Lehibe indrindra.......
3. tamberina
(
12/08/2007 20:54)
mahaliana ny mahita ny zavatra toy itony fa mampahiahy ny hihinana itony, zà aloha tsy sahy e!
16. wooda
(
17/08/2007 22:45)
Andrekakiko o Fiffi !!!! Raha ilay trondro tsy nampaninona ahy fa efa nahita ngeza noho ireo za, fa ireto fandroaka ireto kosa de tena mampataotra! Marina mafy. :?
18. rakaroka
(
20/08/2007 19:32)
Misotra @ tsy fahita e!
Fa karazana trondro inn koa aza ireny:roll::?:
Dia t@ teraka ve mbô kely toa ny pirina ihany?:roll::?:
Fa karazana trondro inn koa aza ireny:roll::?:
Dia t@ teraka ve mbô kely toa ny pirina ihany?:roll::?:

goavana an !:{:{:{
aza mba henjehan'io an ! :{:{:{:{
sa ity ? :{:{:{
665kg hono io an .....:{:{:{
:miam::miam::miam::miam: