Inona no nahatonga an'ity ?
1. Fiffi
(
09/08/2007 06:30)
Inona kay no nahatonga an'ity ?
- isa amontana
- roa aviavy
- telo fangady
- efatra rofia
- dimy emboka
- enina mangamanga
- fito paraky
- valo tanatanany
- sivy rongony
- folo fambolesana
- isa amontana
- roa aviavy
- telo fangady
- efatra rofia
- dimy emboka
- enina mangamanga
- fito paraky
- valo tanatanany
- sivy rongony
- folo fambolesana
novalian'i Fiffi ny 10/08/2007 05:49
4. lembelo
(
09/08/2007 07:53)
Marina hoe fianarana manisa (comptine) io, fa toa misy heviny hafa raha tsy diso aho, manambara ny rafitra eo amin'ny fiarahamonina.
5. ianao
(
09/08/2007 13:49)
kely matsilo loha ny patsa
ny fangaraka no kely andilana, ny isan-jato no mafy :-D
ny fangaraka no kely andilana, ny isan-jato no mafy :-D
6. Fiffi
(
09/08/2007 14:17)
xxx:tsy ho sarotra be ho an'zaza ve zany ?:roll:
fianarana manisa nampiasain'ny ntaolo io kann!
7. sitlo
(
09/08/2007 14:20)
tsy sarotra io ry fiffi ah
tsy ny Ntaolo ihany fa izahay koa :-D
xxx:
fianarana manisa nampiasain'ny ntaolo io kann!
tsy ny Ntaolo ihany fa izahay koa :-D
10. sitlo
(
09/08/2007 14:41)
batonnet any am-pianarana dia anganon'ny Ntaolo tao an-trano.
fa ilay valo, toa tsy "tanatanany" no fahatadidiavako azy fa "tanatanana". Ricin hoy ny vazaha.
dia ilay folo toa "fanorehana", karazan-kazo fanasitranana mozavy.
Tadidididiko fotsiny izany fa tsy sure aho.
wooda> Toa "toha" fa tsy "toko", karazana trondro izay ilay izy.

11. Fiffi
(
09/08/2007 14:45)
tess:tess: hatraty akia io an ! fa mba nalaiko tam blaogin'olona de nataoko teto !
isa amontana
roa aviavy
telo fangady ihany no haiko hatrizay....
sitlo: de tsy marina njay zany ireo ?
12. sitlo
(
09/08/2007 14:47)
Fiffi:
Inona kay no nahatonga an'ity ?
Toa tsy fampianarana manisa ka. Toa fampianarana karazan-javaboahary.
Hazo nalaza tamin'ny andron'ny Ntaolo daholo ireo. Mbola tsy tapitra io fa mbola mitohy amin'ny anaram-biby indray.
13. Fiffi
(
09/08/2007 14:49)
de mba tohizo hoe akia raha fantatrao ? tena mahaliana be anaha manko le izy an ! :):-*
14. sitlo
(
09/08/2007 15:04)
ka tsy tadidiko koa, mila miantso an-dranabavy.
Lava-tanana tsy miasa ny foza
Boto kely matavy ny toha
Kely matsilo loha ny patsa
misy tsy tadidiko eto
Ny fangaraka no kely andilana, ny isan-jato no mafy.
Ny goaika no fotsy tenda, mpangala-boanjo ririnina.
tena 5/10 :°)

15. sitlo
(
09/08/2007 15:28)
Isa ny amontana
Roa ny aviavy
Telo fangady
Efa-drofia
Dimy emboka
Eni-mangamanga
Fito paraky
Valo tanatanana
Sivy rongony
Folo fanolehana
Andri-mainty be ny mpampango
Kely mpitsoka farara ny takatra
Lava-tanantsy miasa ny foza
Boto kely matavy ny toho
Kely matsilo loha ny patsa
Ny vano no lava tenda: maditra olom-pehezina
Ny takatra no fisa-doha: matory amorom-parihy
Ny sorohitra no kely fingo: sendra ny taho-miodivitra
Ny goaika no fotsy tenda: mangala-boanjo ririnina
Ny akoho no tsy nanidina: tsy nahandry ny andro zoma.
:wink:

16. ikaretsaka
(
09/08/2007 15:39)
fiffi: manampy ny Ntaolo hanisa io
dia karazana Aide memoirem satria ireo zavatra rehetra ireo dia soit isan'ny voany (noyau) , soit isan'ny ravinkazo @ tangozana 1 an'n'ireo zavatra ireo.
Jereo ny ravin'amontana, dia jereo ny ravin'aviavy, ny voan-drofia, ny voam-paraky...

18. sitlo
(
09/08/2007 15:53)
Lety eh, ry fiffi izany koa. Eo izy manontany hoe inona no tohiny dia rehefa aseho ny tohiny dia inona daholo ndray hono ireo. :x
19. sitlo
(
09/08/2007 16:34)
Ny malagasy izany, (ny merina no marimarina kokoa), dia tena mpampiasa sariteny tokoa tamin'ny andro fahiny.
Dia izy io izany fomba fiandrianan'ny fanjakana tamin'ny andron'Andrianampoinimerina.
amontana -> mpanjaka
avivay -> andriana
fangady -> loholona sy mpanolo-tsaina
rofia -> vahoaka
emboka -> razana
mangamanga -> lanitra, zanahary
paraky -> mpangalatra
tanatanana -> olona kamo
rongony -> olona mpidoroka
fanolehana -> mpamosavy
Dia ny momba ireo biby indray milaza ny toetra tsy tokony atao.
ranabavy no nanoro an'io fa izaho koa izay vao naheno an'izany

20. Fiffi
(
09/08/2007 16:40)
sitlo: :oops: heu...azafady akia fa sendran'zay donjona njy an ! :oops: fa misaotra akia an ! :-*:-*