Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
salmo1
(
13/08/2007 13:43)
Andriamanitra be fitia
Tato ato dia mahatsapa aho fa Jesosy Kristy dia; mahafinaritra, enjana, mahery, mahay minamana, satria rehefa niaraka tamin'ny aho dia mahatsiaro fa vao maika izaho sambatra kokoa...
Ny masoko tsy...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 18/08/2007 09:26
sheran555
(
13/08/2007 13:23)
Anaraka anao - Mahaleo
Hira atolotra an'i Lalao, Miora Ambanidia sy Sido, Jennia ary Ndranto Itaosy. Mirary soa e! Rico...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/08/2007 13:39
Rms
(
13/08/2007 11:05)
tia mozika Tovojahy
slt! mmba mitady io tononkira tia mozika tovojahy za merci bcp!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/08/2007 13:41
todisoa2
(
13/08/2007 09:55)
Ny lanjan'ny fifameana heloka..
Ty ndray ny laza adina. Nisy nanotany ahy. Na aho koa aza mba kenda @ famaliana azy. Ny angatahiko, toy ny an'i niryna, dia ny mba hiorina @ tenin'Atra ny valiny atolotrao.:wink:
[b]Mpiandry sa Pas...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/08/2007 05:32
Jeankely
(
13/08/2007 09:21)
Tsy afaka manao ny tsara ve rehefa tsy anaty fitondrana?
Ny sehatra rehetra misy anao dia afaka hampisehoanao ny fitiavana an'i Madagasikara. Faly mitanisa fahantrana sy olana ny mpitsikera vendrana ary rehefa anontaniana hoe inona ary ny vahaolana hitanao ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/08/2007 01:42
minouminou
(
13/08/2007 09:00)
mitady dj gasy any Nice
Mba mitady dj gasy hanao animation soirée mariage any Nice. Misaotra mialoha ny mpamaly....
tohiny
novalian'i ratonga ny 22/08/2007 23:12
rhina
(
13/08/2007 07:39)
asivo mapme kel lo e!
mba asio tantara mhalatsaka s mahatapatsinay kely lo e!
otrany maina be zany tsika eto
d miandry anareo manana talenta @ fampezana an
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/08/2007 08:18
RyAnona
(
13/08/2007 07:24)
Ravoromanidina Thierra Bruno
Mba mangataka tononkiran'i Thierra Bruno ny lohateny Ravoromanidina. Misaotra anareo rehetra mialoha...
tohiny
novalian'i RyAnona ny 16/08/2007 17:35
niryna
(
13/08/2007 05:51)
Ny zaridainan'Andriamanitra!!!
Indraindray isika dia mitady ny ho tonga lafatra hatrany,saingy tsy misy izany fa miezaka ny hanao ny tsara hatrany no azontsika atao..Matahotra ny ahazo latsa sy habokain'ny hafa ilay ezaka tiana ata...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/08/2007 00:29
ikaretsaka
(
13/08/2007 05:46)
fa maninona tokoa?
Sendra voamariko fotsiny ato @ ity resaka fivavahana sy finoana ity:
Maro amintsika no mahita fa misy namana manontany fanontaniana momban'ny finoana na fiheverana 1 momban'ny fombam-pinoana ananki...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2007 22:26
yah
(
13/08/2007 04:37)
TSY AMPY TSY LANY NY VADY
SALAMA DAHOLO E namana vaovao de mba hiresaka kely
maro be ireo olona efa manambady no manao oha-pitenenana fa hoe tsy ampy tsy lany ohatran'ny vady ao antro rehefa nodinihina dia toa marina ihany an...
tohiny
novalian'i athenah ny 22/09/2007 08:09
bazylou
(
13/08/2007 00:02)
leo
sipa gasy e;;:°):°):°)...
tohiny
novalian'i kanota ny 17/08/2007 05:43
bazylou
(
12/08/2007 23:47)
ka na misy vaha olana koa anie
tsy omena naao io e,,,!! ary aza kery sahy rajeankely fa tsy ianao anie no mitondra ny baolina e!! ka na manana solution ianao na tsia, tsy hisy hiraharaha anao eo!!:wink::wink:...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/09/2007 11:29
Fiffi
(
12/08/2007 20:26)
Lehibe indrindra.......
ndao njay mba hijery ny zava-boajanahary lehibe indrindra......
[img]http://img513.imageshack.us/img513/2740/miniillus3is6.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i Samoana ny 28/08/2007 21:39
naughtyboy
(
12/08/2007 17:35)
vazo milamm vahiny mafinaritra
revena milamm @ tony hira tony ny fiainana ndray2 de lafatra:-Dhttp://www.youtube.com/watch?v=U5vyCkL9gM8...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 16/08/2007 16:07
tsiferanao
(
12/08/2007 15:14)
gidraka ny fiainana
mafy zany an-tanin'ola zany! eh! msento tokana mba o fiononana!!!!!!!!!:cry::cry: ...
tohiny
novalian'i UB40 ny 27/08/2007 14:38
sitlo
(
12/08/2007 15:02)
fimaoty
Tena teny gasy ve izany kay? Rehefa mameno ny mombamomba ato amin'ny serasera mantsy dia hoe: "lahy sa vavy?" no eo, fa misy olona niteny hoe "fimaoty" no fiteny azy.
Fitia tia hahalala fotsiny ny ah...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 31/08/2007 15:54
xxx
(
12/08/2007 14:49)
bevoka tsy fofona
manaona daholo bevoka 1mois et demi tsy ty fofona ze lalovana ny tena nefa miha-mahia inona ry reto no tokony atao @zany fa tena mijaly ;sady tsy misy appetit ko na mamy na markivy na masira...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/09/2007 11:06
fahamarinana
(
12/08/2007 11:56)
Maninona no mijanona tampoka lay ordi ?????
:arrow:Fanontaniana kely fontsiny: Rehefa mandefa ordi aho dia tampoka eo dia maty ilay izy dia mi-redemarre ndray,tsy haiko ny antony,ary tsy misy mouvements ataoko akory anie fa dia tapaka.Za anefa ...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 16/08/2007 20:14
xxx
(
12/08/2007 08:59)
kivy be
tsy fantako reto fa tsy mba sendra anireny , grand amour reny za fa voadona foana ,misy fotoana aloha mba hita we tsy ho lasa lavitra , fa ndraindray mba sendra lehilahy efa tsara toetra mihintsy , mi...
tohiny
novalian'i Angolaina ny 17/08/2007 09:24
