akofa

1. VIRGINIE ( 08/08/2007 11:33)
mba hangataka ny hira "DANIEL" "akofa" raha misy mahay o!
novalian'i Fiffi ny 08/08/2007 11:36
2. Fiffi ( 08/08/2007 11:36)
ity ve ?

Nokororohina toy ny akofa ianao
nifofofofo naelin`ny rivotra
dia niery teny fa efa rava hono ianao
soa ihany fa ny Tompo tsy mandao

Na lehibe aza ny ady atrehanao
dia ataony ahoana e!ny olana misy aminao
tsarovy fa Jeso efa niady ny adinao o o o
f`ianao kosa hangina an !

Dia samy niandry ireo mpitazana
hoe maina ianao ho tany ngazana
vita hatreo fa izay no andrasany
tsy fantany fa mbola teo ny Mpamonjy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0623