombafomba (traditionnel) kokoa noho ny katolika.
Ny Catholic Charismatic aloha dia tsy hoe Fiangonana hafa fa fivondronana ao anatin'ny Fiangonana Katolika ihany. Izany hoe karazana firehan-kevitra hitondrana ny fombam-pivavahana hafa kokoa. Ny foto-pinoana dia iray ihany fa noho ny aingam-panahy tsy mitovy - misy ny mafana fo kokoa ary misy ny te hitahiry ny fomba-ndrazana kokoa - dia nisy ireo vondron'olona ireo (izay tanora ny ankamaroany) nanangana ity hevitra iray ity.
misaotra hery a,misy an'io ve any amintsika any dago ,dia inona no filaza azy?Ireo tanora izany no nivondrona ho vaovao dia manana tanjona hafa ve?
Ny tanjona izany, ho azy ireo, dia ny mba hahafahany mivavaka be be kokoa araka ny filàny... sy araka izay heveriny hitondran'ny Fanahy Masina azy.
Ireo izany ireny olona lasa mpiandry na mandeha mivavaka any amin'ny 67 ha ireny dia mahazo fampaherezana a? Satria mantsy izao efa misy monpera sy masera lasa mpiandry hono ary raisina any karamalaza mihitsy ary dia manasitrana ao am-piangonana araka ny herin'ny fanahy masina nomena azy ireo.
7. ikaretsaka
(
15/08/2007 11:34)
Moa koa raha mihaino hira Katolika Malagasy @ izao fotoana izao (Ilay tsy misy Iaveh Iaveh ireny intsony) dia jereo ny tonony sy ny filatrony...
Sy ny mandihindihy eraky ny fiangonana...
Ary raha tsy diso aho dia ny katolika no nitarika ny fampidirana zava maneno hafa , ankoatran'ny harmonia sy ny orga sy ny piano, tao ampiangonany
Katolika koa ireny! ary misy karisma!

8. niryna
(
15/08/2007 11:46)

Hay ve e,ary angaha ika tsy mbola natory sa nifoha sahady,izaho izao andeha hiverina hatory indray:D
9. hery
(
15/08/2007 11:51)
niryna> tsy katolika izany lazainao izany kah :-)
Ireo nolazaiko ireo dia katolika. Tsy sampana miala ao amin'ny katolika toa ny sekta ny Catholic Charismatic. Eritrereto hoe tahaka ny Scout ao amin'ny Fiangonana Katolika ihany. NY skoto dia tsy hoe fiangonana hafa ao amin'ny fiangonany akory, na hoe nisampana niala, fa mampiseho amin'ny alalan'ny fiainana hafa ny maha kristianina azy.
Tahatahaka izany ihany koa ny Charismatic. Tsy misintaka amin'ny fiangonana izy - ary izay indrindra no anomezana tsiny ireo sekta izay miala satria azo atao mihitsy ny miaina ny fanomezan'ny Fanahy Masina anao na dia ao anaty Fiangonana KAtolika aza fa tsy hoe voatery miala.
Ny Charismatic ohatra dia mahatsiaro hoe mila mihetsika kokoa rehefa mivavaka. Ny moines dia mahatsiaro hoe mila mivavaka ao anatin'ny fahanginana. NY olona tsotra dia mila mivavaka fotsiny. Ireo karazan'olona ireo dia tsy niala tahaka ny sekta hoe namorona fiangonana kely ho azy fa nitady izay fomba hiainany izany fihetsem-pony izany ao anatin'ny Fiangonana ihany.
Tahaka ny Moines eny Maromby na eny Mahitsy, ny Masera KArmelita izay mitoka-monina. Fa tsy nisy mompera na masera lasa mpiandry izany :-)
Ny mpiandry no manao akanjona masera...
Ireo nolazaiko ireo dia katolika. Tsy sampana miala ao amin'ny katolika toa ny sekta ny Catholic Charismatic. Eritrereto hoe tahaka ny Scout ao amin'ny Fiangonana Katolika ihany. NY skoto dia tsy hoe fiangonana hafa ao amin'ny fiangonany akory, na hoe nisampana niala, fa mampiseho amin'ny alalan'ny fiainana hafa ny maha kristianina azy.
Tahatahaka izany ihany koa ny Charismatic. Tsy misintaka amin'ny fiangonana izy - ary izay indrindra no anomezana tsiny ireo sekta izay miala satria azo atao mihitsy ny miaina ny fanomezan'ny Fanahy Masina anao na dia ao anaty Fiangonana KAtolika aza fa tsy hoe voatery miala.
Ny Charismatic ohatra dia mahatsiaro hoe mila mihetsika kokoa rehefa mivavaka. Ny moines dia mahatsiaro hoe mila mivavaka ao anatin'ny fahanginana. NY olona tsotra dia mila mivavaka fotsiny. Ireo karazan'olona ireo dia tsy niala tahaka ny sekta hoe namorona fiangonana kely ho azy fa nitady izay fomba hiainany izany fihetsem-pony izany ao anatin'ny Fiangonana ihany.
Ny tanjona izany, ho azy ireo, dia ny mba hahafahany mivavaka be be kokoa araka ny filàny... sy araka izay heveriny hitondran'ny Fanahy Masina azy.
Tahaka ny Moines eny Maromby na eny Mahitsy, ny Masera KArmelita izay mitoka-monina. Fa tsy nisy mompera na masera lasa mpiandry izany :-)
Ny mpiandry no manao akanjona masera...
10. niryna
(
15/08/2007 12:31)
Hay ve e,nisy koa mantsy masera nanala aretina an'ity rangahy nisy demony dia tsy afaka ilay izy dia nandeha tany @ 67 ha izy niaraka ireo olona maro.Nofatorana ity rangahy ka ny tanany navela fotsiny amin'izao fa ny tongony nofatorana lambahoany,nandrifatra tsy nety niditra ny toby izy fa tonga dia nofelapelahany daholo izay olona nanodidina azy teo,nihetsika ilay devoly tao anatiny ary farany mpiandry enina no niambina sy nanasitrana azy ary dia nilofika lery.:cry:
11. ikaretsaka
(
15/08/2007 14:47)
dia izay ilay lazaina hoe mirona kokoa any @ fampiraisam-pinoana ny katolika.
rehefa tsy vita ny valan-drakoto dia aminy dia manampy Rabe.
Fa miverina @ karismatika isika .
Izaho izao ohatra misy karisma zezoita sy manana fomba fijery @ fomba zezoita. Fa izaho koa katolika.
dia toy ny IK, VK, Tampikri, Zanak'i Masina maria,
ireny karismatika aby anie: any @ ireny no mampihetsika kokoa ny Fanahiny, fa ireny katolika aby anefa ,

12. fijo
(
15/08/2007 19:34)
mazava kosa ngamba io fanazavan'i hery io ka.za moa izao vao mba naheno ity antoko ity.
fa za aloha dia miheritreritra fa hoanareo mpino ia io firaisampinoana io ihany no lalana tokana mahatsara azy,satria raha mbola korontana toa izao ianareo,dia miha manjaka ny sekta,izay loza mitatao amin'ny rehetra mpino

13. ikaretsaka
(
15/08/2007 19:56)
izay no naha samihafa azy.
ny anankiray, na samihafa fotokevitra aza @ sehatra sasany dia nijanona tao @ ilay foibe dia nivelatra tao na nanampy ny fivelaran'ny hafa tao.
fa ny sasany vao tsy mitovy fotok'evitra.. dia mamboly ..."anana" etsy sy eroa!

14. fijo
(
15/08/2007 20:00)
noana letsy izy an.
za koa aloha mino ,fa ny fanovana tsar aindrindra di any fanovana avy ao anatiny ihany

15. niryna
(
15/08/2007 23:24)
ikaretsaka:
dia izay ilay lazaina hoe mirona kokoa any @ fampiraisam-pinoana ny katolika.
rehefa tsy vita ny valan-drakoto dia aminy dia manampy Rabe.
Fa miverina @ karismatika isika .
Izaho izao ohatra misy karisma zezoita sy manana fomba fijery @ fomba zezoita. Fa izaho koa katolika.
dia toy ny IK, VK, Tampikri, Zanak'i Masina maria,
ireny karismatika aby anie: any @ ireny no mampihetsika kokoa ny Fanahiny, fa ireny katolika aby anefa ,
Ka ny tsy azoko dia hoe nihova fo hono ry zareo(born again).Tsy mino ireny hinoan'ny hafa ireny intsony izy(saplet,Maria,sarisary).Marina ve izany?Tsy mampiasa ireny intsony izy,na izay fomba ataon'ny olona izany dia tsy manao ireny intsony izy ireo. Misy olona maro izy no milaza fa mahazo fahasoavana ary mahafantatra fa misy fanahy masina ary miteny amin'ny fiteny tsy fantatra (na teny mivantana na teny ao amin'ilay toerana ).Nisy mantsy teo aloha teo niteny hoe izahay tsy mahafantatra izany hoe miaraka aminay ny fanahy masina.Dia ahoana io ika?
16. niryna
(
15/08/2007 23:26)
fijo:
mazava kosa ngamba io fanazavan'i hery io ka.za moa izao vao mba naheno ity antoko ity.
fa za aloha dia miheritreritra fa hoanareo mpino ia io firaisampinoana io ihany no lalana tokana mahatsara azy,satria raha mbola korontana toa izao ianareo,dia miha manjaka ny sekta,izay loza mitatao amin'ny rehetra mpino
Tsy mikorontana fa mety hafa no fandraisan'ny hafa azy no tsy fantatro.
17. niryna
(
15/08/2007 23:28)
ikaretsaka:
izay no naha samihafa azy.
ny anankiray, na samihafa fotokevitra aza @ sehatra sasany dia nijanona tao @ ilay foibe dia nivelatra tao na nanampy ny fivelaran'ny hafa tao.
fa ny sasany vao tsy mitovy fotok'evitra.. dia mamboly ..."anana" etsy sy eroa!
Tsy azoko ny tianao ho tenenina.Koa tsy tsara ve ny mamboly etsy sy eroa amin'izay misy maniry foana na misy manondraka amin'ny rano mafana aza ohatra dia tsy maitsy misy mamoa foana amin'ny farany:D
18. ikaretsaka
(
16/08/2007 01:24)
Ka ny tsy azoko dia hoe nihova fo hono ry zareo(born again).Tsy mino ireny hinoan'ny hafa ireny intsony izy(saplet,Maria,sarisary).Marina ve izany?Tsy mampiasa ireny intsony izy,na izay fomba ataon'ny olona izany dia tsy manao ireny intsony izy ireo. Misy olona maro izy no milaza fa mahazo fahasoavana ary mahafantatra fa misy fanahy masina ary miteny amin'ny fiteny tsy fantatra (na teny mivantana na teny ao amin'ilay toerana ).Nisy mantsy teo aloha teo niteny hoe izahay tsy mahafantatra izany hoe miaraka aminay ny fanahy masina.Dia ahoana io ika?
manao izy ka , manao saplet aza izy sy manao sarisary, dia efa hafa indray izy izany raha zavatra hafa.
fa Raha IK VK Tampikri, Scout, Zanak'i masina maria,ireo fikambanan-drelijiozy samihafa m sy tena katolika karismatika dia tsy mi "reject" ny finoana nolovany tany @ lehibe. ary izay no ataony raha vao manao "dingana" sy "voady" izy ireny,
Ny "devotion-ny" sy ny "fomba fiainany" no misy fahasamihafana kely fotsiny amin'ny olona tsotra.
Ohatra hoe Raha IK, VK, dia"fiainana entanin'ny tompo isan'andro"
raha Jesuites dia "finding God in all things"
Raha moine izy dia hafa mihitsy fa manao ilay" fiainana mandeha isam-balo" (izany hoe 8 h de dodo, 8h de priere, 8 h de travail)
sns...
"lasa born again" arak'io voalazanao io (sekta) izy raha miova izany!
19. niryna
(
16/08/2007 02:49)
Ika fa angaha raha tsy manaraka ny an'ny hafa koa dia mbola sekta ihany,toa lasa sekta daholo izany izay rehetra mifanohitra ilay taloha raha izany? Enga anie Atra mba hamonjy ny tsirairay fa tsy hita intsony izany izay alehan'ny olona :cry:
Ringana ny oloko noho ny tsy-fisian'ny fahalalana... (Hosea 4:6)
Lozan'ny mapaminany adala ,izay manaraka ny fanahiny sy ny zavatra tsy hitany (Eze 13:3)
Io no fanazavana hitako ary dia misy mijoro vavolombelona izy.Efa naheno ve ianao ilay monpera iray niditra fiangonana ary nirotsaka taminy ny fanahy masina?Noroahin'ny lehiben'ny fiangonana izy ary dia nitomany fa te hanantona sy hitady an'izany Atra izany?
Farany izy niverina ihany ary nisy feo hono niantso azy hoe John,mialaha amin'ity toerana ity ianao fa misy toerana namboariko ho anao.Efa henonao io tantara io.Io no lehiben'ilay fiangonana lazaiko io ary ngezabe mihitsy hono io fiangonana io.

20. ikaretsaka
(
16/08/2007 04:14)
ny fiekem-pinoana (symbole n\'ny Apostoly ) professen\'ny katolika
ary efa nolazan\'i ari teto:
-Manda an\'i satana
-mino an\'andriamanira Ray nahary ny zavatra rehetra
-mino an\'i Jesoa Zanany lahitokana teraky ny Ray Talohan\'ny taona rehetra,
-Andriamanitra avy amin\'Andriamanitra, fahazavana avy @ fahazavana , Andriamanitra marina avy amin\'Andriamanitra marina, nateraka fa tsy natao Iray fomba amin\'ny Ray, ary izy no nahariana ny zavatra rehetra
-Mino fa isika olombelona sy ny famonjena antsika no nidinany avy tany an-danitra, ary naka nofo t@ Masina Maria izy nohon\'ny herin\'ny fanahy masina ka tonga olombelona
-Mino ny fijaliany sy ny nitsanganany ho velona
-Mino ny Fanahy masina fa Tompo sy Loharanon\'aina , derahina (worshipevana) sy omem-boninahitra miaraka amin\'ny Ray sy ny zanaka sy miteny @ vavan\'ny mpaminany sy ny olona nofinidiny!
-Mino ny Teny Tonga Nofo, ny Nofo tonga Mofo, ary miara monina amintsika, Hatramin\'izao
-mino fa Iray ihany sady Masina ny fiangonana Ratsam-batany sy naorin\'i Jesoa sy nankininy t@ Apostoliny sy ny dimbiny
-Mino ny fiombonan\'ny Olomasina, mino fa i Masina Maria any an-danitra sy Renintsika sy nahazo fahasoavana manokana , mino ny Famelana ny Fahotana Mino ny fitsanganana amin\'ny maty, ary ny fianana ankoatran\'ity fiainana ity!
Ireo no Inoana sy ventesina sy eken\'ny Mpino Katolika, ary fanontaniam-pandiniihin-tena apetraka aminy isan\'andro!
Ireo anontaniana azy sy ijerenao azy:
Raha mino ireo izy dia katolika, raha tsy mino ny 1 amin\'ireo intsony izy dia ... aoka handinin-tena!