Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
SHOAN
(
09/08/2007 08:20)
BIZOURK ........... avy amin'i Shoan
:* Bizourk à tous et à toutes :*
Tsy voadika tamin'ny teny gasy.
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
tohiny
novalian'i tess ny 20/12/2007 11:21
Fiffi
(
09/08/2007 06:30)
Inona no nahatonga an'ity ?
Inona kay no nahatonga an'ity ?
- isa amontana
- roa aviavy
- telo fangady
- efatra rofia
- dimy emboka
- enina mangamanga
- fito paraky
- valo ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/08/2007 05:49
Fiffi
(
09/08/2007 06:27)
Ny loko sy ny heviny.......
Inona ny hevitrin'loko am Malagasy ? ohatra:
-Fotsy = fahadiovana
-Mainty = fisaonana (fisoanana ftsn ve ?)...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 07/07/2015 11:05
Jeankely
(
09/08/2007 06:18)
Hisaorana betsaka i Hery fa teny Malagasy izany no hiasa
Tena mifandray amin'ny ho avin'ny firenena tokoa ny resaka politika ka hisaorana ianareo mpandrindra nanapa-kevitra ny famafana izay manao teny hafa fa tsy ny tenin-drazana. Na voafafa aza ny ahy dia ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/08/2007 06:36
niryna
(
09/08/2007 06:17)
Iray ihany isika ao amin'ny Kristy Tompo!
Fa ny Fanahy Masina no mahatonga antsika iray miaraka amin'i kristy,iray ihany isika rehetra ao amin'ny Tompo,ary iray ihany koa manerana an'izao tontolo izao ao amin'ny finoana dia i Kristy izany.
...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/08/2007 04:12
Fiffi
(
09/08/2007 05:53)
Bon annif Mbaliana...
[size=18][color=#FF00FF]Joyeux anniversaire MBALIANA[/color][/size]
[img]http://img172.imageshack.us/img172/8683/vvodeor7ry7yv7bj2.gif[/img]
[img]http://img172.imageshack.us/img172/6753/dcfc0018ng...
tohiny
novalian'i sympa ny 21/08/2007 11:43
LazaDaddy
(
09/08/2007 01:16)
ady @ terrorista
[img]http://www.drybonesproject.com/blog/D07708_3.gif[/img]...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/08/2007 05:34
tezitra
(
08/08/2007 18:56)
Jeux des iles , sans pour sans avec les athlètes Gasy
1) ataovy teny gasy
2) ataovy teny gasy
3) ...
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/09/2007 15:43
xxx
(
08/08/2007 18:04)
mila vonjy avy aminao
Mitady vonjy avy aminao aho, tsy inona izany fa vavaka. Mijaly mafy ny foko sy ny fanahiko, ka mila ho ketraka aho. Mivavaha ho ahy raha sitrakao fa tena mila tsy ho zakako intsony ity fiainana ity.
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/08/2007 14:53
romilino
(
08/08/2007 18:02)
arotsay dieny izao
mba mitady ny tonony zahay e!
misaotra mialoha ;-)...
tohiny
batita
(
08/08/2007 13:47)
Kristy de Samoela
Mba andefaso le hiran'i Samoela hoe "KRISTY" ry zareo an! De manatena valiny mahafapo avy aminareo e!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/08/2007 13:50
imalala
(
08/08/2007 13:44)
Statistika
Ny lhl no betsaka eto @ serasera noho ny vhv,
Inona no mety ho antony...
tohiny
novalian'i lapino ny 12/08/2007 00:07
cookies
(
08/08/2007 13:37)
Hiran'i Dadah Rabel sy Inah
slt daolo,
Sao mba misy afaka manome ny tonon-kiran'lay hiran'i Dadah Rabel sy Inah , tsy haiko ny lohateniny fa misy toy izao ny refrain : " ... mety angamba raha dieny zao, dieny mbola tia ahy ia...
tohiny
novalian'i Belle ny 08/08/2007 18:32
ratonga
(
08/08/2007 12:31)
AmbondronA
http://www.youtube.com/watch?v=tZhsMUVEs8c...
tohiny
novalian'i mioucool ny 14/08/2007 11:06
maya3
(
08/08/2007 11:56)
BLACK JACKS
mba managtaka anareo izay manana andefa ilay hira an'i black jacs hoe asa inao... dia misaotra tompoko...
tohiny
novalian'i ikalamako ny 20/08/2007 22:53
VIRGINIE
(
08/08/2007 11:33)
akofa
mba hangataka ny hira "DANIEL" "akofa" raha misy mahay o!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/08/2007 11:36
Fiffi
(
08/08/2007 11:14)
Poopy.....hummmmm....iza no mankafia ?
ny ahy aloha de ity no tena hummm....tiako beeeeeee ....
http://www.dailymotion.com/relevance/search/poopy/video/x8857_poopy-fotoana-mamy_music...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/08/2007 05:01
Jeankely
(
08/08/2007 10:45)
Tezitra: Share with us your success story
(...)
Saika hadikako teny gasy dia tsy haiko tampoka indray...
Ataovy teny gasy raha tsy te ho tratran'izao.
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/08/2007 06:09
