"Catholic charismatic",mitovy @kato rom.sy kato orto ve io?
21. ikaretsaka
(
16/08/2007 04:20)
Ny mpiandry no manao akanjona masera...
maninona tokoa ?
ny any soatanana izao manao akanjo gasy dia ny sasany manao ohatran'ny masera?
22. niryna
(
16/08/2007 05:10)
niryna:
Ika fa angaha raha tsy manaraka ny an'ny hafa koa dia mbola sekta ihany,toa lasa sekta daholo izany izay rehetra mifanohitra ilay taloha raha izany? Enga anie Atra mba hamonjy ny tsirairay fa tsy hita intsony izany izay alehan'ny olona :cry:
Ringana ny oloko noho ny tsy-fisian'ny fahalalana... (Hosea 4:6)
Lozan'ny mapaminany adala ,izay manaraka ny fanahiny sy ny zavatra tsy hitany (Eze 13:3)
Io no fanazavana hitako ary dia misy mijoro vavolombelona izy.Efa naheno ve ianao ilay monpera iray niditra fiangonana ary nirotsaka taminy ny fanahy masina?Noroahin'ny lehiben'ny fiangonana izy ary dia nitomany fa te hanantona sy hitady an'izany Atra izany?
Farany izy niverina ihany ary nisy feo hono niantso azy hoe John,mialaha amin'ity toerana ity ianao fa misy toerana namboariko ho anao.Efa henonao io tantara io.Io no lehiben'ilay fiangonana lazaiko io ary ngezabe mihitsy hono io fiangonana io.
Mpaminany no tiako ho tenenina fa miala tsiny:*
23. niryna
(
16/08/2007 05:15)
ikaretsaka:
Ny mpiandry no manao akanjona masera...
maninona tokoa ?
ny any soatanana izao manao akanjo gasy dia ny sasany manao ohatran'ny masera?
Tsy akanjon'ny masera izany ireny ,ny azy fotsy rehefa vita fanokanana masina izy ireo dia manao fanamihana mba hanavahana azy amin'ny olona tsotra sitramina sy ny mpanasitrana satria maro ny olona andaniny sy ankilany.Fa ny tena antony dia manao fanamiana izy toy ny miaramila manao uniforme.
Betsaka ny masera sy monpera mianatra mpandray ary tena manasitra olona marary tokoa ry zareo.
Amin'ny manaraka omeko anao ny tantaran'ireo olona mijoro vavolombelona.(oops ,ka ika tsy tia an'ilay fjioroana vavolombelona),Alefako ihany raha tsy mampaninona anao8O:(:D
24. hery
(
16/08/2007 08:35)
niryna> Tsy katolika izy fa te hitondra anarana katolika fotsiny raha toa ka manao ireo nolazainao ambony ireo.
Ny Catholic Charismatic, izay eken'ny aty Vatikana dia io nolazaiko io. Mazava ho azy, misy hatrany ny sekta miteny hoe izahay dia Katolika tena katolika, nefa efa nolavin'ny Fiangonana katolika izy ireny satria mivoana amin'ny maha-katolika. Izany lazainao hoe tsy mino izay inoan'ny katolika izany ohatra mazava ho azy fa tsy katolika intsony. Betsaka ny miteny hoe izahay Katolika fa tsy manaraka an'i Papa... dia mitovitovy amin'ny hoe "Izahay kristianina fa tsy mino an'i Kristy". Satria anisan'ny fototry ny finoana katolika ny fanekena ny fisian'ny dimbin'i Petera dia ny Papa izany. Eny, izany ny finoana katolika :-)
Misy mompera sy masera manasitrana marary sy mandroaka demony (exorcisme) izay nianatra sy niomana ara-panahy manokana momba izany.

25. ikaretsaka
(
16/08/2007 11:54)
niryna:
Tsy akanjon'ny masera izany ireny ,ny azy fotsy rehefa vita fanokanana masina izy ireo dia manao fanamihana mba hanavahana azy amin'ny olona tsotra sitramina sy ny mpanasitrana satria maro ny olona andaniny sy ankilany.Fa ny tena antony dia manao fanamiana izy toy ny miaramila manao uniforme.
Betsaka ny masera sy monpera mianatra mpandray ary tena manasitra olona marary tokoa ry zareo.
Amin'ny manaraka omeko anao ny tantaran'ireo olona mijoro vavolombelona.(oops ,ka ika tsy tia an'ilay fjioroana vavolombelona),Alefako ihany raha tsy mampaninona anao8O:(:D
1) maninona ary no mitovy daholo ilay uniforme? (fotsy)
2) toa ny ataon'ny mompera sy ny masera ihany ange izany e (vita fanokanana masina dia manao fanamihana)
3) Dia mbola katolika ve ireo masera sy mompera ireo?
4)Raha eny ny valiny.. fombana mpiandry ve no ataon'ireo rehefa miasa any @ fiangonany (ilay mivazavaza allez allez sy mikapokapoka olona @ baiboly) sa fomba hafa?(ilay manontany sy mampiseho lakroa=jereo le film exorcist)
27. niryna
(
17/08/2007 22:10)
ikaretsaka:
[quote=niryna]
Tsy akanjon'ny masera izany ireny ,ny azy fotsy rehefa vita fanokanana masina izy ireo dia manao fanamihana mba hanavahana azy amin'ny olona tsotra sitramina sy ny mpanasitrana satria maro ny olona andaniny sy ankilany.Fa ny tena antony dia manao fanamiana izy toy ny miaramila manao uniforme.
Betsaka ny masera sy monpera mianatra mpandray ary tena manasitra olona marary tokoa ry zareo.
Amin'ny manaraka omeko anao ny tantaran'ireo olona mijoro vavolombelona.(oops ,ka ika tsy tia an'ilay fjioroana vavolombelona),Alefako ihany raha tsy mampaninona anao8O:(:D
Ie dia mbola kato izy ka fa ny maha samihafa azy dia manasitrana toy ny mpiandry rehetra ireny izy.
Ity nisy tantara marina a.Nividy trano ilay olona ary tsy tamana dia nivarotra,nihidy daholo ilay varavarana ary tonga ilay mpividy,ilay mpivarotra efa mahalala ny antony fa tsy niditra ilay tanana.Mety hitanao iny fa nandeha tamin'ity herinandro ity. Dimy taona nijaliana izy mivady fa misy lolo ilay trano ary saika maty hatramin'ny zanany.Samy nampijaliany daholo izy mivady,ary misy olona mandehandeha,varavarana mivoha nefa tsy misy olona,ny armony maneno nefa tsy misy mpitendry,ilay rangahy feno biby ny fandriana ary rehefa mifoha toa lasa nofy.Nantsoina i ny mpanala demony nanala ilay herin'ny maizina tao ary lahona ihany voa afaka satria niady mafy hatramin'ilay ramatoa tompon'ilay trano,toa lasa nifindra tany aminy ilay hery ratsy.
Afaka ihany ilay tamin'ny farany,ary dia nipetraka soa aman-tsara ao amin'ilay trano ihany izy mianakavy ary miadana tsy nisy na inona na inona intsony.Efa taona maro maro nifandimby no nisy mpividy ka isaky ny misy miova dia vao maika mahery ilay herin'ny satana ao amin'ilay trano raha tsy farany novavahana.
^:^ Velona ny tenin'Atra ka na dorana aza dia tsy ho levona.^:^
28. niryna
(
17/08/2007 22:27)
[quote=ikaretsaka]
1) maninona ary no mitovy daholo ilay uniforme? (fotsy)
Ny an'ny kato mitondra lakroa fa ny an'ny mpiandry baiboly no atao eo akaikin'ny fo ary ny tanana no mikapakapa mandroaka ilay devoly.Sady manarona ny vava koa indraindray noho ny fofon'aina mety tsy manitra ohatra,ny aty efa tenenina fa mitondra bonbon kely manala fofom-bava :D
Tsy mikapoka baiboly izany no hitako teny amin'ny 67 ha sy izay nalehako fa mandroaka devoly eraky ny trano,misy tonga dia tsy mahazaka ilay herin'Atra ilay devoly ao anatin'ilay olona dia ireny mianjera ,tsy mahatsiaro saina,misy miteniteny,misy am-pandoaviny,misy taritiny hivoaka ny trano ary misy mipipy an-pantaloha.Mahery ny devoly ary tena misy fa mila miambina isika.
Ireo olona niala ao amin'ny fiangonana hafa no mampiasa ilay lakroa ary misy hatramin'ny faran'izay kely indrindra ilay izy ary omeny ny olona ,misy ny sarin'i Maria fa hajainy fotsiny hono,mitovy ny finoana kato,misy labozia ary misy sarin'i Kristy ngezabe.Raha tsy diso aho dia tsy mandeha any karamalaza ireo fa toa any moramanga tsy tadidiko ny anaran'ilay toerana.

Angamba ilay teny ao amin'ny baiboly no nalainy tahaka.
Rehefa manasitrana ny mpiandry dia manao akanjo fotsy,mba hanavahana azy sy mahatonga ny olona hametrahan-tanana ahafantatra hoe ity no mpiandry dia lasa manatona eo akaikiny.Toa tsy manao na kavina lava ireny akory aza izy.Io indray dia mazava ho azy fa raha miady sy mitolona amin'ny herin'ny ratsy eo ilay olona mety voasitona hatrany amin'ny kaviny:roll:
[quote]
4)Raha eny ny valiny.. fombana mpiandry ve no ataon'ireo rehefa miasa any @ fiangonany (ilay mivazavaza allez allez sy mikapokapoka olona @ baiboly) sa fomba hafa?(ilay manontany sy mampiseho lakroa=jereo le film exorcist)
Ny an'ny kato mitondra lakroa fa ny an'ny mpiandry baiboly no atao eo akaikin'ny fo ary ny tanana no mikapakapa mandroaka ilay devoly.Sady manarona ny vava koa indraindray noho ny fofon'aina mety tsy manitra ohatra,ny aty efa tenenina fa mitondra bonbon kely manala fofom-bava :D
Tsy mikapoka baiboly izany no hitako teny amin'ny 67 ha sy izay nalehako fa mandroaka devoly eraky ny trano,misy tonga dia tsy mahazaka ilay herin'Atra ilay devoly ao anatin'ilay olona dia ireny mianjera ,tsy mahatsiaro saina,misy miteniteny,misy am-pandoaviny,misy taritiny hivoaka ny trano ary misy mipipy an-pantaloha.Mahery ny devoly ary tena misy fa mila miambina isika.
Ireo olona niala ao amin'ny fiangonana hafa no mampiasa ilay lakroa ary misy hatramin'ny faran'izay kely indrindra ilay izy ary omeny ny olona ,misy ny sarin'i Maria fa hajainy fotsiny hono,mitovy ny finoana kato,misy labozia ary misy sarin'i Kristy ngezabe.Raha tsy diso aho dia tsy mandeha any karamalaza ireo fa toa any moramanga tsy tadidiko ny anaran'ilay toerana.
29. niryna
(
17/08/2007 22:38)
fijo:
sao dia mpino hafa izany ry niryna an,tsy kato fa facto.asa.
Kato ilay izy ka fa niala ny fomba rehetra ary niova ho chatolic charismatic.Izany hoe misy fanahy masina ao amin'ny ary manasitra olona toy ny mpiandry protestanta sy ny loteriana.
Manazava ny fampianaran'i Paoly izy hoe " I want to learn only one thing from you:how did you receive the Spirit? Was it through observance of the law or through faith in what your heard?.." Izao ihany no tiako holazainareo amiko:Moa ny asan'ny lalana va no nandraisana ny Fanahy,sa ny ny fitoriana ny finoana?...Ary Izay rehetra manome anareo ny Fanahy sy mahavita asa lehibe eo aminareo,moa avy amin'ny asan'ny lalana va izany ,sa avy amin'ny fitoriana ny finoana." (Gal 3:2-5)
30. niryna
(
17/08/2007 22:47)
Fijo a ireo olona ireo izany dia mino fa misy ny Fanahy masina ary miasa ao amin'ny tsirairay.Mino fa afaka manasitra koa ny olona rehetra mino an'Atra.
Mino koa izy ireo fa kristy dia miaina ao aminy isan'andro ary mila manatona an'i kristy ny olona
Mino ny finoana sy ny fibebahana sy ny famelankeloka izy ary ny fitoriana ny tenin'Atra
* Relationship with Christ only not anything else
* proclamation of the gospel
* repetance and faith
* an experience of the Holy Spirit
Dia asa aloha ika raha misy an'ireo na mitovy amin'ireo ny anao.Raha tsy mitovy ve dia ilay noteneninao hoe sekta izy izany:?:

31. niryna
(
17/08/2007 23:05)
Izy ireo dia tsy mamporisika ny olona hiala ao amin'ny fiangonana fa vao maika mampahery ny rehetra mba hiezaka hanatona ny olona mpivavaka mba hifanampy sy hifanohana.
Ampianariny ihany koa ireo olona mba hamonjy ny very rehetra ao amin'ny fiangonana satria kristy hoy izy ireo dia tonga mba hitady sy hamonjy ny very.Ampianariny izany ireo olona ny hanatona an'i kristy fa tsy ny hafa.
Ika ireto no fanazavany ka omeko anao" Listen,I could probably go on at length about many of the errors,doctrinally speaking,if I wanted to:about the immaculate conception of Mary,the assumption,praying to Mary,praying to saints,the infallibility of the pope,the eucharist becoming the actual body and blood,purgatory ,and the priest being the one who forgives sins .None of the doctrine are Biblical.They are all in error... " call no man father "
Ika ireo izany ny andry zareo no tanjony ary ataony: dia efa nalefanao moa ireo fankalazana ny assumption ireo dia tsy mino an'izany ry zareo fa tsy ao anaty baiboly hoy izy,ny afo fandiovana, ny monpera milaza fa voavela ny helokao ry zanako,ny manao Ray ny Pope satria tsy misy olona na iray aza antsoina ho Ray izay ety an-tany.
Toa mitovy ny protestanta ilay izy e.
Andraso fa omeko anarana monpera iray ianao dia afaka manao recherche.:D Efa naheno an'io ve hoy aho ianao aty? Fa aty no foiben'io ary ngezabe mihitsy ny fiangonana tarihiny?

32. fijo
(
17/08/2007 23:28)
sao dia manao izay hifanakekezana be amin'ny fiangonana izy ireo hisarihana ny olona ao ampiangonana???asa fa toa mifanipaka be ny filazan'i hery sy ika ny kato,sy ity lazai'ndry ity
33. ikaretsaka
(
18/08/2007 22:02)
niryna:
Fijo a ireo olona ireo izany dia mino fa misy ny Fanahy masina ary miasa ao amin'ny tsirairay.Mino fa afaka manasitra koa ny olona rehetra mino an'Atra.
Mino koa izy ireo fa kristy dia miaina ao aminy isan'andro ary mila manatona an'i kristy ny olona
Mino ny finoana sy ny fibebahana sy ny famelankeloka izy ary ny fitoriana ny tenin'Atra
* Relationship with Christ only not anything else
* proclamation of the gospel
* repetance and faith
* an experience of the Holy Spirit
Dia asa aloha ika raha misy an'ireo na mitovy amin'ireo ny anao.Raha tsy mitovy ve dia ilay noteneninao hoe sekta izy izany:?:
raha mino ny konfesy izy, mandray kominio sy mino fa i Jesoa no ao anaty komonio, mino ny batemy tokana, ny fiombonan'ny olomasina..
Mino ny papal Infaillability
Mino fa Tokana ihany ny fiangonana naorin'i Jesoa ary nankininy t@ Apostoly sy ny dimbiny!
NB: tsy izay olona rehetra mino an'Andriamanitra dia afaka manasitrana avokoa, fa araka ny fanomezam-pahasoavana azon'ny tsirairay aby!
Tsika sy niryna izao samy mino, fa ny vitako tsy vitan'i niryna dia ny vitan'i niryna tsy vitako
34. niryna
(
20/08/2007 03:20)
fijo:
sao dia manao izay hifanakekezana be amin'ny fiangonana izy ireo hisarihana ny olona ao ampiangonana???asa fa toa mifanipaka be ny filazan'i hery sy ika ny kato,sy ity lazai'ndry ity
Mifanipaka ilay izy satria tao izy no niala ary tsy mamporisika ny hafa hiala izy fa mifanohitra indray miteny ireo izay nampianariny ny mba hiverina hampianatra ireo izay mbola lavitra be ilay fanatonana an'i Kristy.Ny tsy hitovizany dia ireo voalaza resaka be lava ataony ankizy ireo,tsy mino an'ireny intsony ry zareo fa mivavaka mivatana amin'i Kristy.
35. ikaretsaka
(
20/08/2007 23:08)
dia sampana hafa izany ilay izy ry niryna an, fa mba anarana fotsiny io.
satria tsy manaraka ireo fampianarana nolovaina t@ apostoly fa manao "johny comes lately"

36. niryna
(
26/08/2007 05:40)
ikaretsaka:
dia sampana hafa izany ilay izy ry niryna an, fa mba anarana fotsiny io.
satria tsy manaraka ireo fampianarana nolovaina t@ apostoly fa manao "johny comes lately"
Dia ahoana tokoa ry ika raha ohatra izao ianao teneniko hoe manandrama hoe miantso an'i Kristy direct,tsy misy mpanelanelana mihitsy ,afaka anao izany ve ianao?
Sendra nivavaka izahay mbamin'ny mpiara-miasa aminay,toy ny fanaonay isan'andro.Nanatona ity namana iray ary nandray ny tananay fa mba te-hiara hivavaka aminay hono izy.Samy nandeha tsirairay izahay rehetra nivavaka ary noho ny tonga teo aminy dia tsy nisy vavaka nivoaka tao am-pony ilay izy fa vavaka lavareny ary tena variana aho.Tsy henoko mihitsy izy niantso ny anaran'Atra na i kristy fa anaran'olon-kafa no niverimberina :cry:.Te hanampy azy aho hoe isika rehefa mivavaka dia izay tena ao am-pontsika no resahina amin'Atra fa tsy anaran'olona iny satria ny fontsika torotoro sy miangavy ary mitalaho amin'Atra no tadiaviny .^:^^:^
37. ikaretsaka
(
29/08/2007 05:34)
misy zavatra bedebe hoa eken'ny katolika hi definisiavana hoe katolika izy izay
raha manaiky an'ireo izy dia eny.. raha tsy manaiky izy dia tsia!

zahako:
ny fiekem-pinoana (symbole n'ny Apostoly ) professen'ny katolika
ary efa nolazan'i ari teto:
-Manda an'i satana
-mino an'andriamanira Ray nahary ny zavatra rehetra
-mino an'i Jesoa Zanany lahitokana teraky ny Ray Talohan'ny taona rehetra,
-Andriamanitra avy amin'Andriamanitra, fahazavana avy @ fahazavana , Andriamanitra marina avy amin'Andriamanitra marina, nateraka fa tsy natao Iray fomba amin'ny Ray, ary izy no nahariana ny zavatra rehetra
-Mino fa isika olombelona sy ny famonjena antsika no nidinany avy tany an-danitra, ary naka nofo t@ Masina Maria izy nohon'ny herin'ny fanahy masina ka tonga olombelona
-Mino ny fijaliany sy ny nitsanganany ho velona
-Mino ny Fanahy masina fa Tompo sy Loharanon'aina , derahina (worshipevana) sy omem-boninahitra miaraka amin'ny Ray sy ny zanaka sy miteny @ vavan'ny mpaminany sy ny olona nofinidiny!
-Mino ny Teny Tonga Nofo, ny Nofo tonga Mofo, ary miara monina amintsika, Hatramin'izao
-mino fa Iray ihany sady Masina ny fiangonana Ratsam-batany sy naorin'i Jesoa sy nankininy t@ Apostoliny sy ny dimbiny
-Mino ny fiombonan'ny Olomasina, mino fa i Masina Maria any an-danitra sy Renintsika sy nahazo fahasoavana manokana , mino ny Famelana ny Fahotana Mino ny fitsanganana amin'ny maty, ary ny fianana ankoatran'ity fiainana ity!
Ireo no Inoana sy ventesina sy eken'ny Mpino Katolika, ary fanontaniam-pandiniihin-tena apetraka aminy isan'andro!
Ireo anontaniana azy sy ijerenao azy:
Raha mino ireo izy dia katolika, raha tsy mino ny 1 amin'ireo intsony izy dia ... aoka handinin-tena!
38. niryna
(
31/08/2007 06:55)
Ika a sy izay afaka mamaly.
ka ny azy hono tsy misy an'i Maria sy ny mampiasa ny saplet izany intsony ary dia mianatra ny baiboly sy mamaky baiboly amin'izany ny olon-dehibe.Dia mitory ny filazantsara koa ry zareo ary mijoro vavolombelona.Afaka omeko ny tantaran'ireo olona ireo raha tianareo.
Hoy ilay olona izay hoe,mpampianatra katesizy aho fa tsy mbola nahalala hoe misy ny satana ,ny demony ary ny devoly.Ary vetivety ireo dia manimba ery,vetivety dia tonga atsy.Izany no noresahiko ny olona tany amintsika ary dia samy nilaza daholo na ny hoe mifamela heloka sy mila mibebaka vao mangataka amin'Atra.
Dia hoy koa ilay ramatoa izay alaivo daholo hoy izy ny ankizy tanora ka asaivo mivavaka izy ireo fa hitanao ny mahasamy hafa azy ireo.Ny iray manao tsianjery sy vavaka miverimberina ny iray mivavaka ao anatin'ny fony.:roll:
Fanontaniana:Marina ve izany fa tsy mba mianatra soratra masina ny olon-dehibe kato?
Ary tsy mahay mivavaka amin'ny fo fa vavaka miverimberina?
Fanontaniana ireo fa tsy fantatro ny fahamarinany.
misaotra

39. tywa68
(
31/08/2007 09:50)
Samy manana ny fombany io ry niryna, fa tsy hoe rehefa tsy mahay tsianjery baiboly, dia tsy nianatra ny soratra masina, na tsy mahay mivavaka @ fò (iza moa no mahita izay ao anaty ao sinon Izy Ray mandray ilay vavaka ?)
Matetika ny vavaka heverinao @ fò dia efa ilay fiteny matetika ihany no averimberina eo koa, na soratana io na eritreretina sy aloakin’ny vava, tsy izay forme izay no tena ilaina, fa ilay hoe tena mifatoka @ i Tompo ve sa fisehoana @ be sy ny maro hoe henoy aho fa tena mahay manao spectacle ? sento², mikiakiaka, mitatatata … afaka atao mangiana koa , samy manao ny tiany atao zany e !
Ka izay ilay eritreritra efa raiki-tapisaka momban’ny katolika izay dia sarotra ovaina @olona tsy katolika, satria zay tsy mitovy aminy dia tsy izy …

40. ikaretsaka
(
01/09/2007 05:33)
Niryna; Dia tsy izy izy izany fa misalotra ny anarana fotsiny, ohatran'ny sekta sasany milaza azy ho kristianina nefa tsy izy akory!
mahay soratra masina tsara mihitsy ny olondehibe kato ka.. fa izy tsy mitsimpona, fa kosa raha anontanianao ny tantaran'i Paoly de A a Z ireny dia hitanaka ianao...
Raha manontany ianao hoe inona avy no nambaran'i Paoly Tao amin'ny taratasiny ho an'ny kristianina tany.... ao antenantenany ao, dia lazainy par contexte le izy hoe izao no nataon'i paoly tao. par hasard aho indray andro izay nanontany ramatoa lehibe niray train tamiko nilaza hoe katolika, dia notsatohiko hoe ahoana ny ao Bokin'i Amosy, ahoana ny ao @ Bokin'ny Titosy:
Raha miteny mitsatoka tampoka ianao, toy ny nataoko t@ dadanay, ohatra hoe iza i Artemasy... dia hainy!
tsy hainy ilay izy raha toko sy andininy no lazainao... fa kosa hainy hoe izao ny voalaza ao!iza no iza!
mahay mivavaka amin'ny fo koa izy (tsy izy moa fa zahay) , fa tsy hitanao ivelany raha jerena @ izao fotsiny! tsy hitanao ny any am-po tsy miloaka any!! Andriamanitra irery no mahita.. fa tsy zatra sy tsy tia sy mankasitraka io lazain'i tywa io izy
Ka izay ilay eritreritra efa raiki-tapisaka momban’ny katolika izay dia sarotra ovaina @olona tsy katolika, satria zay tsy mitovy aminy dia tsy izy …
Fanontaniana:Marina ve izany fa tsy mba mianatra soratra masina ny olon-dehibe kato?
Ary tsy mahay mivavaka amin'ny fo fa vavaka miverimberina?
Fanontaniana ireo fa tsy fantatro ny fahamarinany.
misaotra
mahay soratra masina tsara mihitsy ny olondehibe kato ka.. fa izy tsy mitsimpona, fa kosa raha anontanianao ny tantaran'i Paoly de A a Z ireny dia hitanaka ianao...
Raha manontany ianao hoe inona avy no nambaran'i Paoly Tao amin'ny taratasiny ho an'ny kristianina tany.... ao antenantenany ao, dia lazainy par contexte le izy hoe izao no nataon'i paoly tao. par hasard aho indray andro izay nanontany ramatoa lehibe niray train tamiko nilaza hoe katolika, dia notsatohiko hoe ahoana ny ao Bokin'i Amosy, ahoana ny ao @ Bokin'ny Titosy:
Raha miteny mitsatoka tampoka ianao, toy ny nataoko t@ dadanay, ohatra hoe iza i Artemasy... dia hainy!
tsy hainy ilay izy raha toko sy andininy no lazainao... fa kosa hainy hoe izao ny voalaza ao!iza no iza!
mahay mivavaka amin'ny fo koa izy (tsy izy moa fa zahay) , fa tsy hitanao ivelany raha jerena @ izao fotsiny! tsy hitanao ny any am-po tsy miloaka any!! Andriamanitra irery no mahita.. fa tsy zatra sy tsy tia sy mankasitraka io lazain'i tywa io izy
tywa68:
matetika ny vavaka heverinao @ fò dia efa ilay fiteny matetika ihany no averimberina eo koa, na soratana io na eritreretina sy aloakin’ny vava, tsy izay forme izay no tena ilaina, fa ilay hoe tena mifatoka @ i Tompo ve sa fisehoana @ be sy ny maro hoe henoy aho fa tena mahay manao spectacle ? sento², mikiakiaka, mitatatata … afaka atao mangiana koa , samy manao ny tiany atao zany e !