Lehibe indrindra.......

1. Fiffi ( 12/08/2007 20:26)
ndao njay mba hijery ny zava-boajanahary lehibe indrindra......
novalian'i Samoana ny 28/08/2007 21:39
2. Fiffi ( 12/08/2007 20:26)
25kg hono.....:{:{:{:{
3. tamberina ( 12/08/2007 20:54)
mahaliana ny mahita ny zavatra toy itony fa mampahiahy ny hihinana itony, zà aloha tsy sahy e!
4. faravo ( 12/08/2007 21:39)
eléphant ve io tahakan'ny tondro io ?:-D:-D:-D
5. xxx ( 12/08/2007 22:00)
le bandy kely no mampitsiriritra anaha, =))
6. dongadonga ( 13/08/2007 03:50)
lahy ve sa vavy io:?:
7. Fiffi ( 13/08/2007 06:20)
tsy hay....
8. Fiffi ( 13/08/2007 08:19)
goavana an !:{:{:{
9. Fiffi ( 13/08/2007 08:19)
10. rhina ( 13/08/2007 10:18)
11. rhina ( 13/08/2007 10:35)
12. Fiffi ( 13/08/2007 12:36)
aza mba henjehan'io an ! :{:{:{:{
13. Fiffi ( 13/08/2007 12:37)
sa ity ? :{:{:{
14. tamberina ( 13/08/2007 18:04)
rhina inona kay io nasehonao io?
15. Fiffi ( 14/08/2007 10:30)
io ve tsy le trondro notapahana ? :roll:
16. wooda ( 17/08/2007 22:45)
Andrekakiko o Fiffi !!!! Raha ilay trondro tsy nampaninona ahy fa efa nahita ngeza noho ireo za, fa ireto fandroaka ireto kosa de tena mampataotra! Marina mafy. :?
17. Fiffi ( 19/08/2007 13:08)
mampatahotra akia eh ? :{:{:{:{
18. rakaroka ( 20/08/2007 19:32)
Misotra @ tsy fahita e!
Fa karazana trondro inn koa aza ireny:roll::?:
Dia t@ teraka ve mbô kely toa ny pirina ihany?:roll::?:
19. Fiffi ( 21/08/2007 14:48)
665kg hono io an .....:{:{:{
20. Fiffi ( 21/08/2007 14:49)
:miam::miam::miam::miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8139