bevoka tsy fofona

1. xxx ( 12/08/2007 14:49)
manaona daholo bevoka 1mois et demi tsy ty fofona ze lalovana ny tena nefa miha-mahia inona ry reto no tokony atao @zany fa tena mijaly ;sady tsy misy appetit ko na mamy na markivy na masira ny rehetra eh! mety tsy mampaninona an'ilay zaza ve zany
novalian'i xxx ny 24/09/2007 11:06
2. ikaretsaka ( 12/08/2007 15:31)
amboarina ny saina ... sy resena ny tsy fitiavana mikaly sy ny tsy fitiavana fofona..
ny ao an-doha no mibaiko an'io ry zanako!
3. Fiffi ( 12/08/2007 18:04)
xxx:

manaona daholo bevoka 1mois et demi tsy ty fofona ze lalovana ny tena nefa miha-mahia inona ry reto no tokony atao @zany fa tena mijaly ;sady tsy misy appetit ko na mamy na markivy na masira ny rehetra eh! mety tsy mampaninona an'ilay zaza ve zany
heu.....io kalou de tena tsy mampaninona an'le zaza mintss na de kely aza an ! normale be daholo zany ! le mihena tena tsy misy hatahorana fa zay mintss le fandehany...
aza atao psikolozika koh le izy avy eo an ! zavatra mandalo fotsiny io aloha , sady tsy aharitra....sady vao 1 volana sy tapany zany tena mbola ao anatin'norma be ny tsy fitiavana fofona sns....


4. menalamba ( 12/08/2007 21:18)
Mahereza é,dia tongava soa ny kilonga:-*
5. sakaizakely ( 13/08/2007 07:28)
xxx> vao teo no niala :P

normal be io ary maharitra 3-4bolana eo fa dia mampahery ihany no azo atao. Mbola lavitrezaka ianao :-D:-D:-D

Légumes na sakafo mangatsiaka (plats froids) no hitako naha tonitony ahy, fa tsy manakana ilay maloiloy iny izany an ! Mankanesa @ dokotera fa mety omeny primperan sy gaviscon mampitonitony kely azy

ny fihenana tsy olana satria misy reserva foana ho an'ilay zaza na nofosana ianao na tsia. Misy olona mihena 4-5 kg mandritry ny trimestre voalohany fa rehefa avy eo mandeha miandalana ihany ny vohoka.

Mahereza e :-*
6. sakaizakely ( 13/08/2007 07:32)
ika> efa nandalo teo nga ?

heverinao fa moramora toy izany nga izy ity no hoe ndeha reseo ? tsy aleo ve tsy miteny rehefa tsy mahafantatra :roll::roll::roll:
7. meva2 ( 13/08/2007 08:15)
Sady misy resaka psychologie io no misy resaka physiologie koa. Marina mihitsy ilay teny hoe reseho, izany hoe ataovy izay dia tsy dia hihainona azy loatra na dia sarotra aza, na dia tsy mety foana aza, fa mety manamppy anao io mba ho mhtanja tsaina.
Izaho koa dia toa anao mihitsy ary tena nihena tokoa aho ny premier mois.Ezaho fotsiny ny mihinana raha vao mahatsiaro noana ary izay zavatra tsaroan'ny vava dia tonga dia hohano.
8. sakaizakely ( 13/08/2007 09:00)
resaka hormonale no mitondra an'io fa tsy ny psikolojia izany

sa ve nareo efa nahita psikology ho an'ny vhv bevohoka ?

rehefa tsy te hihinana de tsy te hihinana, raha vao forser-na vao maika midegoba raha vao teriterena

aleo izy tompony manaraka sy manaja izay envies-ny de hajaina koa ny mahazo azy fa tsy teriterena zany.
9. xxx ( 13/08/2007 12:10)
ikaretsaka:

amboarina ny saina ... sy resena ny tsy fitiavana mikaly sy ny tsy fitiavana fofona..
ny ao an-doha no mibaiko an'io ry zanako!



tsy vitan'izany izy io ô....

mankanesa any @ Dr fa mety misy azony atao kely ihany, ny ahy t@ zaza voalohany dia Magnésium no nomeny fa tena OK avy hatrany. T@ zaza faharoa indray tao Fer no noemny , dia tsy navelany nihinana sakafo mangatsiaka mihintsy , dia efficace koa

ny ody mandoa (ohatra vogalène )kosa aloha tsy nety tamiko fa vao maika nihoaka nandoa aho

Mahareza e
10. meva2 ( 14/08/2007 07:28)

Izaho dia tany @ dokotera koa, na médecine générale izany na homéopathe, tsy nisy efficace tamiko ireo na iray aza.
Izay no hanaovako hoe misy resaka psychologie (ny dikany dia hoe ny ao antsaina).
Pour info: tsisy firesahana hoe hijery psy aloha hatreto, ary ny psy koa dia misy hoan'ny rehetra na bevoka na tsia, na ny alika aza izao efa misy psy...
Enfin bref, Ny anton'ny forum eto moa dia ny mba hifanampiana ka manoro ny hevitro anao izay nanontany conseil no antondiako eto.
Ny nataoko koa dia ni s'informer amin'ireny site na grossesse ireny, amin'izay na misy nausée, fatigue sy ny karazany aza au moins fantatro ny antony dia mba milamina kokoa ny saina ary matetika rehefa somary variana iny aho dia somary tsy heno loatra ilay izy, izay no ataoko hoe "essaie de ne pas trop t'écouter"
Efa roa izao ny zanako, ary t@ voalohany hatr@ 5ème mois aho ni degoba foana.
Aleo koa misy zavatra azo avoaka ao anaty vavony rehefa mi... toy izay tsisy n'inoninona, vao mainka sahirana.
Bon courage
Meva2
11. booboo ( 14/08/2007 13:47)
hormones no mitondra an'io fa tsisy hidiran'ny psykôlôjia zany io 8O8O8O !!!!!!

xxx > Aleo manatona doko sao misy afaka hatorony anao ihany

12. ikaretsaka ( 14/08/2007 14:31)
nga ny hormones moa tsy generen'ny saina?
13. booboo ( 14/08/2007 15:43)
ie. Na izany aza, miasa @ taova hafa tokony handefa hormones isa-karazany kounkou ny saina mba hampizotra tsara ny fitondrana vohoka (ny oetrogène miha-ambony beee dia mampatory lava hanampy ny vatan'ilay vhv hiala sasatra mandra-pahavitan'ny fiovana booobaka beeee ao anatin'ny vatana ao @ fiatombohan'ny fitondrana vohoka) . Miampy ny taova sasany miha-maka toerana dia misy fihatraikany @ taova eo akaikiny eo (ny tranon-jaza miha-maka toerana dia manery ny vavony ohatra dia mampikorontana ny asan'ny vavony ...).


Izay no tsy maha-mety ny fitenenana hoe " ny saina no mitondra an'io" @ olona mitondra vohoka !
14. sakaizakely ( 14/08/2007 19:39)
ikaretsaka:

nga ny hormones moa tsy generen'ny saina?


ika> resabehivavy wà e :-P:-P:-P

15. sakaizakely ( 14/08/2007 20:09)
tsy misy fanafody afaka hanala ny effets-ny hormones mihitsy, fa ny hany azo atao dia mi soulager ny vavony nefa matetika tsy ampy izany, satria tsy ny causes no tsaboina, fa ny effets-ny. Matetika dia tsy misy fiantraikany ireny (primperan, gaviscon...) fa dia miandry ny filaminany miadana eo no sisa

tsy midika velively fa rehefa tsy mandeha ireo fanafody ireo dia psikolojika izay.


extrait tao @ nutrition santé

Interview avec Patrick Serog - Nutritionniste

L : Quelles sont les conséquences d’un régime ou d’une alimentation peu équilibrée ?


PS : Pour le bébé, le risque in utero est négligeable car le corps de la mère va le protéger en palliant aux manques. En revanche, ces bébés mal nourris peuvent naître plus petits en taille et en poids que la moyenne. C’est surtout la mère qui subit car son organisme va protéger le fœtus.

L : Qu’elle est selon vous la part du psychologique et du physiologique dans l’augmentation de l’appétit et des « envies » au cours de la grossesse ?

PS : Les trois premiers mois, c’est complètement physiologique. Toutes les femmes le décrivent très bien. Elles ont soudainement des envies qu’elles n’ont jamais éprouvées auparavant dans leur vie. Ce changement cérébral au niveau du goût est transitoire et disparaît au début du quatrième mois. Les femmes retrouvent alors leurs appétences gustatives et leurs habitudes alimentaires.

Lorsque le bébé ou la maman ont des manques, l’organisme de la mère est capable de déclencher une envie gustative spécifique. Par exemple, on observe des femmes enceintes qui d’un seul coup se jettent sur du réglisse. Eh bien c’est tout simplement pour palier à une baisse de pression artérielle.

extrait tao @ doctissimo
Il ne faut jamais contrarier les envies alimentaires des femmes enceintes

On entend dire parfois que les envies insolites des femmes enceintes seraient en fait l’expression des besoins physiologiques nécessaires à la grossesse. On ne connaît pas les véritables causes de ces fringales excentriques. A priori, les fraises à quatre heures du matin ne risquent pas de manquer au bébé, mais pas question de risquer de décevoir la future maman !


extrait tao @ materneo
Les dégoûts alimentaires également sont fréquents, ainsi que le dégoût des odeurs. ...

Il n'y a qu'une seule chose à dire: a moins que cela ne mette en danger votre équilibre alimentaire, écoutez-vous!


Tsy mbola nahita filazana hoe psykolojika mihitsy aloha hatramin'izay...
16. sakaizakely ( 14/08/2007 20:11)
booboo> eka ouz :P:P:P:P
17. xxx ( 24/09/2007 11:06)
naona ô
za tamin'ny bevohoka volohany zany de efa 2mois tany ny kiboko vao nanomboka nandoa, niady mivady aza no nahatonga za nandoa, normal ve zany oe misy phenomène déclencheur koa ny vomissement refa bevoka?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3645